Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 12h35
 

Diaporama

Les membres du gouvernement Monja Roindefo

jeudi 10 septembre 2009

3 commentaires

Vos commentaires

  • 10 septembre 2009 à 08:32 | Noue (#2427)

    Le monde entier connait maintenant les vrais visages des personnes qui
    ont trahies le Groupe International de Contact, et qui ont sabotées
    les négociations internationales orchestrées par l’ONU et l’UA. Nous
    pensons que ces personnes porteront à jamais la pleine responsabilité
    des échecs des négociations pacifiques de Maputo I et II

    • 10 septembre 2009 à 18:14 | Jaotody (#3158) répond à Noue

      Tsy atao mahagaga mihintsy ny trangan-javatra toa ireny.. Ny ratsy tsy mba kely lalana, ary mbola ho ela koa i Madagasikara vo handroso raha olona toa ireny foana no hitondra azy, ny fihemorana aloha no tena hita sorotra sy azo vinavinana fa ho lovan’ny taranaka atsy ho atsy e.

  • 10 septembre 2009 à 16:04 | Zozohery (#2657)

    Odo ié ...
    Ministra FOZAORANA, izy rehetra RAKOTO-NANDRA-SANA. Za aloha kely ny finoako e
    Raha voasakany ny fanapotehana ny harem-pirenena manjaka aty aminay avaratra atsinana (Analanjorofo sy SAVA)resaka bolabola io (bois de rose) aty dia mety hanova ihany aho hoe RAKOTO-MAMELI-SANA. Nefa amin’ny fomba ahoana ? Izay vola kelim-pirenena azo tokony ho ataon’ny foza orana ampôsy ve ho laniany hanafoana io habibiana atao amin’ny zava-boahary anaty ALAN-JAVA-BOAHARY AROVANA « reserve de masoala » io. Foano io raha mazana ianareo ministra ireo, ianareo rehetra ireo mihitsy no mila mihetsika vao mety ho foana io. IZANY HOE NY TIAKO HO TENENINA DIA IANAREO MINISTRA FOZAORANA REHETRA IREO TSY HAHARESY NY MPAMAKY ALA EFA MI-ISA HO 4000 OLONA MAHAY TSARA NY AO ANATY ALA AO, raha MAZANA ianareo hoy aho dia ravao aloha ireo fa mahonena ny tanindrazana (raha tena tia tanindrazana ianareo fa tsy de tia pôsy loatra), ary ataovy haingana satria eritrereto hoe 4000 olona no manapaka hazo « bois de rose » 1 na 2 isan’andro dia ao anatin’ny herin’andro fotsiny dia efa rava ny 56 000 foto-kazo sarobidy ao). Indrindra ianareo ao amin’ny fiarovam-pirenena, fa aza ilaozana mandrahona gasy kely amin’ny kalaky fotsiny, satria tsy fiarovam-pirenena no ataonareo fa fiarovana FOZAORANA, ka lany ny vahoaka malagasy atao ahoana moa fa izay no maha-RAKOTO-NANDRA azy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS