Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 29 avril 2024
Antananarivo | 13h19
 

Filazana manjo

Ny Andriana Dokotera RAMBELOSON Joseph Gabriel

« Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho,
dia ny handrenesako fa mandeha amin’ny fahamarinana
ny zanako ».
(3 Jao 4)

Tao amin’ilay fanantenana mahafinaritra no niamboho tany Frantsa ny malalanay

Ny Andriana Dokotera
RAMBELOSON Joseph Gabriel

teo amin’ny faha-97 taonany, ny Alatsinainy 6 aogositra 2007.

Hoy ny TARANANY miisa Efatra ambin’ny folo amin’ny zato (114) :

Ny Zanany :
RAMBELOSON Clarisse Léontine, veuve ROBSON Jacob
RAKOTONDRATSIMA Germain sy Dokotera RAMBELOSON Sylvère Eulalie
RAMBELOSON Edmond Hubert sy Mialitiana
RANDRIAMALALA Raymond sy RAMBELOSON Laure Jeannine
RAMBELOSON Irène Sophie
RAKOTOMANDIMBY Solomon sy RAMBELOSON Joséphine Maryse
RAMBELOSON Soloniaina Valentin sy Vololona
RAMBELOSON Benjamin Samuel sy Voahangy
RAMBELOSON José Christian David sy Charline
RAZANAJATOVO Samuel

Ny Zafikeliny sy ny zafiafiny :
ROBSON Josefa sy Voahirana ary ny zanany : Stéphane sy Joël
ROBSON Benjamin sy Aimée ary ny zanany : Natana sy Rova
ROBSON Claris sy Evelyne ary ny zanany : Marina sy Tohy
ROBSON Christelle ary ny zanany : Sandra sy Jérémie
Ny Terak’Itompokovavy RAMBELOSON Estelle Colette :
RAZANAMASY Lala sy Dina ary ny zanany : Rary, Hina, Andraina
RABENJA Ramy sy Natacha ary ny zanany : Antsa, Mihary, Tahina, Ony
RALAIARISEDY Haga sy Miora ary ny zanany : Riantsoa, Tsiry, Aro
LECLERCQ Fréderic sy Maharesy ary ny zanany : Tsiresy, Andrianina, Iharantsoa, Piet
RAHARINOSY Rija sy Nomena
RAKOTONDRATSIMA Johnson sy Fanja ary Fitia zanany
ANDRIAMIANTSO Hery sy Hasina
BERNARD Philippe sy Helisoa ary Herico zanany
RAKOTONDRATSIMA Sylvère sy Ihanja ary ny zanany : Ritchy, Liantsoa
RAKOTONDRATSIMA Hary Lys sy Lalaina ary ny zanany : Jimmy, Tsiory
Ny Terak’Itompokovavy RAMBELOSON Gisèle Orline :
HENRIOT Fabrice sy Sarah ary ny zanany : Julien, Mathieu, Timothée
MANFRE Fabio sy Gisella ary ny zanany : Enrika, Rachel
RAZANAJATOVO Steeve
RAZAKATIANA Yvon sy Haingotiana ary ny zanany : Kevin, Iari, Benjamin
ANDRIAMPARANY Jeannot sy RAMBELOSON Lova ary Liana zanany
RANDRIAMALALA Jô-Huss
RANDRIAMALALA Mô-Huss sy Annie ary ny zanany : Nancy, Shekinah, Mylène
RAMAHAISAHY Hery sy Laura ary ny zanany : Ludivine, Dierantsoa, Fahasoavana
RALIJAONA Thierry sy Orima ary Minasoa zanany
RAKOTOMANDIMBY Mihamina A.
RAKOTOMANDIMBY Nambinina A.
RAMBELOSON Tantely sy Lalatiana
RAMBELOSON Olivier
RAMBELOSON Georges
RAMBELOSON Sedera
RAMBELOSON Dera
RAMBELOSON Mirana
RAMBELOSON Kanto

Ny iray tampo aminy :
Rtoa RABOANARIJAONA Josette, vady navelan’Itompokolahy.
RAZAFIMBELO Edmond Olivier sy ny zanaka aman-jafiny
Ny Terak’Itompokovavy RAZAFIHELISOA Jeanne
Ny Terak’Itompokolahy ANDRIAMAMPIANINA Henri
Ny Terak’Itompokolahy RAMBELOMANANA Raymond
Ny Terak’Itompokolahy RAMBELOARISOA Jean de Dieu
Ny Terak’Itompokolahy ANDRIATSARAFARA Evariste
Ny Terak’Itompokolahy RABENADIMBY

Ny havany avy amin’i RAZAFIMBELO Jean, Rainy :
Ny Terak’Itompokolahy RAMAHENINA sy RASOAMIHANTA
Ny havany avy amin’i RAHELISOA Hélène Reniny :
Ny Terak’Itompokolahy RAINIZANAMANGA sy RASOARIMANANA

Ny havan’ny vadiny :
Ny Terak’Itompokolahy RAJAONA ANDRIANIFAHANANA sy RAFARA RATARANJAVELO
Ny FITERA

Ny fianakaviana manontolo avy ao AMBOANJOMBE, BEMASOANDRO, AMBOHIPIARA, AMBOHIDRATRIMO

Ny Fiangonana Advantista Malagasy, 92210 Saint Cloud,
Ny Fiangonana Advantista Ambohidratrimo
Ny Fikambanan’ny Mpianatr’i Kristy sy ny Sekoly Edenasoa Ambohidratrimo

Ny razana dia hiala ao amin’ny Hôpital Charles FOIX, 7, Avenue de la République - 94 205 IVRY sur Seine Cedex ny Alatsinainy 13 Aogositra 2007 amin’ny 2 ora ary hafenina ao amin’ny Cimetière communal, Rue de l’Université - 9 3160 Noisy Le Grand, aorian’ny fotoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, izay atao ao amin’ny Fiangonana Advantista 130, Boulevard de l’Hôpital, 75 013 PARIS (Métro Campo Formio) amin’ny 2 ora sy sasany.

Ho antsika eto an-toerana ny Alatsinainy 13 Aogositra 2007 , manomboka amin’ny 1 ora tolakandro dia hisy fotoam-pivavahana ho fampaherezana ao amin’ny Fiangonana Advantista Mandrosoa, Antananarivo.

« Miandry ny fanantenana mahafinaritra sy ny fisehoan’ny
voninahitr’Andriamanitra lehibe sady Mpamonjy
antsika dia Jesosy Kristy »
(Titosy 2:13)

Ny Fianakaviana dia hivory ao :
_ AMBOHIDRATRIMO Lot 55 EV II ny sabotsy 11 Aogositra 2007 tolakandro (tel 033 11 375 76)
ANJANAHARY Lot II N 136 (Garage Tolonne) ny Alahady 12 Aogositra 2007 tolakandro.

2, rue des Cailloux
92110 CLICHY- FRANCE
06 15 97 37 07
06 70 16 29 03

Ity filazana ity no solon’ny fampandrenesana ho an’izay rehetra tsy tratra antso

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS