Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 18 juillet 2018
Antananarivo | 19h06
 

Société

Société

Les faux billets de 10 000 et 20 000 ariary gagnent du terrain

mercredi 16 mai | Vavah Rakotoarivonjy

La prolifération des faux billets est incontestablement la conséquence directe de l’instabilité politique dans le pays actuellement. En moins d’un mois, trois faux monnayeurs ont été interpellés par les forces de l’ordre dans la capitale. La dernière en date remonte à lundi dernier. Deux personnes ont été arrêtées par les éléments du Service Anti-Gang (SAG) à Anosy, avec 10 millions d’ariary de faux billets, dont des coupures de 20 000 ariary et de 10 000 ariary.

Le cerveau de cet acte de contrefaçon de monnaie aurait eu avec lui 60 millions d’ariary qu’il avait cherché à échanger et faire circuler en douce sur le marché. Malheureusement, lors de cette intervention, les forces de l’ordre n’ont pas pu saisir que le sixième de cette somme sur cet homme.

Le pullulement des tentatives de corruption en ce moment de crise et le manque de sécurité et de contrôle sont propices à la circulation des faux billets. D’autant plus que les nouveaux billets émis dernièrement, notamment les billets de 20 000 et 10 000 ariary, seraient faciles à falsifier.

6 commentaires

Vos commentaires

  • 16 mai à 11:30 | Ibalitakely (#9342)

    Izaho indraidray mieritreritra, na mandritry ny fotoana misy korontana na tsia, hoe maninona raha eny @ ireny varavaran’ny biraom-panjakana rehetra ireny toy ny Fkt, kaomina, minisitera, paositra sns, & na eny @ ireny orinasa na miankina na tsy miankina ireny dia asiana peta-drindrina [A3 na A4 dia ampy] milaza & mampahatsiahy ny olon-drehetra ny eloka mateti-pitranga eto @ fiaraha-monina tsy tokony atao intsony. Izany dia atao karazana tabilao manambara ireo karazan’eloka voararan’ny lalàna velona ka mahavoa sazy. Izany fahadisoana izany izay tena fahita & fandre matetika na eo @ fiaraha-monina na koa eny @ commisariats de police/brigades de gendarmerie na eny @ fitsarana, tahaka ny fanompana na fikasian-tànana na fangalarana na fisolokiana na fanimbana zavatr’olona na fanaovana vola sandoka sns. Mety mba mampiena adalana miseho matetika izany & na any @ sekoly [CEG, lycées, universités ...] ihany koa aza dia efa azo asiana izany tabilao/filazana izany ho fanoroana dieny tanora ny olona mba tsy ho tratra ny ilay atao hoe « erreurs de jeunesse » izay mety hanimba ny ho aviny iray manontolo [aleo misoroka toy izay mitsabo].
    Tsy dia mila fandaniana betsaka ny fanatanterahina izany fa ttsy A4 na A3 fotsiny ohatra misy tabilao ahitana iretsy karazan’eloka & ny sazy mety mifandraika amin’izany. & tahaka ny malaza fandre amin’izao fotoana hoe AOKA IZAY NY KOLIKOLY dia mba asiana koa hoe AOKA IZAY NY ADALANA TSY VOAHEVITRA. Ny an’Ibal’ moa mba eritreritra ihany rey olona !!

    • 16 mai à 11:33 | Ibalitakely (#9342) répond à Ibalitakely

      Ny MININTER na ny minisiteran’ny mponina ohatra no miandraikitra ny fanatanterahina izany manerana ny nosy.

    • 16 mai à 17:42 | Turping (#1235) répond à Ibalitakely

      Ibalitakely ,
      Tsara anie ny mampatsiahy ny rehetra ny yzavatra tsy tokony atao sy ny sazy mihaza : hoe helohin’ny lalàna @ asa an-terivozona mandra -pahafaty ny fanaovana vola sandoka .
      Ny olana tena mipetraka dia eo @ ankamaroan’ny mponina ,ny tantsaha ,ny tsy mahay mamaky teny sy manoratra ,ka tsy fantany akory hoe ,inona avy ireo kritera mba hahafantarana ny vola sandoka ???? fa tsy tonga dia jamban’ilay handray sy hamerim-bola fahatany .Mila arahi-maso sy vérifié -na daholo ny vola vaventy rehetra .
      Tokony aparitaka eran’ny nosy aza itony ireny karazana stylo fizahana ny tena vola @ sandoka ,izay tsy lafo vidy ,na ny mpivarotra anana aza tokony hanana azy satria ilay taratasin’ny tena vola tsy mihofo raha zahana amin’iny fa ilay sandoka tokony dia miforetaka ny « encre » .

    • 16 mai à 17:43 | Turping (#1235) répond à Ibalitakely

      Ny sazy mihatra ....

    • 17 mai à 11:12 | Ibalitakely (#9342) répond à Ibalitakely

      Turping bonjour,
      Marina tokoa ny voalazanao satria eo amin’ny 50% sa firy tokoa ny tsy mahay mamaky teny eto amin-tsika, kanefa koa izany ve ohatra no tsy anaovana kaopia na kara-panondro na karine-pokontany na fa betsaka no tsy hahay amaky izay voalaza ao anatiny, & raha miresaka fifidianana ho avy koa dia tsy ilaina ve izany ny lisi-pifidianana & ny kara-pifidianana & izay zavatra ara-tsoratra mifandraika amin’izany ?? Ny takela-by amin’ny fifamoivohizana misy soratra koa ve izany tsy ilaina intsony ?? Fa tsara foana ny mba misy « procédures » arahina entina milaza fa efa nampafahatarina an-tsoratra ny rehetra, sady mitarika ny tsy mahafantatra izay voasoratra rahateo izany mba ianatra mamaky teny & manoratra. Ny fanamboarana aranjono koa ange tsy hoe natao ho an’ny efa mahay ihany fa misy koa ny vao tia hianatra ohatra, & raha ilay fiteny hoe « nul n’est censé ignorer la loi » nefa ilay izy aza tsy mba misy fampafantarana voasoratra. Ilay izy rahateo hoy aho tsy andaniana vola & fotoana be, sa ahoana hoy ianao ??

  • 16 mai à 17:38 | SNUTILE (#1543)

    Hourra ! Hourra encore d’autres faux billets à chercher et trouver.
    Maintenant le peuple est conscient de l’impact du faux billet sur leur forces, sur leur riz, sur leur vie qui est l’économie du pays.
    Bravo.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 257