Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 octobre 2021
Antananarivo | 02h27
 

Filazana manjo

Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa :

Ny Andriana
RAVOAJA Bruno Jacques
Directeur Propriétaire de l’Entreprise ECA
Officier de l’Ordre national malagasy
Chevalier du Mérite sportif
Past Président Rotary Club Ivato
Président de la Fédération malgache de Boule
(1994 - 2004)
Maire de la Commune rurale Fiaferana-Avaradrano
(1999 - 2007)


Dia niamboho rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany, ny alahady 14 septambra 2008.

Hoy,

-  Ny vadiny :
Ravoaja Minotiana Mamisoa teraka Razanamahefa

-  Ny zanany :
Ravoaja Miora Aurore
Ravoaja Zoly Razakason
Ravoaja Voniniaina Fara Stéphanie
Ravoaja Razakason Mamisoa Nirina Bruno

-  Ny Rafozany :
Razanakoto Jacqueline vady, navelan’Itompokolahy Dokotera, Randriamahefa Anatole

-  Ny Renibeny :
Madame Veuve Rajaonarisoa Rafenomanjato Rose de Lima

-  Ny Iray tampo aminy :
Terak’i Printsy Ravelonanosy André sy Itompokovavy Ravoaja Josiane
Ravoaja Ginette Chantal sy ny zanany
Ravorombato Norbert sy Suzette sy ny zanany
Ravoaja Franck sy Saraha sy ny zanany
Ravoaja Jean-Jacques mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ravoaja Alain Georges mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Ravoaja Lucien mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Razanakolona Bera mivady

-  Ny Iray tampo amin’ny vadiny :
Professeur Razanamahefa Bakonirina Voninorosoa
Ratsimbazafy Guy sy Rivo Harilala sy ny zanany
Randriamahefa Ndriantsolo Andriambao sy Mino sy ny zanany
Razanamahefa Hanitriniaina Marotia
Docteur Andriantsalama Andrianonibe sy Lalanirina sy ny zanany
Rakotoniaina Armand mivady sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny Havany :
Terak’Itompokolahy Ravoaja Victor sy Itompokovavy Razafindrafara
Terak’ltompokolahy Dokotera Rafenomanjato Rajaonarisoa
Terak’ltompokolahy Dokotera Ranaivo Rafenomanjato
Zanak’ampielezan’i Fiaferana
Terak’ltompokolahy Randriamahefa sy Itompokovavy Razanamamy
Terak’ltompokolahy Razanakoto sy Itompokovavy Ravoninarivo
Taranak’Andriantsolo Andramasina
Taranak’Andriantsolo Andriamanarivo Antsongombe Betato
Ny teraka Andriamamboninolona

Ny Entreprise ECA

Ny Fianakaviambean’ny Tsipikanetibe manerana ny Nosy

Ny Rotary Club Ivato

Ny CMA (Clinique Maternité Anosibe)

Ny Fokontany Ambohinambo Talatamaty
Ny Fokontany Amboditsiry
Ny Fokontany Fiaferana

Ny Kaominina Fiaferana

Ny EKAR Antanimena
Ny EKAR Masina Misely Fiaferana

Ny nofony dia hiala ao an-tranony lot PR lot 98 Chemin des Epines de Jésus-Christ Ambohinambo-Talatamaty ny zoma 19 septambra 2008 amin’ny 10 ora antoandro, entina ao amin’ny EKAR Masina Misely Fiaferana, alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Kilonjy-Fiaferana.

« … aza ilaozanao aho, ry Andriamanitra ny famonjena ahy ».
(Salamo XXVII.9)

Ity no solon’ny fampandrenesana

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS