Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 5 mars 2021
Antananarivo | 13h09
 

Filazana manjo

Ny Andriambavy RAHOLDINA Raholisoa Suzanne Odette

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa

ny Andriambavy RAHOLDINA Raholisoa Suzanne Odette
Chevalier de l’Ordre National

dia niamboho ny alatsinainy 10 Jona 2013 rehefa nivahiny 86 taona teto an-tany.

- Ny zanany :
Dr. Rabemanantsoa Raholdina Monjy Lalao sy Phalène
Ravelontseheno Aurélia
Rev. Ravelo-Hoerson Nicole sy Allain Georges
Rajaonarivony Alain sy Marie-Lucie
Rajaonarivony Colin
Klunzinger Ann
Dijoux Micheline sy Fritz
Dr. Heydenreich Rajaonarivony Raholdina Sarah
ny taizany

- Ny zafikeliny :
Rabemanantsoa Tahina sy ny vadiny
Rabemanantsoa Michael
Dupressoir Rajaonarivony Nirina sy Antoine
Rajaonarivony Joella
Rajaonarivony Mikael
Rajaonarivony Anthony
Dr. Dijoux Louville Ruth sy Baptiste
Dijoux Hans
Heydenreich Christopher Aina

- Ny zafiafiny :
Kintana sy Timéo

- Ny iray tampo aminy :
Teraki’Itpkl RAHOLDINA Samuel sy ny zanaka aman-jafiny
Teraki’Itpkl RAHOLDINA Charles Fils
Teraki’Itpkl RAHOLDINA Thomson sy ny zanaka aman-jafiny
Teraki’Itpkl RATOBY Raymond sy ny zanaka aman-jafiny
Vady navelan’Itpkl RAHOLDINA Albert sy ny zanaka aman-jafiny

- Ny fianakaviana manontolo avy amin’ :
Itpkl RAOMBANA sy Itpkv RAZAFINDRAMANANA
Itpkv RASOAZANANORO Suzanne Antoinette
Itpkv RAOLONA
Itpkv RABAKO (sage-femme)
Itpkl RABEMANANTSOA Victor
Itpkl Maître RAJAONARIVONY Victor

Ny fiangonana FJKM sy ny fokontany Fihasinana, Ankadinandriana Avaradrano
Ny fokontany Ambohijanaka Gara
Ny fokontany Andranovelona, Ilafy Avaradrano
Ny fokontany Antsahamasina, Ambohimanarina
Ny tapaka sy namana ary ny Assemblée évangélique, Strasbourg-Neudorf.

Ny nofony dia hoafeniny amin’ny asabotsy maraina ao amin’ny cimetière Saint-Urbain, place de l’Etoile, aorian’ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Assemblée évangélique, 5 Rue Baldner Strasbourg-Neudorf.

Tsy misy tsy ho hain’Andriamanitra atao. (Lioka 1:37)

Annonces

Filazana manjo

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS