Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 20 septembre 2020
Antananarivo | 01h05
 

Infrastructure

Infrastructure

La réhabilitation du stade de Mahamasina accuse un retard

mardi 28 avril | Mandimbisoa R.

Prévisible. Les travaux de construction du nouveau stade de Mahamasina ont connu un retard d’un mois, a déclaré hier Gérard Andriamanohisoa, conseiller technique du président de la République, en charge des aménagements. Seulement une partie de la tribune sera livrée avant le 26 juin, date à laquelle la livraison des travaux a été estimée.

Lors d’une descente effectuée hier au stade de Mahamasina, il a expliqué qu’un dixième seulement des conteneurs transportant les matériels nécessaires à la réalisation des travaux est arrivé à Madagascar. Mais à cela s’ajoutent également les difficultés en ressources humaines, liées également à la crise sanitaire mondiale.

Sur les 1000 conteneurs attendus, 125 seulement ont été arriver. Ce serait le cas pour les coffrages métalliques. « Un bateau qui devrait arriver à Madagascar le 25 mars n’accostera que vers le 29 avril prochain. D’autres compagnies maritimes ont annulé leurs voyages, et des pays ont refusé le passage des navires chez eux », explique le conseiller du président de la République.

Il y aurait également des problèmes au niveau des mains-d’œuvre à cause des mesures de confinement prises à Madagascar. « Nombreuses mains-d’œuvre malgaches sont rentrés chez eux, et la semaine dernière, il ne restait plus que 50 travailleurs malgaches sur les chantiers », regrette-t-il. Ainsi, la société responsable des travaux a dû procéder à des recrutements de 250 mains-d’œuvre dont une centaine a déjà été recrutée.

Malgré ce retard, la tenue de la parade militaire du 26 juin, entrant dans le cadre de la célébration de la fête de l’Indépendance, pourrait encore avoir lieu à Mahamasina. « Une partie de la tribune qui accueillera les invités VIP devrait être réalisée, et le chantier devrait être aménagé », indique Gérard Andriamanohisoa.

8 commentaires

Vos commentaires

  • 28 avril à 09:02 | Shalom (#2831)

    Fanontaniana :
    Manaraka ny lalàna iainan’ny vahoaka ve ny mpiasa ao amin’ity toerana ity ?
    Izany hoe miasa ny maraina dia fihibohana ny folak’andro sy ny alina.

  • 28 avril à 10:28 | vatomena (#8391)

    ça tourne mal.les divinités sont elles avec Rajoelina ?

  • 28 avril à 11:26 | Vohitra (#7654)

    Miarahaba Tompoko,

    « Aza ny hodi-boanjo fanary no atao sakafo mahavita »…hoy ny fitenin’ny Ntaolo (littéralement, ne servez pas au repas des coques d’arachides qu’ordinairement on jette).

    Ny tiana hiantsoana ny saina aman’eritreritry ny maro dia ny hoe : noporofoin’ny zavamitranga ankehitriny ny fahasahiranana mianjady sy ny olana goavana izay baben’ny tsirairay isantokantrano, mafy sy mangidy ny vesatry ny fahantrana, ka na ny sakafo kely ody ambavafo mba hitazonana ny aina ho isan’ny velona aza dia sarotra ny mahita azy…

    Vary, menaka, sakafo, asa fivelomana, rano fisotro madio, izany no tsy tsy misy eo amin’ny vahoaka, ka miteraka ahiahy sy adintsaina isanandro vaky.

    Tsy fety, tsy lanonana, tsy kabary, tsy famalifaliana, tsy fialamboly, tsy izany no manahirana ny vahoaka, fa raha kosa misy ny azo atao, dia tokony ary aleo ny fahasahiranan’ny vahoaka maroanisa fadiranovana sy mahantra no hikatsahana vahaolana…

    Aoka izay ny fanabadoana mihoampampana ny vahoaka, aza tezaina sy beazina izy tsy hieritreritra afatsy izay hanasohaso sy hidera ary hihoby ka tsy handinika izay tokony ho adidin’ny mpitondra sy mpanapaka amin’ny vahoaka…

    Ny lanonana sy fety dia mandany volampanjakana, rehefa samy hisy fandaniana atao ihany, aleo mba ny any amin’ny fiainambahoaka mivantana no andaniana ny volampanjakana…

    Azo atao tsara noho ny fahasahiranana sy ny fotoantsarotra lalovana ny mankalaza ny fetimpirenena ao anaty fahatsorana, ka teny fifampiarahabana amin’ny fanentrentena no atao, azo atao no tsy manatanteraka matso sy lanonana, tsy manao fihaonambe sy fanasana goavana, teny tsotra miantefa amin’ny isantokonam-baravarana dia ampy, aleo omena ny mpiray tanindrazana marefo ara-pivelomana sy ory asa ary noana sy fadiranovana ny vola nokinasa holaniana…

    Hoy aho amintsika vahoaka mahantra sy fadiranovana rehetra maroanisa :

    « Aza dia fatra-pandefitra toy ny mpivaro-tantely, ka ny tompony indray no milela-tànana »

    Mankasitraka Tompoko

    • 28 avril à 18:54 | pejy (#10891) répond à Vohitra

      Sao dia mba ahongana le mpitondra de hianao no apetraka eo ? mety tonga de mandroso daholo ny olona rehetra @ izay

    • 29 avril à 01:08 | Shalom (#2831) répond à Vohitra

      Miongana ho azy na ho tapaka-lalan-drà eo io ry Vohitra a !
      Sa moa inedala mpanao spaoro, asa raha hitanao ilay sariny nanao "pompes" niaraka tamin’ireo miaramila tamin’ny 12 janvier ?
      Sady manao Karaté ho izy kno !

  • 28 avril à 16:51 | ASSISE (#10453)

    Hatramin’ny androany ve dia mbola fotoana hieritreretana fankalazana, tsy lavina fa fetim-pirenena, izao sy izao ? Lanonana ankamehana !

    Foana izany ny "Etat d’Urgence Sanitaire" amin’izany fotoana izany ary efa tafavoaka amin’ny fahasahiranana ny vahoaka ? Tsy tafiditra amin’ny atao hoe "vahoaka" angamba ny mpandinika sy mpanapaka ity resaka lanonana ity.

    Aza dia maika hilanonana isika fa ny lavaka magitsokitsokin’ny fahasahiranana aza tsy hita ny hanaovana azy.

    Tanterahana hatramin’ny farany ilay : "Firenena moramora", "Firenena tsy manam-paharoa", "Firenena TENA miavaka" ?

  • 28 avril à 19:24 | Tsisdinika (#3548)

    Tokony ho foanana ny matso 26 jiona na afindra eny @ Araben’ny fahaleovan-tena farafaharatsiny satria tsy laharam-pahamehana izany no mitarika fivorivorian’olona mihoatra ny tokony ho izy. Na faha-60 taona io na inona, efa mazava fa mbola tsy afaka ny firenentsika ka inona na handihizana tsy afa-tadim-poitra ? Kianjan’ny Barea koa anie io fa tsy kianjan’ny matso e.

    Tsy fotoana fampirantiana fitaovana koa izao fa fampiasana azy any @ toerana tokony ilàna azy. Ekena fa efa maty paika sy mipetrapetraka angamba ny fanomanana ary efa azo an-tsaina mihitsy ny fizotry ny lanonana ka mety efa vonona mihitsy ny fanamiana isan-karazany (hatramin’ny an’ny filoha) saingy ny sampona tsy mampandre mialoha.

    Nisy filoha teo aloha nanao tetikasa nampangaina fa mitarika fandaniana tsy laharam-pahamehana fa mifototra @ voninahitra fotsiny (dépenses somptuaires na de prestige) tetsy Ivato fa nataon’ny sasany nahita raharaha.

  • 28 avril à 23:32 | kunto (#7668)

    KUNTO ny Patriote Malagasy d’Antananarivo

    - Ouvriers 100 % Malagasy azafady Président , c’est comme ça qu’on va faire monter d’un échelle sociale " le petit peuple " ......

    ( Exemple : Colas emploi des ouvriers 100 % Malagasy )

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS