Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 15 mai 2021
Antananarivo | 07h05
 

Politique

Second tour de la présidentielle

La liste électorale demeure inviolable

jeudi 31 octobre 2013 | Valis

Aucune révision de la liste électorale ne peut être mise en œuvre ; seule la liste qui a prévalu lors du premier tour de la présidentielle sera en vigueur pour le second tour. C’est ce que dit la loi d’une part. Mais c’est aussi la logique sachant le délai que nécessite une révision de la liste électorale d’autre part. De plus, le ministère des Finances lors du conseil de gouvernement a déclaré n’être plus en mesure de procéder à un tel financement faute de budget. C’est ce qui ressort de la réunion entre le Premier ministre et le président de la Cenit de ce mercredi 30 octobre 2013 à Mahazoarivo. Les deux personnalités ont cependant admis que la liste électorale actuelle doit être améliorée et corrigée dans le respect de la loi. C’est l’assemblée générale de la Cenit de ce jeudi 31 octobre qui définira cette manière d’améliorer cette liste électorale, toujours dans le respect de la loi.

On s’achemine ainsi vers le maintien de la liste électorale établie pour le premier tour de la présidentielle, avec une possibilité pour certains électeurs de se faire inscrire, si après plainte auprès du tribunal de Première instance, ce dernier ordonne cette insertion. Mais combien parmi les citoyens disposent des preuves suffisantes et nécessaires pour réclamer leur inscription dans la liste électorale ?

61 commentaires

Vos commentaires

  • 31 octobre 2013 à 08:42 | I MATORIANDRO (#6033)

    Dia zakao ary ny mety ho vokany avy eo e !

    - Mbola averiko ihany ny teny nataoko omaly hoe ny olona feno taona nanomboka ny 25/10/13 zany tsy afaka hifidy @ 20/12/13 na inona firehana mety hisy azy ireo na inona ?
    - Ny hadalana nataon’i ekipan’i chenille zany dia ekena fotsiny @zao ?

    Mitandrema ianareo mpitondra tsy mihevitra reo fa vanja kely fotsiny dia ampy hampirefotra izao zava-misy eto an-tanana eto zao.

    Za mangataka @ Ramatoa Onitiana Realy na dia betsaka aza ny hevitra tsy ankasitrahako aminy mba hanentana ny olona sy hitarika hanao hetsika am-pilaminana hanoherana izao tsy fahamarinana miharihary eto an-tanana izao. Mampalahelo izao zava- misy izao.

    - Ny tafika zany dia lasa mpanara-drian-drano fotsiny ve ?

    Tsy rariny, tsy rariny, tsy rariny, tsy rariny, tsy rariny, tsy rariny, tsy rariny, tsy rariny, tsy rariny.

    Zava-doza no mety hiafaran’izao fanapahan-kevitra modamodaka izao.

    Matahotra aho !

    Raha lalana no nanmpanao an’izao zavatra izao di lalana ihany koa no afaka hanovana izany !

    TANDREMO FA HAMPIDI-DOZA NY FIRENENA IZAO ZAVATRA KITOATOA IZAO.

    TSY MBOLA TARA FA OVAO HAINGANA !

    Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 09:01 | ASSISE (#1505) répond à I MATORIANDRO

      Tsy efa tara ve ? Efa ny CI no mibaiko izao, azo lazaina efa fotoana elaela ihany aza io tranga io.

      SAMIA VELON’AINA TOKOA E !

      ONITIANA Prezida !!!!

      Efa misy mamaly anie any e : ANDAO RAHA SAHY

    • 31 octobre 2013 à 09:43 | mpitily (#1212) répond à I MATORIANDRO

      Vao nahita an’ilay titre aho dia ianao no mby tao antsaiko avy hatrany kanjo kay ianao tokoa no namaly voalohany eto. Ianao mantsy manofy fa 90%n’ireo tanora vao feno 18 taona ireo hifidy an’i JLR avokoa nefa tsarovy fa tsy mahalala an’izay Ravalonao izany ireo. Raha betsaka indrindra dia ireo zanak’ireo fanatiques an-dRavalo ihany no mety hifidy JLR, izany hoe 17% eo ho eo arak’ilay kajy nisy nanao omaly.

      Akory atao andriamatoa ? Izay no tian’ny CENIT ! Ianareo ihany no te hanaiky an’io fifidianana karakarain’ny CENIT io ka dia tatazo ao ny vokany. Efa fantatra izao fa tsy neutre sy indépendant izany io fa fitaka no betsaka kanefa dia mbola nekenareo mpanohitra ihany.

      Fa angaha ramalagasy tsy matahotra kalachs indray no taritinao hikomy ? Tsy izany no tsy nikomianareo hatr@ 2009 izay ?

      Mahereza e ! Samia velon’aina tokoa.

    • 31 octobre 2013 à 09:52 | I MATORIANDRO (#6033) répond à mpitily

      za ange raha miteny an’io de mba ho fanampiana anareo milaza sy manohitra ny fiakaran’i JLR sy ny fanoherana ny fiverenan-dRamose dradradrainareo isan’andro io e ! Sady en terme d’objectivite no itenenako izany fa tsy resaka fironana velively ! Tsy izahay no voa @io fa nareo mianakavy ihany e ! Sao dia heverinao fa tsy matoky ny ho lany izahay na havaozina io na tsia.

      Efa voalazan’ny mpaminany
      fa JLR avy any Ambato no ho Lany
      Izy ilay tsy mitsoaka
      ny vahoaka ho tafavoaka !

      Ny lahatra tsy azo sakanana ry zalahy a !

      Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 10:07 | Little (#7631) répond à I MATORIANDRO

      Fa inona no blem e ! Hadalan’ny tsy niomana hifidy hatry ny ela izao e, de le CENI-T no omena tsiny @izao

      - Teo aloha be efa lazaina hoe ndana jereo ny anaranao any @ny fokontany tsy taitra ... ka rehefa mandeha mifidy @izay ny olona vao hoe : zà tô tsy ao anaty lisitra, zà tô tsy nahazo lay karatra.

      Ireo niomana hifidy kosa hatrizay dia sahy milaza aho fa tsy very anjavony izany an ... toa anay efa nivonona koa hanafay ireto mpanao pilitika ireo.

      Any @ny communale sy municipale indray manao be e :’(

    • 31 octobre 2013 à 10:24 | Little (#7631) répond à I MATORIANDRO

      He, he, he ...
      Aza mbôla mandihy tsy afa-tavony an ...

      Le kajy ambony latabatra izany dia ho hita fa tsy handeha mihitsy :

      - JLR farany ambony ho avy eo 28% ... izany hoe mila 22% izany
      - Fery Vaovao farany ambony ho avy eo 15% ... izany hoe mila 35% izany

      Ny consigne de vote avy @ny 3e, 4e sy 5e dia antenaina fa tsy hisy io. Le 3e efa nikozy fa tsy hiandany @ny 2e (miandry deal @ny 1e ve ? ... tsy hay io). Raha hisy de inoana fa ny effet contraire no hisy, satria ho voaporofo fa na "vazaha mody miady" na "mpamadika palitao"
      Ny report de voix dia tsy hisy ho afaka hamantatra an’izay ho hataon’ireo mpiandany t@ny 3e, 4e sy 5e

      Ny tena enjeu izany eto @ny 2e tour RAHA HO HASIANA IO (hoy ny vazaha , na ry zareo aza fanina indrindra LaFrantsa) dia tsotra : Iza amin’ireo 1e, 2e, 3e, 4e sy 5e ireo no hanana olona ho tafita betsaka any @ny legislative ny 20 Décembre izao ???? ... satria ze tafita @izay no ho tompon’ny Primature ...

      Donc ce schema résultat du 1er tour me va bien ... mais est problématique pour les mpanao pilitika e .

      Le plus important est que le peuple souverain a parlé.
      Merci mes compatriotes.

    • 31 octobre 2013 à 10:37 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Little

      Tsy dia miasa saina be loatra @io zahay ry namana a ! tsy izahay no voa fa ny tolana ! Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 10:56 | Isandra (#7070) répond à I MATORIANDRO

      Aza mody avily ny resaka, fa sao heverinao fa matoriandro toa anareo daholo ny olona...Efa hita fa efa mamorina an’ity rehetra ity ianareo hanaovana rotaka, satria tsy afa-po amin’ilay vokatra azo, kely mantsy ny chance @ 2ème tour raha io no iangana, dia mody ny tombotsoa hoa an’i olona no jerena. Oviana indray i Ravalo mba nijery tombontsoan’ny olona fa tsy maintsy ny azy aloha.

      Tsy adala intsony ny olona efa fantany izay hataony. Afats’ireo izay mbola azo hypnotisena toanareo.

    • 31 octobre 2013 à 11:04 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Mampalahelo ahy ny ho fiafaranareo mianakavy reo ! Ntsoooooooo ! Mahandrasa kely aza e ! Tena tsy adala mihitsy ny olona ka ! Ianareo no ondrakondrafana tsy mahalala ny atao hoe Ramalagasy ! Za mivavaka ho anareo foana na dia be vava aza ! Enga anie ianareo ka mba ahay hizaka ny vokatry ny asa ratsy ataonareo @ hafa ! Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 11:14 | Isandra (#7070) répond à I MATORIANDRO

      Koa mahereza ary fa mbola ho lavitra ny dia,...aiza ity dia lavitr’ezaka mbola hatao,...27% ve de mba ho aiza hoy ny hiran’ny kilonga.

      Na dia izany aza mba ataovy tsara ny kajikajy, fa sao taitra tapoka eo ka ny zavatra tsy tokony ho taitra no taitra, ka any amin’ny tsy tokony ho izy no aleha.

      Mba mahaliana anay mantsy hoe amin’ny kajikajy hoatran’ny ahoana no mba isian’ny fanantenana eo JLR eo amin’ny 2ème tour.

    • 31 octobre 2013 à 11:42 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Tena tokony ovaina hoe Inandra ny anaranao fa tena tsy mahataka-javatra mitsy ianao ! Na izaho aza lasa sahirana be miresaka aminao ! Ataovy aloha izay ihoaran’ny fery vaovao io 27% azon’i JLR io alohan’ny alatsinainy vao miteny io resaka ataonao io ianao e ! Ianareo mihitsy no tonga @ ilay fitenenana hoe kary mihomehy vorondolo ! Efa lany hoy aho ny voalobo-jaza noteren’i ffat ho hanina ! Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 11:46 | Maestro (#7313) répond à Isandra

      En tout cas s’il y a un clan qui baisse son FROC pour recolter des voies ( esperer on va dire ) au deuxieme tour c’est bien Ton Clan Pédé de la Transition. Moi jedis juste troischoses :
      - RolandRastsiraka : le dossier sur Hery STP
      - Vital : Paix àMadagascar
      - Hajo : Tu as à une Grande Chanse de clouer la Transition
      C’est une chance UNIQUE, la Seule, Masina ny Tanindrazana.

    • 31 octobre 2013 à 12:16 | Isandra (#7070) répond à Maestro

      Vous ne comprenez rien la politique à Mada, ce gens-la que vous avez cité ne veulent plus voir Ravalo et ses sbires à la commande,...c’est claire.

      Chatouillement entre frère,... cela arrive souvent, mais après, il faut faire face aux choses sérieuses,... ils sont conscients qu’on ne peut pas laisser notre lutte voler en éclat...Du coup, j’ai du mal à croire qu’ils soutiendront le TOUTOU de Ravalo,...

    • 31 octobre 2013 à 13:11 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Je dis bien son TOUTOU,...

      Pour reveiller les Matoriandro isany, il est intéressant cet article de la Gazette ci-après :
      http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=35286:au-cas-ou-m-robinson-serait-elu-marc-ravalomanana-a-un-plan&catid=57:la-une

    • 31 octobre 2013 à 13:13 | Rnlb (#7536) répond à I MATORIANDRO

      Kitoatoa ny fahitako ny asan ny CENIT :
      Lazaina fa hoe : izay nisoratra anarana amin ny alalan ny agents recenseurs cenit no tafiditra anaty liste electoral. Tsy nandingana ny tokan tranonay na agent cenit na iray aza nefa izahay efa (4) mianaka nahazo carte electoral ary dia tao anaty liste ary dia nifidy soa amantsara. Amafisoko fa tsy nanamarina ny liste electoral tany am ny fokotany koa zahay.

      Fa ny tena maha tsikaiky indrindra dia ilay hoe :
      Misy mpfidy nahazo carte elect. fa tsy hita anaty liste.
      Sao dia misy diplaoman ny Bac midanaka fotsiny any ho any fa tsy hita tamin ny affichage ny afa panadinanana ny tompony ?
      Iza mahalala !

    • 31 octobre 2013 à 14:07 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à Rnlb

      Ny CENI-T tompoko dia ZAZA TSY AMPY TAONA ary ny zavamisy eto dia :

      - Nisy nanodikodina na nampiasa io zaza tsy ampy taona ka mizaka ny tsy eran’ny ainy.

      Iza no diso ?

      - Ny CENI-T, zaza tsy ampy taona ?
      - Ny mpanambola (CI sy ny Transition) nampiasa na niaraka taminy ve ?
      - Ny ray amandreniny (FR sy signataires FR) ?

    • 31 octobre 2013 à 14:10 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à plus qu’hier et moins que demain

      Fitsarana inona no mahefa amin’ity raharaha ity :

      -Ny fitsarana ara-dalana mifototra amin’ny lalana velona ?
      -Ny fitsaram-bahoaka mifototra amin’ny honohono sy ny tondromolotra ?

    • 31 octobre 2013 à 15:55 | ASSISE (#1505) répond à Isandra

      Ouuuaahhh !

      TOUTOU et TOUTOU ?

      ATTENTION : AMBOADIA vaovao

    • 31 octobre 2013 à 16:08 | ASSISE (#1505) répond à Isandra

      Misaora hoy aho ny MT, mbola eto koa no halefa ny resaka any @ gazety hafa.

      Inay mba nisy resaka azo natao tany ho any : MADAGATE, La Gazette G I., La Vérité.

      Misy fanadihadiana ihany ao @ LGGI ao, raha tsy ny n°33, dia ny AVANA, dia Ra8, dia Gros voleur. Misy mamorona blem koa ao na izany na tsy izany.

      Olona perte any (Ra8) no manahirana.

      Misaotra ny La Gazette koa anefa mahita, fa tsy miainga akory ny Hery Vaovao dia toa hipatitaka sahady "hono" (Augustin et Consorts Vs Autres et Consort). Aza asiana resaka ny autres candidats révolution orange, mety hanana ny maria ihany I sandra raha adin’ny mpirahalahy no hiainana eto.

      Samia ho ela velona indray e

    • 31 octobre 2013 à 20:39 | Maestro (#7313) répond à Isandra

      Ah ouais ? On verra mais en tout cas je préfère être un TOUTOU car il sait remuer la Queue quand il est content alors que toi et tes sbires content ou pas content le DOIGT vous l’avez toujours là où je pense.

    • 1er novembre 2013 à 14:06 | el che (#344) répond à Isandra

      Je dis bien son TOUTOU,... Pour reveiller les Matoriandro isany, il est intéressant cet article de la Gazette ci-après : http://www.lagazette-dgi.com/index.... (isandra)


      Bonjour isandra.
      J’ai lu l’article, et l’hypothèse LGDI ne tient pas la route. En effet, s’il arrivait à Robinson de démissionner (s’il est élu), le pouvoir de transition reviendrait en priorité au président du Sénat, à défaut au pt du sénat, et en 3eme lieu au 1er Ministre (cf : Constitution MG)

      Donc, pour que M. Ravalomanana puisse briguer le pouvoir, il faudrait :
      - Réviser la Constitution via référendum
      ou/ qu’il soit d’abord premier ministre, et que le pt du sénat et le pt de l’assemblée nationale se désistent à son profit. Encore dans cette dernière hypothèse, il faudrait à nouveau des élections présidentielles. Bref, cela fait beaucoup de si.....

      Les journalistes de la LDGI devraient cesser d’avancer des rumeurs abracadabrantes, on a vu à Nosy Be les dégats que cela peut engendrer.

      Pour ma part, si JLR voudrait faire entrer Ra8 dans le gouvernement, il ferait d’abord Lalao R8 1er ministre, et ensuite son mari après qu’une loi d’amnistie soit votée. dans cette hypothèse, JLR serait alors le pantin de Ra8.
      Cordialement

    • 1er novembre 2013 à 14:09 | el che (#344) répond à el che

      Errata lire : "le pouvoir de transition reviendrait en priorité au président du Sénat, à défaut au pt de L’Assemblée Nationale, et en 3eme lieu au 1er Ministre (cf : Constitution MG)"

    • 1er novembre 2013 à 19:02 | Rnlb (#7536) répond à plus qu’hier et moins que demain

      Fantatr i Rtoa ben ny CENIT ny asa miandry azy. Tsy vao izao akory vao nisy fifidianana fiohampirenena teto afa tsy ny vatompifidianana izay niova ho tokana. Ny ambony efa fantatatra daholo ary di azo vinavinaina dia ny mialoha : na ny olona na ny fitaovana na ny fotoana ilaina mba hatomombana ny asa. Manao ahaona re ray olona raha maro ny fonctionnaire nahazo bulletin de paie nefa tsy hita amin ny etat de paiement @ TRESOR na etat de virement @ BANQUE ?
      Raha itan ny CENIT fa tsy ho vitany lay asa angaha nisy nanery azy teo ?

  • 31 octobre 2013 à 09:28 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    Bonjour et bonne journée à tous.

    Le médecin après la mort fait long feu comme d’habitude et il est le fer de lance de l’irresponsabilité collective/de l’absence d’objectivité de nos concitoyens.

    • 31 octobre 2013 à 11:08 | bakopitsongodia (#4595) répond à plus qu’hier et moins que demain

      Ce n’est pas parce qu’il y a des morts qu’ils ne faut pas penser aux vivants. Si 40% des Malgaches n’ont pas voter pour une raison ou une autre , nous devons savoir piurquoi pour ameliorer les choses. Si le Ceni-t manque d’experience et ou d’objectivité pour mener à bien leur mission, il en tirerons la leçon et la conséquence. Nommons vite une commission d’enquêtte !

    • 31 octobre 2013 à 11:58 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à bakopitsongodia

      Bonjour,

      Une commission d’enquête composée des personnalités désignées (non élu) c’est trois fois rien.
      Essayons seulement de répondre aux questions suivantes :
      Qui compose la CENI-T ?
      Que signifie la lettre T finale ?
      Quel est son rôle/mandat ? Qui l’a désignée ? Par quels critères l’a-t-on désignée pour ce job ?
      Quels sont ses expériences en matière d’organisation d’élection ?
      Est-ce qu’elle était APTE à organiser une élection présidentielle ?
      Au vu des réponses ci-dessus :
      Est-ce qu’elle est responsable de la situation actuelle ?

    • 31 octobre 2013 à 12:04 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à plus qu’hier et moins que demain

      La réponse est évidente :

      IL Y A DETOURNEMENT DE MINEUR (LA CENI-T) : Elle n’est pas responsable de ses actes donc on ne peut pas la condamner.

    • 31 octobre 2013 à 14:22 | QUOUSQUE TANDEM (#543) répond à plus qu’hier et moins que demain

      Béatrice n’a-t-elle pas été une collaboratrice proche de Fery vaovao ?

    • 31 octobre 2013 à 14:26 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à QUOUSQUE TANDEM

      Elle est malgache. Entre malgache je ne vois pas ce que vous voulez insinuer.

    • 1er novembre 2013 à 19:17 | Rnlb (#7536) répond à plus qu’hier et moins que demain

      Traiter la dame Beatrice de mineure CAD encore non majeure je troouve un peu humiliant pour la dite personne. De la a imaginer qu elle est .... Je ne le ferais jamais jamais. Elle s est peut etre surestime c est possible ou qui sait elle a peut etre mal choisi de collabo.

  • 31 octobre 2013 à 11:43 | Isambilo (#4541)

    Rediredy no betsaka ! Dia ilay mahazo 25% amin’izao fotoana izao indray ve no ho sahiranana nohon’ilay 15% izay tsy manana namana hanampy azy ?

    • 31 octobre 2013 à 12:10 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isambilo

      De asa re fa de tonga @le tenin’dramarosandy ndray sika zao ! Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 12:25 | Isandra (#7070) répond à Isambilo

      Mba lazao ary hoe iza no tokony ho namana hanampy an’i Ravints (25%) amin’ny 2ème tour,...?

      Ny quinz kosa marobe no azony ifanarahana sy antenaina hanohana azy, ka vao mianga fotsiny kajy dia efa tratra ny 55%,...

      Midina ety ambony ny tany jereo ny zava-misy fa aza manao revirevin-gadra eny ambony eny, hay tokoa moa Dadanareo aza gadra lava ko, normal tsarabe hoy ry zalahy izay.

    • 31 octobre 2013 à 16:18 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      Efa tenenina foana fa eh eh ! Tsy azonao mitsy ty resaka eto ty r’Inandra a ! Efa oe tsy mihatra eto amintsika zany voix de report zany ! Na hanao fanambadiankanakana aza nareo mianakavy dia manala baraka tena fotsiny sady ihomehezan’ny olona izay nifidy anareo ihany. Mba teneno i Edgard, ry Albert, ry Hajo, ry Pierrot, tsy hitonona mivantana hoe manohana an’i fery vaovao fa ho simba tanteraka ny endrika politika ananan’izy reo ! Tsy mandray lesona mihitsy ve nareo e ! Mba jereo iry nahazo an’i Edgard, maraina pariva andro de izy rery no tao @ radio sy tv-ny tao nefa tsy hita akory izay teo. Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 16:55 | Isandra (#7070) répond à I MATORIANDRO

      Nandaitra ny report de voix tamin’ny 1995, ko nahoana no tsy handaitra amin’izao,...sao dia heverinao fa mbola ireny pays de zoulou t@ androny tsy hay intsony ireny ary ity eto ity @ tanana ity,...Efa mba hoe mifohaza amin’izay hoa...ireto tena hypnotisé ka lasa matoriatoandro.

      Tsy simba mihitsy ny politikan’ireo raha logique amin’ny tenany ry zareo, izany hoe manohana ireo izay niara-nitolona (révolution orange), fa tsy andeha hanohana ny TOUTOUn’ny olona efa nahongana sy nitsoaka fitondrana, sady efa hita rahateo ny fangalarana be vata nataony teto. Ary mikasa ny hamerina ny very no antony mahatonga azy hiady mafy hiverina eo...!

      Raha tsy adala ny olona ko mbola hovoany idray. JLR aza mety enim-bolana ihany no homeny azy raha sanatria, enga anie tsy ho tonga mihitsy izany, lany eo..., dia omeny ny daka vody, azy amin’izay ny sehatra, ary tena pire noho ny teo aloha. Tsy miova izany hoa iny rangahy iny,...

    • 1er novembre 2013 à 01:37 | NaodaGasy (#7697) répond à Isandra

      Fa hadinon’Isandra angaha ny nataon’i Andry Rajoelina an’i Candidat Edgard ? Izy no efa lanin’ny Parti TGV nefa dia nahazo tsipaka am-bavafo t@ Andry Rajoelina hoe TSY IALAHY FA i HERY !!!. Dia izy nandeha cavalier teo iny !!! Olona nianatra sy manan-tsaina ary manana ny Maha izy azy iny ve dia hanaiky hosihosen’i Andry Rajoelina an-tampon-doha fanindroany e ??? Tena TSY MINO aho.
      Teo koa Ny nataon’ny ekipan’i Andry Rajoelina an’i Candidat Camille Vital t@ resaka fiara 4x4 ? Azo noheverina tsara hoe i Camille Vital no iray t@ ireo nanao 2è tour raha toa ka tsy voasakantsakana teo izy !!! Ferenesiko mare (nampalahelo ahy ery) iha Naoda tinapaky tany @ tombokao (tongotrao) tary !!! Sa hoe : aleo potehako ity...Avy eo leladelafina indray ??? Mino aho fa TSY Général manan-kaja toa ireny no hanaiky hampandadizina toy izany !!!
      Ary ny nataon’ny Vice PM (mbola ekipan’i Andry Rajoelina) an’i Candidat Hajo, araka ny voalazan’ny Gazety. I Hajo no efa nangataka teny ANDOHATAMPENAKA dia nolavina nefa i DR Robinson tato aoriana nahazo !!! Jereo moa ny vato azon’i Hajo tany @ faritra sasany tany amorontsiraka e, i Hajo nandresy ireo tera-tany. Koa tsy azo heverina ve hoe raha tsy nisy ny fingampingana dia ho anisan’ny niatrika 2è tour i Hajo ??? Dia efa olona TIA HARENA Miharihary Ny Mbola Hanaiky Atao Filan-draha tsy mahita toy izany FA ANGAMBA tsy olona manan-tsaina mandinika e !!!
      Marina tokoa fa misy ireo Malagasy tsy misy loha sy lany Henatra NEFA MINO AHO fa ny toa an-dry zareo 3 lahy tokony ho lany hiatrika 2è tour NEFA Tsy Tafa ireo, satria Voaetraketrak’i Rajoelina sy ny ekipany, no MBOLA Hahita ny Maizina Fanindroany toy ny tain’omby natsetsin-davaka...!!!

    • 1er novembre 2013 à 11:07 | I MATORIANDRO (#6033) répond à NaodaGasy

      Tsy azon’zalah tsara io resaka ataonao io fa heveriny fa azo atao otran’ny nataony t@ pape zenik daholo ny Malagasy rehetra ! Fa na dia atao hoe mety atao an’zany aza hoy aho reo olona reo dia tsy ho ampy 50% mihitsy ny vato ho azon’ny fery vaovao @ fihodinana faharoa. Samia velon’aina !

  • 31 octobre 2013 à 12:45 | destiny (#5811)

    Hoy i Goldblatt t@ CENI-T :

    1) Jereo kely ny tabilao ao Ambatobe aloha.

    2) Izay no tsy azo hanovana an’io lisitra io sao dia rakotra 33 eo.

    Hafahafa be no hijery mpanao polifika resy eo an-tranony (Hollande resy

    any Tulle ? na koa hoe Sarkozy no tsy lany any Neuilly) kanefa nasaina

    nivohavoha hoe "Le Peuple m’a élu" ?????

    • 31 octobre 2013 à 14:14 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à destiny

      Salama,

      Mitondra ny laharana faha firy sy iza no anaran’io candidat resy tao an-trano io raha tsy mahadiso ?

  • 31 octobre 2013 à 14:22 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    Il ne faut pas oublier le résultat du second tour de l’élection présidentielle Guinéenne, celui qui était arrivé en premier avec 40% a été battu lors du second tour.

    • 31 octobre 2013 à 14:42 | Isandra (#7070) répond à plus qu’hier et moins que demain

      Les pro-Ravalo ne le comprennent pas,...pour eux, celui qui mène le score au 1èr tour, quelque soit ses réserves de voix, sera automatiquement vainqueur au deuxième tour,...

    • 31 octobre 2013 à 14:51 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Isandra

      F’angah hanafatra gidro avy any guinee ndray ry namana reto e ! Asaivo taterin’ny sambon’ny MSC haingana ary e ! Tena mapme mitsy nareo ry zalahy a ! Ny Malagasy tsy gidro ry zalahy a ! Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 16:06 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à I MATORIANDRO

      Ny vava no tsy atao betsaka ny mamerina azy no sarotra.
      Izay miaraka amin’ny amboalambo hono amboalambo fa izay miaraka amin’ny gidro dia inona izao no ilazana an’ingahy RA8 izay efa ho efa taona tany amin’ny "gidro" araka ny filazanao azy.

    • 31 octobre 2013 à 16:33 | I MATORIANDRO (#6033) répond à plus qu’hier et moins que demain

      tena tsy mahazo resaka mihitsy ianareo fa mafy loatra angamba ny kapoka nataon’ny vahoaka ho anareo ka mbola mandraingiraingy ny lohanareo ! Ahoana no itovizan’ny any guinne sy eto Madagasikara ry zalah a ! Averiko indray fa isika dia Malagasy ary ny fo no tena miresaka rehefa ho ratsy ny tantara ! Isika Malagasy dia olona tia valifaty ary izay mpandresy ihany no tena tohan’ny maro ! Antenaiko fa hiova ho azay ireo diso lalana ka nifidy ireo mpangarona fahefana reo ! Matoria tsara aloha raalina fa zahay de mahatanty ny vava zay ataonareo e ! 5 taona nge zahay niaritra ny tsy fanjariana sy ny taim-bava affafinareo teto e ! Tsy nisy zay tsy nataonareo ary tsy nisy zay tsy nahazo ny vahoaka ! Mpamosavy hilevina amoron-dalana nareo zao ka matatesa valin-kitsaka e ! Samia velon’aina !

    • 31 octobre 2013 à 17:38 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à I MATORIANDRO

      Ny anareo ny joker efa nampiasaina fa ny an’ny olona miandry ny 2ème tour vao mampiasa joker sy bonus temps (MONEY DROP).
      Ny mamoy mora foana fa ny manantena ny tsy misy no sarotra.
      Ny olona tohananareo aza efa miantso Governemanta iraisana dikan’izany efa miaiky fa lany bala e !
      Mahaleova sy mahalasana ary mirary soa noho ny firenena iombonana e.
      Dia samia ho ela velona ho vavolombelon’ny tantara ary mba amin’ny alina amin’izay matory fa mba olombelona ihany fa tsy vorondolo na fanihy amin’izay koa mba hitovy fijery sy fihevitra amin’ny olombelona rehetra e.

    • 31 octobre 2013 à 19:36 | hrrys (#5836) répond à I MATORIANDRO

      matory o matory v ny sainao sa aona e ?fihavanam-pirenena dradraina nefa "ataontsika fay reo mpanongam-panjakana"reo hoy dadanao

    • 1er novembre 2013 à 10:40 | I MATORIANDRO (#6033) répond à hrrys

      Tsy misy zavatra azonareo mihitsy oa ! Ze matory dia matory fa ny ahy ny retsika rehetra miasa tsara daholo ! Tsy hanao ohatran’ny fihavanana dradrainareo isan’andro io zahay ry namana a ! Inona moa zany fihavanana dradrainareo zany ? IAnareo dia manao fihavanan-jiolahy ka avy eo dia ny namana ihany no vonoina ! I Ramose koa aloha tsy mbola henoko niteny io resaka nataonao io fa dia ataontsika aza hoe mety niteny izany izy dia tena ara-drariny satria efa fantatra ny toetranareo mpangarona fahefana ireo ary tsy azo itokisana mihitsy ianareo mianakavy reo. Ny fitsarana dia hanao ny asany @ fandrobana izay nataonareo tsirairay avy t@ fananan’olona sy ny fandrobana ny harem-pirenena. Ny fihavanana ho ataonay dia ny famerenana ny fitokisan’ny vahoaka izany atao hoe fanjakana miahy vahoaka izany ary ny fizarana ara-drariny ny harem-pirenena. Averina ihany ary tsindriana mafy fa i JLR no filoha ho fidiana fa tsy Ramose, tena tsy misy azonareo mihitsy ny zavatra atao eto an-tanana fa feno aretim-pialonana sy fankahalana olona iray fotsiny ianareo mianakavy tsy mahay raha reo ! Samia velon’aina !

    • 1er novembre 2013 à 10:55 | I MATORIANDRO (#6033) répond à plus qu’hier et moins que demain

      Izahay ry namana tsy mba miafinafina rehefa manao zavatra fa tonga dia mangarahara ny resaka satria izahay tsy manan-kevitra ny hanisy ratsy olona a ! Io governemanta iraisana io dia tsy azo hifanerena rehefa tsy hanao ianareo dia mahazo mijanona any @zay tany misy anareo any ! Ny ato antranonay koa mbola betsaka no tokony halamina ! Ny fifankatiavana tsy azo atao an-keriny hoy radede ! MIkisakisana andehananay ary e ! Samia velon’aina !

    • 1er novembre 2013 à 15:26 | Isandra (#7070) répond à I MATORIANDRO

      Marina fa i JLR nô hofidina, fa saingy amin’ny maha Toutoun-dRavalo azy, dia mitovy amin’ny hoe mifidy an-dRavalo,...Satria i JLR tsy hanapaka mihitsy, fa i Levalo no mandidy ny zava-drehetra, ary tsy haha menatra azy mihitsy ny hanao ialahy azy, nefa prezida,...Iza no hanaiky an’izany raha tsy olona hypnotise ka matoriandro.

    • 1er novembre 2013 à 18:40 | hrrys (#5836) répond à I MATORIANDRO

      matory ô !JLR anie tsy olona(fantatr’olona)raha tsy teo R8 e,t@ ora farany nitendrena azy ho tohanana vao fantabaoka leio

  • 31 octobre 2013 à 18:10 | Tanindrazana (#3224)

    Selon l’article de Tribune sur l’avis des observateurs nationaux :
    Les experts nationaux en matière d’élection ont expliqué à la presse cet après-midi du mercredi 30 octobre 2013 que près de 35% des citoyens de 5 régions enquêtées, n’étaient pas inscrits dans la liste électorale. Les agents recenseurs de la Cenit n’ont couvert, toujours selon ce groupe des experts nationaux en matière d’élection, que 30% des régions. Moins du quart, plus exactement 22% des électeurs connaissaient les 33 candidats en compétition lors du premier tour de la présidentielle et 25% ont été sensibilisés au bulletin unique. ILs concluent et proposent qu’afin de remédier à ces lacunes, le groupe des experts nationaux propose l’amendement du Code électoral en son article 34 aux fins de pouvoir réviser la liste électorale et y insérer de nouveaux électeurs en vue du second tour. Il réclame aussi l’adoption d’une loi qui règlemente le financement de la campagne électorale, l’objectif étant la transparence totale des sources de financement, leur utilisation mais surtout leur plafonnement.

    Alors,pourquoi on ne revisera pas la liste malgre les raisons sus mentionnees et meme si la Communaute Internationale s’y oppose fermement,car on a bien remplace la CES I avec la CES II pour eliminer des candidats, bien que la loi ne nous autorise pas a faire ainsi. IL faut reviser cette liste sinon, ca va etre une opportunite pour les vaincus et les mecontents pour ne pas accepter le verdict des urnes.... et re-voila, on risque de revenir a la case de depart. Pas d’election neutre, transparent et credible. D’ailleurs cette election n’a pas ete acceptee par tous car il y eu des ecartes d’une maniere machiavelique...On s’achemine vers d’autres crises apparemment.

    • 1er novembre 2013 à 14:38 | el che (#344) répond à Tanindrazana

      Réviser cette liste électorale ouvrirait des magouilles encore davantage dommageables. Maintenant, il faut faire avec, et rectifier surtout les erreurs grossières constatées.

    • 1er novembre 2013 à 18:39 | RAMAHEFARISOA Basile (#6111) répond à el che

      Qu’entendez-vous par :
      - " Rectifier surtout les erreurs grossières constatées.
      Basile RAMAHEFARISOA-1943
      b.ramahefarisoa@gmail.com

    • 1er novembre 2013 à 22:20 | el che (#344) répond à RAMAHEFARISOA Basile

      basile,
      je parle des erreurs de syntaxe, de date de naissances, des oublis sur la liste (erreurs émanant de l’administration)

  • 31 octobre 2013 à 21:34 | ASSISE (#1505)

    L’Express : "Conseil ajourné : Le conseil des ministres prévu hier n’a pas eu lieu. Selon les explications recueillies, l’absence d’Andry Rajoelina, président de la Transition, en est la raison. Une source autorisée révèle que le chef de l’État s’est accordé un break mais sa destination n’a pas été précisée."

    Chef de l’Etat de la République s’est porté disparu ? Mampatsiahy zavatra izany an ! Nandeha raopilanina ?

    NISY NAHITA, fa tsy misy milaza ny gazety. @ asabotsy misy vaovao momba na’io.

    Io hono aho dia tsy hitany ôôôô ! MASO BE TSY MAHITA

    Mbola io ambony vato io e ! (vatobe ! Roche Granite / Roche Volcanique )

    • 1er novembre 2013 à 00:59 | NaodaGasy (#7697) répond à ASSISE

      Raha mandinika tsara tsy entin’ny Fo misavoamboana dia izao no zavatra tsy azo hodiana tsy fantatra na ho an’iza na ho an’iza :

      1- Noporofoin’ny vahoana fa efa matotra izy ka tsy azo AMIDY @ spéctacles sy vola be afafy etsy sy eroa na @ t-shirt sns.

      2- Nasehon’ny vahoakan’Antananarivo indrindra indrindra sy ny avy any @ Faritany hafa sasantsasany NY FITSIPAHANY TANTERAKA an-dRajoelina.

      3- Soyons réalistes, hoy ny vazaha. Tena ho vita tokoa ao anatin’io fotoana fohy ananana io ve ny fanavaozana ny lisitry ny Fifidianana takian’ny sasany sy atao amboletra izao ? Iza no "moindre mal" : ny mitazona ny liste tsy avaozina fa @ izao avao (misy tokoa ireo tsy afaka nifidy Fa misy @ ireo koa nefa no AFAKA satria raha ao anaty lisitra izy dia mitondra kara-panondro ary afaka manefa ny zo sy adidiny) ve ? sa ny mikitika anio lisitra (misy tsy fahalavorariana io) ka hiteraka korontana bebe kokoa (hisy ho voasoratra in-2 ary mbola hisy tsy ho voasoratra ary koa na efa teo aza mety tsy ho ao anty lisitra indray) ???

      Nous tous, on est quand même adulte.

    • 1er novembre 2013 à 18:36 | RAMAHEFARISOA Basile (#6111) répond à ASSISE

      - "Peut-être, Monsieur le Président de la Transition ,Chef d’Etat de Madagascar Andry Nirina RAJOELINA est-il allé,en Afrique du Sud, cherchér Monsieur le Président Marc RAVALOMANANA" ?
      - "IL N’A RIEN A PERDRE,IL A TOUT A GAGNER".
      ++++++"Réconciliation Nationale= Grand Pardon= Amnistie Générale"++++++

      C’est un souhait personnel !

      Basile RAMAHEFARISOA-1943
      b.ramahefarisoa@gmail.com

  • 1er novembre 2013 à 12:18 | Vohitra (#7654)

    Bonjour à tous,

    mais, dis donc, qui parmi nous dispose de moyens permettant de s’opposer aux quatre volontés de la reine Fatma ? le gouverneur général Tezapsidis avec son sourire moqueur est tellement si puissant, les sujets malagasy n’ont plus qu’à obtempérer sans broncher, sans parler du pro consul Haleh Bridi

  • 1er novembre 2013 à 15:23 | meloky (#637)

    Amin’ity ndray mitoraka ty dia ny "second tour de vita" hoy ny angano angano ariraq arian’i Ingahy Ra8 izay ! Raha tadidiko tsara ny filazany azy iny....

    Hieboebo tokoa izay handresy eo !

    Satria hono voaharamason’ny Experts Internationaux !!!! ho ho ho ho oh !!!!!

    • 1er novembre 2013 à 18:45 | hrrys (#5836) répond à meloky

      @ ty 27% ? Hery 14%,Hajo9%,Rolland6%,vita hatreo ny@ny raha eléctorat no jerena

  • 1er novembre 2013 à 19:57 | hrrys (#5836)

    mme Béa est là elle (LA CENIT) la seule qui est reconnue par la CI

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS