Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 16h58
 

Filazana manjo

RABEMANANJARA TSIALONINA Jules

jeudi 26 juillet 2007 |  1069 visites 

Sitraky ny Tompo no niantsoany ny ray malalanay :

RABEMANANJARA TSIALONINA Jules

ny talata 24 Jolay 2007 rehefa nivahiny 56 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny ray aman-dreniny :
RAZAFITSIALONINA mivady sy ny zanany

Ny zanany :
TSIALONINA David sy Valérie
TSIALONINA Harivo Eddy
TSIALONINA Stève
TSIALONINA Diane
TSIALONINA Mialy
TSIALONINA Naly
TSIALONINA Tsiry

Ny iray tampo aminy :
RATREMATSIALONINA Frédéric mivady sy ny zanany
RAMANDATSIALONINA Morel mivady sy ny zanany
RAMANANTSIALONINA Fidelis mivady sy ny zanany
RAELIMANANTSOA Léa sy ny zanany
HERITSIALONINA Jimson mivady sy ny zanany
TSIALONINA Rémi mivady sy ny zanany
TSIALONINA Mamy mivady sy ny zanany
FANJATSIALONINA Lydie mivady sy ny zanany

Ny zafiny

Ny fianakaviana manontolo

Ny nofony dia ho enti-miala ao amin’ny Lot 20 Antehinohy-Ilafy ny zoma 27 Jolay 2007 amin’ny 1 ora sy sasany tolakandro ary entina hannomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ilafy Fahazavana alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ilafy-Antehinohy.

Jehovah no mpiandry ahy,
tsy hanan-java-mahory aho
(Salamo 23 : 1)