Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 12h21
 

Malagasy

Radio tsy miankina

Mihorohoro ny mpiasa

mercredi 21 janvier 2009 | Naivo kely

Mafàna manaraka ny raharaham-pirenena ny fandrahonana haino aman-jery eto amintsika. Iny niarahana nandre iny fampitandremana nataon’ny fanjakana ny radio Viva, izay voalaza fa mitarika ny olona hanongam-panjakana. Teo ihany koa ny fandrenesana ny fanakatonana ny radio “Ravinala” any Manakara omaly.

Taorian’ireo, dia mihoroho ny mpiasan’ny haino aman-jery samy hafa. Mikasika ny vaovao avoakan’ireny haino aman-jery samy hafa ireny, izay mety tsy ahafa-po na ny andaniny na ny mpomba ny ankilany. Ekena fa mety samy hanana ny firehany ny mpanao gazety samy hafa, nefa aoka tsy ho entina hampitahorana ny haino aman-jery samy hafa ny toy izao. Izay heverina fa mandika ny lalàna velona mifehy ity asa ity kosa, dia hafa izay.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS