Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 12 avril 2021
Antananarivo | 02h15
 

Enseignement

Enseignement

Les inscriptions aux examens du bacc débuteront ce mois de mars

samedi 13 mars | Mandimbisoa R.

Les examens du baccalauréat se précisent pour l’année scolaire 2020-2021. Le ministère de l’Enseignement supérieur et de la Recherche scientifique (MESUPRES), indique que les inscriptions pour ces examens seront ouvertes à partir du 22 mars et seront clôturées le 28 mai. Les épreuves se dérouleront du 9 au 13 août pour l’enseignement général et la première partie de l’enseignement technique. La deuxième partie pour le bac technologique, professionnel et technique se déroulera du 16 au 19 août.

Le ministère de tutelle précise que les droits d’inscription sont de 15.000 ariary pour les candidats d’école, de 50.000 ariary pour les candidats libres. Ils sont de 100.000 ariary pour les candidats de nationalité étrangère ayant effectué leur scolarité à Madagascar.

La nouveauté de cette année, c’est la toute nouvelle série Organisation-société-économie qui entre dans la catégorie baccalauréat général. 218 lycées publics et privés de Madagascar ont déjà lancé ce programme depuis l’année scolaire 2018-2019. Les élèves de la première promotion de ce nouveau système passeront leur baccalauréat cette année.

5 commentaires

Vos commentaires

  • 13 mars à 11:43 | nez_gros (#10715)

    ANDRY et TINOKA ont déjà leurs dossiers bien réunis pour le Bacc,
    - TGV va passer le Bacc spécialités Music et Evènementiel , il s’est entrainé sur TIkTOK
    - Tinoka , spécialité sport et éducation sportive, il s’est entraîné au stade Manarapenitra

    cette fois ci , ceux qui les traitent de tsy ampy solaitra vont fermer leurs bouches... on croise les doigts

  • 13 mars à 19:50 | Shalom (#2831)

    Tsy adino velively ny Velirano miseho isan’andro : Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena

    TRAGEDIE DU ROI CHRISTOPHE (DJ TSY AMPY SOLAITRA)

    IZA AMIN’IRETO ARY NO TANTERAK’I DJ Roi Christophe ?

    Valin-teny tsotra no angatahina : vita, tsy vita na mbola tsy vita.
    Mijanona ity lalao ity rehefa miala eo amin’ny toerany io fitondrana fopla io.

    - Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
    - Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana
    - 200 000 ar ny karama farany ambany
    - Bulding marobe
    - 50 000 logements
    - 4x4 afaka mananika tendrombohitra
    - Drônes miady amin’ny dahalo
    - Miami
    - Côte d’Azur
    - Parking EPP
    - Tanamasoandro
    - Piscine olympique
    - Puce-n’omby
    - Tramway
    - Fambolena Coton Tuléar
    - Paris (Antsihanaka)
    - Fizarana tany 1ha isan’olona
    - Angidimby 10
    - Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
    - Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
    - Panneaux solaires anti-delestage
    - Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
    - Fampianarana maimaim-poana
    - Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
    - Asa ho an’ny rehetra
    - Indostria ho an’i Madagasikara
    - Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
    - Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
    - Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
    - Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
    - Ny spoaro, rehereham-pirenena
    - Ady amin’ny kolokolo
    - Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
    - Orin’asa isaky ny faritra 22
    - Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
    - Kit scolaire + feutre (???)
    - Comptoir d’Or de la BFM
    - Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
    - Ho foanana ny sénat
    - Oniversite isam-paritra
    - Karniem-pokotany misy "CODE BARRE" manara-penitra
    - Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
    - GasyCar
    - Kianja manara-penitra
    - Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
    - Ozinina momba ny fambolena any Itasy
    - Drônes
    - RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
    - La plus grande cimenterie d’Afrique
    - Usine éthanol Ambilobe
    - Locomotives FCE avec les Wagons ...
    - Flyover Antananarivo andrefana
    - Ordinateur par Fokontany
    - Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
    - Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
    - Digitalisation bourses d’études
    - Plan Marshall
    - Iles Eparses

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

    • 13 mars à 20:23 | LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331) répond à Shalom

      Taloha tokoa dia rehefa vita kabary dia lazaina ho toa ny efa vita ny asa nampanantenaina.
      @ fomba Malagasy tsy tenitenenina fahatany izany ve velirano izany fa manody @ taranak’izay nanao izany raha tsy tanteraka.

      @ andron’ny aterineto izao dia voarakitra tsy azo adinoina intsony ireo teny nomena ka mamatotra izay nilaza azy.

      - Raha tsy misy ny hoentimanana sahaza , tsy toa fampanantenana poak’aty ihany ve ireo lazain’i ANR ?

  • 13 mars à 19:51 | Shalom (#2831)

    Tsy adino velively ny Velirano miseho isan’andro : Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena :
    Ireto ny toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :

    - MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
    - Ireo mpikaraman’ady "serbes"
    - Kianjan’ny Demokrasia
    - 26 janoary 2009
    - 07 febroary 2009
    - Bonbon sisety
    - Resaka doublon
    - Gadra tany Farfangana
    - Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
    - Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
    - Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
    - Miaramila tany Amparafaravola
    - Ecrans plats (MinInter)
    - Resaka Rolly Maercia
    - Volamena tatsy Morisy
    - Volamena tatsy Comores
    - Satro-boninahitra Ranavalona
    - Volamena 73,5 kilao
    - Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
    - Ny vidin-tsolika
    - Ny delestazy
    - Ny rano maloto
    - Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
    - Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
    - Varotra ny Nosy Mitsio
    - Fifanekena amin’ny sinoa
    - Vy any Soalala
    - Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny mpianatry ny anjerimanontolo Toamasina
    - Tsy fandoavana ny karama 4 volana an’ny mpiasan’ny anjerimanontolo Toamasina
    - Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
    - Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 13 mars à 20:55 | Shalom (#2831)

    Hoy i 13 mars à 20:23 | LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331) répond à Shalom ^
    Taloha tokoa dia rehefa vita kabary dia lazaina ho toa ny efa vita ny asa nampanantenaina.
    @ fomba Malagasy tsy tenitenenina fahatany izany ve velirano izany fa manody @ taranak’izay nanao izany raha tsy tanteraka.


    Raha tsaroantsika dia efa nametrapetra ny momba ny atao hoe velirano teto i Vohitra tamin’ireny fotoan’androny ireny ary mifanojo mihitsy amin’ny voalazanao ny nosoratany fa manody tokoa izany raha tsy vita.
    Saingy notezaina tamin’ny fomba malagasy ve ity mpitondra ity ?
    Tsy dia mino loatra aho. Hitantsika tsara ny soratr’ireo mpanohan’azy maneso sy mandatsa an’i Vohitra ny amin’ny soratra ataony momba ny hoe "fomban-drazana".

    Hoy ny soratr’ilay kaondrana izay hoe : efa taon-jato faha 21 hono isika izao sns sns …

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS