Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 19 novembre 2019
Antananarivo | 00h00
 

Politique

Elections législatives

Les candidats de l’IRD couvrent les 119 districts

mercredi 27 mars | Arena R.

La course aux élections législatives est désormais lancée. Les grands partis et groupe de partis, à l’instar de la plateforme « Isika Rehetra Miaraka amin’i Andry Rajoelina » (IRD), regroupant les pro-régimes et le « Tiako i Madagasikara » de l’ancien président Marc Ravalomanana, candidat déçu du deuxième tour de la dernière élection présidentielle, se lancent dans la précampagne. Hier, la plateforme acquise à Andry Rajoelina a présenté ses candidats officiels aux législatives pour la province d’Antananarivo.

La plateforme « Isika rehetra miaraka amin’i Andry Rajoelina » annonce couvrir en terme de candidatures les 119 districts de Madagascar, comme l’avait affirmé Christine Razanamahasoa, coordinatrice nationale du Mapar. Le TIM de Marc Ravalomanana indique quant à lui avoir présenté 109 candidats à travers les 119 districts.

Pour Antananarivo-Renivohitra, quatre têtes bien connues dont trois dans le monde culturel et non moins anciens députés se trouvent en tête de liste de l’RD : Lanto Rakotomanga pour le 2ème arrondissement, la chanteuse Anyah pour le 3ème arrondissement, Rossy pour le 4ème arrondissement et Naivo Raholdina pour le 5ème arrondissement. Dans les autres circonscriptions électorales, des artistes ou des anciens députés mènent la bataille.

Dans le Nord, l’opérateur économique, Tatie Chris se présente à Nosy-Be, Jerry Marcos à Antalaha, Souleman à Ambanja et Zoky Vonjy à Sambava. A Fianarantsoa, on retrouve Christine Razanamahasoa, Brunelle Razafintsiandraofa à Ikongo, Hasimpirenena à Fandriana et la très polémique Giscard Andriano à Manakara. Dans la province de Mahajanga, il y a Nina à Mahajanga I, Marie Thérèse alias Sosoa à Bealanana. Dans le Sud, il y a notamment le chanteur Tsiliva à Morondava et Siteny Andrianasoloniako à Toliara. Dans l’Itasy, le journaliste Fetra Rakotondrasoa (Miarinarivo).

Lors de la présentation des candidats-députés pour la province d’Antananarivo, le secrétaire général du Mapar, Hery Rasoamaromaka a indiqué qu’il n’y a que les candidats officiellement investis qui peuvent prétendre être avec le régime actuel. « Ces candidats ont eu la bénédiction du Président Rajoelina », a-t-il poursuivi.

Pour le Mapar en particulier, ces élections législatives devraient permettre de « caser » ceux qui ont soutenu le Président lors de la présidentielle. Ils doivent toutefois faire leur preuve à l’issue de la voix des urnes. Les autres ténors du Mapar considérés comme étant les artisans du retour de l’ancien président de la Transition au pouvoir, sont déjà placés au sein du staff de la présidence et dans le gouvernement, à l’instar d’Augustin Andriamananoro, Pierre Houlder, Rinah Rakotomanga. Il en est de même pour les Lalatiana Rakotondrazafy, Naina Andriatsitohaina et Hajo Andrianainarivelo.

31 commentaires

Vos commentaires

  • 27 mars à 10:38 | I MATORIANDRO (#6033)

    Hi ! Hi !

    ratsy tarehy mangata-bady ka ny anaran-dray no enti-mangataka !!!

    Inona zao no ifandraisan’ny ird sy ny hoe irmar ???!!! famitaham-bahoaka fotsiny satria tsy matoky tena ???!!!

    De manaiky an’zany ny hcc ???!!!

    Ny antso ataoko @reo tsy mankasitra ty fitondrana ty de tsotra fotsiny raha te- ho lany.

    Atao vaky bantsilana mandritra ny fampielezan-kevitra ireo kitoatoa nitranga tato anatin’ny 3 na 4 volana nahazoan’reto miakanjo fingotra reto dia vita ny resaka.
    - Iza no tena mpanavakavaka ara-poko ???!!!
    - Iza no te- hanao didy jadona ???!!!
    - Iza no mpandainga ???!!!
    - Iza no mandady @ mpamatsy vola ???!!!
    - Iza no miaro ireo mpanao hanjamena sy ireo olon-dratsy ao anaty haron-doa-body ???!!!
    - Iza no .......

    Betsaka fa de anjaran’reo antoko na ireo olona tsy te-hiaraka @ ty fitondrana napetraky ny hcc ty no mamatra-patratra mandritry ny fampielezan-kevitra fa tsy hitsitsitsitsy hiafina ao ambadiky ny hoe fihavanana sy fitiavana mihatsara-velatsihy fotsiny.

    I’m frustrated and vicious.
    Samia velonaina.

    • 27 mars à 11:11 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à I MATORIANDRO

      O ry Mato ah f’angaha dia efa lany hevitra hahafahana mandresy lahatra anareo no hazo avo halan-drivotra no toanana ? Tsy hianjera izany io r’i Mato fa ny anareo indraindrao mba ho lasa avo kokoa amin’ny lafiny rehetra.

    • 27 mars à 12:18 | I MATORIANDRO (#6033) répond à I MATORIANDRO

      Zay no mba hevitra takatray.

      Avoahy aloha ny hevitrareo bozaka aman’ahitra iaraha-mijery.

      Samia velonaina.

  • 27 mars à 11:55 | Vohitra (#7654)

    Miarahaba Tompoko,

    Teo amin ny tantaram-pirenena dia mbola tsy nisy fitondrana ka hoe telo volana monja taorian ny nandraisana ny fahefampanjakana dia efa niofo sahady nivadika mangidy hoditra sy halam-bahoaka ary lasa faneso sy nibaby henatra toy ireto MAPAR ampisalorana ity hodim-boay antsoina IRD ity.

    Na izy ireto ary toa efa mahatsiaro mangahiahy sy menatr’olona rehefa antsoina hoe MAPAR eny imasombahoaka eny.

    Aleo fa hisy ho levona amin ny akora sy latsa eto tsy ho ela e, izy ireto izany no fahavalo iombonana, aleo hifanatrehana tokoa ary eny ankianja e !

    • 27 mars à 12:15 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Vohitra

      Ahitsiko kely ianao !!!

      Tsiranana vao lany t@ salan’isa 90 isan-jato d’efa naongan’ny olona teny an-dàlam-bé volana vitsy taty aoriana raha tsy diso tantara aho an ???!!!

      Fa tantara zany ka tantara e !!! Zany o ???!!! Efa taloha be zany ka tsy hiverina intsony !!! Adala ny vahoaka taloha fa zao efa hendry.

      Samia velonaina.

    • 27 mars à 13:50 | Isandra (#7070) répond à Vohitra

      Vohitra,

      Mangidy hoditra ?

      Asa aloha any Faravohitra any.

      Fa raha ny hitanay aloha, dia azo antoka ny onja volom-boasary,...!

    • 27 mars à 14:01 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Isandra,

      Mba ratsy fijery koa ange ianareo izany e, voasary efa rakotra fanday anie izy izany e, mihintsan-dravina amin ny andro fahavaratra....

    • 27 mars à 14:36 | Isandra (#7070) répond à Vohitra

      Vohitra,

      Izay no fanirian’ny eny Fara-Vohitra, fa ny zava-misy vaomaika mirobona sy midoroboka tsara,...

      Ho porofoina amin’ity fifidianana solombavambahoaka ity izany.

      Tandremo ireny voakazo mbola maintso ireny, fa mamparary kibo ah !

    • 27 mars à 14:43 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Isandra,

      Efa rakotra antsoro sy bozaka aman’ahitra izy izany fa tsy misy mpiava e !!!!

    • 27 mars à 15:10 | Isandra (#7070) répond à Vohitra

      Vohitra,

      Ny ahin-dratsy tsy maintsy misy eo foana, fa kosa matoa mandrobona tsara maharakotran’ny 119 district, dia tsy maharesy azy ny fisian’io,...

      Any amin’ny HVM any izao angamba no tena mandrobona ny ahin-dratsy,...!

    • 27 mars à 16:41 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Oh ry Isandra a !

      Toa be tsy handraofana fotsiny anie izy izany e, misy efa lozitra ampitoerana e

  • 27 mars à 12:42 | be-kathala (#9797)

    Tsisy olomanga intsony fa dia ny bômaka sy ny artista lany daty sisa no mameno trano !

  • 27 mars à 13:05 | Isambilo (#4541)

    Noheveriko fa efa lasa razana niaraka @ milliard i Lanto Rakotomanga.
    Avotry ny fitiavan’i Rajoelina angamba ?

    • 27 mars à 14:51 | Maxim (#5960) répond à Isambilo

      mampangetaheta le milliard e, fiaramadinika izy tamin’iny fa amin’ity tonga de camion ndray.

  • 27 mars à 13:47 | Isandra (#7070)

    Pour garantir la stabilité politique, la clé du développement et les réalisations de promesses présidentielles, vous n’avez qu’une seule solution les Malagasy,...

    • 27 mars à 13:54 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Après la vague orange que les Malagasy vont offrir au Président, nous verrons des poses de première pierre, partout, dans toute île,...!

    • 27 mars à 14:05 | Maxim (#5960) répond à Isandra

      Fa inona sahady ty mivadi-dela ty, fa nga tsy efa azonareo ny filohampirenena ka inona ndray no hoe stabilité sns …….To lasa tsy nahatoky tena ve ?

    • 27 mars à 14:06 | Vohitra (#7654) répond à Isandra

      Iiiieeee, atao ohatran ilay fototra napetrak i deba tamin ilay tanana nantsoiny hoe " idees 21 " tao amin ny Kaominina Jafaro tamin ny taona 2000 e !!!!

    • 27 mars à 14:38 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Maxim,

      Angaha tsy hainao ilay hoe ny filoham-pirenena no fanomboana, fa ny solombavambahoaka ho fanamafisana.

    • 27 mars à 14:57 | Maxim (#5960) répond à Isandra

      fa inona moa no atahoranareo na ilainareo olona mpanangatanana fotsiny reo e. Alefaso @ zay le IEM fa taraiky tsika e. Mba efa te hipetraka @ trano conteneur avy ny vahoaka tsy misy trano rehetra.

    • 27 mars à 15:15 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Maxim,

      Tsy fahatahorana ny manao izay hahazoana député maro, fa tafiditra ao anaty règle démocratique,...!

      Ny IEM efa manomboka tsara,...Tahakan’ny fanaovana trano ihany io, tsy hoe eo ampiadiana fototra no manomboka ny asa fa manomboka mialoha izay, ny fikarakarana ny taratasy, ny fisorohana ny bozaka, sns,...

    • 27 mars à 15:19 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Maxim,

      Ny Miami izao efa iny nolazaina iny ny hiatombohany, toy izany koa ny puce n’omby,...

      - Ny tanamasoandro efa nivoaka ny didy fangalana ny tany eny an-tsimondrano,
      - Ny Building, efa nivoaka ny didy fakana ireo tany hanaganana azy,...

      sns,...

      Angaha atsy hio atsy tsy ny sofina indray no madilo aheno, ny fanomboan’ny asa etsy sy eroa,...!

    • 27 mars à 15:35 | Maxim (#5960) répond à Isandra

      betsaka no efa diso fanantenana @ vahoaka nifidy ty TGV, to tsy arakarakan’ny anarany le fomba fiasa fa ny nataony teo aloha iany no ataony. Le fanendrena ministra iany aloa hatreto no haingampandeha, fa ny sisa zay de @ lay lazainao oe misoroka bozaka aloha dimy taona e. de ny fangadina fotona zany 10 taona, de ovina vao hanao tafo sy ny finition rehetra ? tena TGV tokoa ve zany sa sokatra.

    • 27 mars à 15:48 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Maxim,

      Hatreto aloha ny ZD no diso fanantenana, fa toa ho vitan’ilay kely ihany fampanantenany.

      Fa raha mpanohan’azy vaomaika velombolo mahita ny asa efa hatomboka.

    • 27 mars à 15:59 | Maxim (#5960) répond à Isandra

      Isandra,
      Aoka zay le valala eny andanitra ka asina sira. Asio asa mivaingana @zay, raha le t@ propagandy reny no vitesse initiale, tokony efa en croisière tsika zao. Sa ve famitahambahoaka fotsiny reny t@ propagandy reny ?

    • 27 mars à 17:12 | vatomena (#8391) répond à Isandra

      Il est glorieux de poser la première pierre ,Isandra ,mais qui va rembourser le pret ? Rajoelina ,en personne ? J’en doute ...

  • 27 mars à 15:06 | loft mariana (#10466)

    Et ils couvriront aussi Antsibazaza ! Pas comme certaine qui veulent envahir mais qui ne servent à rien !!

    • 27 mars à 16:07 | Vohitra (#7654) répond à loft mariana

      Vous voulez dire le parc botanique et zoologique de Tsimbazaza surement !!!!

  • 27 mars à 16:26 | Milaza (#10526)

    Le plateforme IRD est sûr de remporte la majorité à l’Assemblé Nationale sur l’élection législative parce qu’actuellement Andry RAJOELINA est déjà Président de la République Malgache

    • 27 mars à 16:34 | Vohitra (#7654) répond à Milaza

      Les candidats de IRD sont des candidats d Etat alors

    • 27 mars à 17:49 | lafu_ny_su_krill (#10001) répond à Milaza

      Hafa kely koa zany fomba fisainana izany.

      Ils vont avoir la majorité car ils vont faire des fraudes... comme ARA quoi.
      Rien de neuf

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS