Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 13 avril 2021
Antananarivo | 16h13
 

Politique

Ny Hasina Andriamanjato

« La SADC n’aidera pas au retour de Marc Ravalomanana »

mercredi 22 avril 2009 | Bill

« La SADC n’a pas du tout l’intention d’envahir le pays et elle se rend compte qu’elle a été trompée », martèle Ny Hasina Andriamanjato, ministre des Affaires étrangères (MAE) de la Haute Autorité de Transition (HAT). Il laisse croire que le MAE a déployé d’énormes efforts pour obtenir ces informations et rassurer le peuple alors que depuis belle lurette de nombreux diplomates et observateurs ont assuré que Madagascar n’est pas Anjouan.

Encore une fois, l’épouvantail brandi par les partisans de la « légalité » a fait mouche et continue de mobiliser tout l’armada HAT. Sinon, l’épouvantail SADC sert-il à détourner l’opinion sur les difficultés de la HAT à accélérer la reconnaissance internationale pourtant jugée par tous comme primordiale voire vitale pour l’économie du pays. Une partie de l’opinion estime pour sa part qu’en enfonçant une porte déjà ouverte dans cette affaire de mercenaires d’Afrique ou de soldats de la SADC, la HAT veut cacher son incapacité à mettre fin à la crise et à rétablir la sécurité et la paix sociale dans le pays. On soulignera que ce 21 avril, Monja Roindefo a encore évoqué la présence de mercenaires en provenance d’Angola et d’autres pays instables d’Afrique dans le pays. En tout cas, le simple d’esprit demeure perplexe et s’interroge pourquoi les autorités ne les arrêtent-elles pas tout de suite ?

46 commentaires

Vos commentaires

  • 22 avril 2009 à 07:07 | ton ami (#480)

    Apetraka ny fanontanaiana oe marina ve ny voalazan’i Hasina ? araka ny hevitro diso tanteraka izany.

    1- Ireto HAT ireto aloha de olona mpandainga avokoa, izay lazainy tsisy tanteraka

    oh : mofo 1000fmg (mofo tapany no asiana vodiny de oe 1000 fmg)
    oh2 : menaka 12500 fmg ny litre, tsy mbola nisy sambo tonga teo toamasina nitondra manaka na iray aza hatr@ zao fa menak’tiko io aodina io .

    2- Ireo TGV sy HAT ange ka olona tsy credible eo anatrehan’ny CI na ny SADC e !
    NY CI sy ny SADC anie ka manohana ny foloha Ravalomanana e ! sy ny ara_dalana e ! ka nahoana no mandainga be ry Hasina a !

    Mba asio Hasina ny anarana fa sady zanaka Pasitera (nefa aza moa ny rainy manohana ny tsy rariny koa) izay tokoa le oe
    "Tel père tel fils"

    • 22 avril 2009 à 07:48 | badoda (#2087) répond à ton ami

      ton ami sy loulou reo de hita miitsy fa tsy ao e !mba miheritrereta vao miteny e,sadc sadc ,sadc,inona no hianteheranareo foan an io sadc io , tsy efa maro an isa sady tsy efa vahoaka ve nareo reo ambohijatovo reo koa ataon inona ny sadc , dadanareo ve tsy arovanareo ra ho avy eo koa atao inona sadc ... zany ve ry reto de mba marina zany no atao oe FAMPIHESONANA , tsy hisy an zany eo re olona a, mba jereo ze mahasoa e fa aza mora rebirebena e

    • 22 avril 2009 à 07:59 | gasy261 (#1480) répond à ton ami

      mba misaina ry ton ami fa ohatran’ ny maivana loatra izany fisainanareo izany, eny ê ! toa itovizanareo samy tim ihany izany, na ny dadanareo aza toa ohatra izany koa, saingy fomba fiady tsy mahomby izany raha eto madagsikara ! ho ela velona anie inty nosy manana ny maha izy azy inty ka tsy ho latsaka intsony eo ampelatanan’ireo mpambotry vahoaka very fihinanana ireo !!!

    • 22 avril 2009 à 11:50 | zaka (#1418) répond à ton ami

      Hallucination collective,,
      izany angamba no azo ho lazaina momba ny io haretina manjo ny mpitondra antsika amin’ny izao fotoana.
      Ny sasany milaza fa ny olona naratra sy ny maty dia vokatry ny fikoropahin’ny olona, fa tsy vokatry ny bala avy amin’ny miaramila. Angamba ireo nampidirina hopitaly teny amin’ny JRA dia nanitsaka bala dia izay no nahatonga andrizareo naratra,, na maty. Tsy azo atao ny manitsaka "bala" hoy ny ministra. Ireo miaramila teo antoerana dia nijara voninkazo sy ramanonaka hoan’ny mpilahatra no antony. Nanontanin’ny radio RFI hono ny ministra ny HAT, hoe ahoana ireo naratra tamin’ny bala miaramila izay voalazan’ny dokotera ireo,, dia hoy izy hoe ; angamba mpanohana ny vahoaka ireo dokotera ireo ka mamorona lainga.. Ireo miaramila ireo dia mbola hita,, naika hanafika ny hopitaly,, nisy ambony be angamba ny ramanonaka ka tiana ndrizareo ho zaraina amin’ny marary sy ny dokotera.
      Isika malagasy, dia mahomby amin’ny fandresena ny ratsy mitranga amin’ny izao fotoana izao, tsy ilaina akory ny SADC sy ny tariny. Araky ny efa voalaza teo aloha, dia ny poizina ao anaty ny governementa ihany no hamono azy. Ny vola ao ampelatanan’ny HAT dia tsy haharitra. Mety tsy hahazo karama ny fonktionera tsy ho ela akory ; ; mampalahelo izany kanefa, izay ny mety hitranga. Tsy maintsy fahanana aloha ny kibo ny miaramila izay nanaiky hanaraka,
      hanohana ny HAT,, ireo ny priorités, raha misy ny ambony, dia izay vao homena ny karama ny sasany,, sy ny retraite,,etc. Ho mafy ny fiainana atsy ho atsy : hitombo ny fahantrana,, ho feno ny mpanao hetraketraka sy ny mpanendaka. Na ny mpanaraka an’ny governementa ary mety hanontany tena hoe : "ho aiza isika ity leiretsy an ?"
      Aoka isika hivavaka....

    • 22 avril 2009 à 12:27 | paoly (#2053) répond à ton ami

      Marina ny anao ry ton ami fa tena tranon-dainga !

      Hoy ny fahendrana malagasy :
      ny lainga toy vato am-balamparihy,
      raha tsy hitanin’ny fangady raha
      lohataona, hitan’ny antsy raha
      fahavaratra.

      Soa fa maranintsaina ny maro
      ka mahadidy ny odi-matevin’ny
      lainga sy fitaka ataon’ny
      mpanao "media-mensonges" en
      mal de reconnaissance internationale.

      Jereo ny vaovao mari-pototra :

      La SADC arrive à Madagascar pour pousser Andry Rajoelina à « restituer le pouvoir »
      22 avril 2009
      « Ce mercredi, une mission diplomatique de haut niveau quitte le Swaziland pour Madagascar », a déclaré le ministre swazi des Affaires étrangères Lutfo Dlamini. « Elle sera suivie par une délégation de la troïka ministérielle menée par moi-même ».

      Le Swaziland préside actuellement la « troïka », organe de sécurité de la SADC.

      « Nous impliquons toutes les parties concernées (dans les discussions) et il serait faux de dire que la SADC utilisera l’armée pour chasser Rajoelina, mais nous voulons qu’il restitue le pouvoir au président légitime » Marc Ravalomanana, a affirmé le ministre swazi.

      « Pour prouver son attachement à la démocratie, le président Ravalomanana a assuré à la SADC et à la troïka qu’il organiserait de nouvelles élections avant la fin de l’année pour légitimer sa présidence » a fait savoir Lutfo Dlamini.

      De son côté, la brigade de la SADC (SADCBRIG) est « prête à procéder à toute opération d’urgence dans la région » selon le général de brigade Lancaster Bottoman s’exprimant lors d’une conférence de presse. « La brigade était prête à répondre à toute opération d’urgence en tout temps, ils doivent être mandatés par les chefs d’État et de gouvernements » a-t-il précisé.

      (+AFP)

    • 22 avril 2009 à 17:42 | Raoly (#1797) répond à gasy261

      Ianao ra-gasy261 dia ohatran’ny tsy misy atao raha tsy faly mifandramatra @n’ olona eto fotsiny raha izaho ianao mba mitady zvt atao aho fa tsy lany andro miady aman’olona eto fotsiny torohevitra ny ahy iny ary mahasoa anao.

  • 22 avril 2009 à 07:22 | loulou (#1000)

    de toute façon !il faut persuader l’armée légaliste,c’est la seule solution !!!!!et concèrnant la hat,ce sont des menteurs !!!!

    • 22 avril 2009 à 07:38 | badoda (#2087) répond à loulou

      efa tenenina foana oe tsy msiy zany maramila sadc zany fa he ! he ! he ! nareo ve manofy antoandro , na haniry nify aza ny akoho tsy hisy zany , alefaso lavitra oa le saina e , mampalahelo be !teneno ry constant manandafy sy dadanareo fa aza miantehatra @ zany sadc sadc zany oe fa aleo @ herin ny tena sa aona hoy nareo , tsy efa vahoaka ve nareo eo ambohijatovo reo zao , sa vahoaka efa vizana

    • 22 avril 2009 à 07:53 | ton ami (#480) répond à badoda

      Badoda a !

      Za milaza aminao fa raha mbola mitohy ny herisetra,n’ny CAPSAT de ny casque bleu ndray no hisolo toerana ny SADC.

      Eo aza feo mandeha fotsiny efa mihidy CEMGAM koa vao maik fa oe ho avy ry zalahy otoy e ! dahalo kely ary aza tsy voafehin’ny miaramila.

      Ny akoho tokoa tsy haniry nify fa TGV tsy maintsy miongotra

    • 22 avril 2009 à 08:05 | gasy261 (#1480) répond à ton ami

      vao eo no anarina dia manao sahady indray ton ami, vao mainka loza indray izany nofinofinareo izany, izany indray angaha no tenin’dracosta ???

    • 22 avril 2009 à 08:17 | gasykely (#2200) répond à ton ami

      Aza de faly ny hamerina an’ Dadanareo @ fomba rehetra ry Ton Ami fa ny fahatongavan’izany SADC na Casque Bleu zany nge azo fantarina fa ny fotoana hialàny eto tsy azonao sainina e, raha tia tanindrazana marina nareo (indd ra8) fomba hafa eritreretina fa fampidirana kizo ny firenena ny fianteherana @ hery avy any ivelany

    • 22 avril 2009 à 08:28 | pelanoro (#1576) répond à gasy261

      he Coco, au lieu de multiplier un seul message, écris au moins un de sensé !
      De toutes les manières, entre ce que les gens disent et la vérité, il n’y a que des interprétations. Il faut croire à ce qui est écrit officiellement.
      SADC ou non, le problème n’est pas là. Le problème c’est qu’il y a des gens qui réfléchissent avant de faire, et d’autres qui font avant de réfléchir. Le meilleur allié c’est le temps.
      Donc méfiez-vous des on-dit, méfiez-vous de l’eau qui semble dormir, méfiez-vous des girouettes qui tournent au gré du vent.
      A vous de tirer votre leçon.
      Et personne n’a à recevoir de leçon de qui que ce soit. Agissez et on verra la suite.
      A bon entendeur, salut !

    • 22 avril 2009 à 08:32 | Bena (#494) répond à ton ami

      Tsy ny SADC no hamerina azy, mazava iny. Sady ny Casque Bleu izany ange mampisaraka olona miady fotsiny e.

      Fa ny Tafika légaliste kosa hisambotra sy handefa ny putschistes any am-pigadrana mihintsy. Io no tena miandry anareo TGV ka aza adalaina amin’ny resaka SADC ny olona. Te hampahery tena fotsiny eo ’nareo, ho avy ny loza ho anareo, kely sisa.

    • 22 avril 2009 à 09:27 | Andry (#2028) répond à pelanoro

      Good job Pelanoro !

      I know there are still lots of Malagasy who sincerely embrace "Rafahendrena".

      Bravo !

      "Hendre ry zareo fa masina ny teny."

    • 22 avril 2009 à 12:49 | joie (#1827) répond à badoda

      Mahana foana oà ny mpanao ratsy e. Lazaina fa misy mercenaires avy any Angolà, lazaina fa manana basy ny eny Ambohijatovo, lazaina fa misy mercenaires 20 any antsirabe, aiza izay mercenaires eo avoay @ télé e. Ny tahotra no betsaka ny any Monja Roindefo sy ry andry TGV . Efa arahina 4x4 firy miaraka @ miaramila mitondra basy mbola matahotra fona

    • 22 avril 2009 à 14:21 | santos (#706) répond à ton ami

      tsy ho hisy SADC,CASQUE bleu izany ho avy eo,fantatrareo moa fa ady anie izany ee..,ny tafika malagasy tsy hanaiky ho baikon’ny firenen’ny afrikanina,na ianareo mirary an’izany zavatra izany dia tsy misaina nefa hoe tia tanindrazana,na dia izaako aza raha misy porofo mivaingana fa hoe hisy firenena hafa na ny frantsay ohatra ka hiady @ Madagascar ka fantatra tsara ny antony hanafiany,dia mody aho hoany @ tany malalako hanampy ny tafika malagasy sy hiaro an’ny M/scar,ianareo io tsy misy fitiavanareo an’ny M/scarizany fa mody miresaka fotsiny nareo hoe tia tanindrazana fa io fihetsikareo io dia famadiana ny tanindrazana(faute grave),izay no mahavoa ny tany afrikanina toujour ao foana ny mpamadika,aiza moa ny fotsy hoditra tsy hanjaka @ tanin’ny mainty hoditra na ny antidohany mainty daholo na samy nianatra @ tanin’ny fotsy hoditra aza,ny fotsy hoditra miray hina raha misy zavatra tiany hitongavany na dia misy mi-contre aza ny ao anatin’ny fikambanadr’izareo(fireneny),antsika(1947)tsy tokony ho resin’ny la frantsa no tena marina fa nohon’ny sasany namadika dia izay no lalany...,mba misaina ry malagasy tsy fotoanan’ny fanjanahantany intsony izao fa fotoanan’ny fivoaranasy ny fandrosoana,mba miraisa hina re ry zareo aaa..,antsika i M/scar fa tsy an’olonkafa ka hibaiko antsika.
      t@ andron’ny R8 dia maro ny tsy nankatsitraka ny fitondrany anisan’izany izaako nefa nohon’ny fitiavako ny tanindrazako handroso kokoa dia navela izy nitondra ndrintra ny 7 taona dia hita ny fomba fitondrany,dia mitaky fiovana ny majoritén-ny malagasy 65/100(miaraka @ province) dia izao sahady no ataonareo tsy mba misy firaisankina hoe:avelao koa izy hitondra esorina koa izy rehefa hita ny fitondrany,aiza izany fisainana fivoaratra izany ?,mifanohitra fisainana lomorina io fisainana io,mba mandiniha tsara alohan’ny fitadiavana ny firenena hafa hanakorotana an’ny M/scar.
      izaako aleoko maty hiaro ny tanindrazako,vonona @ izany aho,hoavin’ny taranaka fara amadimby,ohatran’ny hoe tsy mahazaka ny démocratie izany nareo,inona no tombotsoanareo mirary an’ny M/scar hisy ady goava-be.
      ny olona miady antrano no misy mpanelanelana @ firenena hafa fa isika tsy misy ady antrano hatramin’izao,ianreo io no te hamorona ady antrano mba hisian’izany zavatra mamoafady izany nefa ny malagasy tsy hiditra @ izany mihitsy,iianareo 35/100 ireo ihany no hifamono eo fa izahay tsy hiady @ malagasy mitovy amiko,ianareo samy ekipa ray ihany no ifampihinana manta eo ka misaina tsara.
      iM/scar tsy hiady aminareo fa ianareo no hiady @ M/scar,ny provinces na ny cotiers tsisy taitra @ireo fihetsdratsy ataonareo ireo,na dia mitady namana aza nareo,ny cotier dia efa mahafantatra ny zavatra tianareo ho voasana,ka tsy hisy raison ahatongan’ny firenena hafa hanampy anareo @ izany,fa tsy hoe:ao tananarivo no misy korotana kely dia hoavy ny SADC,CASQUE bleu,UA tsy izany no réalité,na t/ve misy korotana kely dia ho avy ireo mainty hoditra ireo misy fepetra arahina daholo ireo rehetra ireo,nohon’ny maha capital’ny tananarivo no hilazana azy hoe ao M/scar,hazo iray tsy mba ala trano iray tsy mba tanàna,ka zavatra tsy ho hisy no eritreretinareo,manofisa tsaratsara kokoa.

    • 22 avril 2009 à 16:51 | Rasamy (#1319) répond à joie

      MARINA MIHITSY IZANY.DIA TSY FANTATRAREO VE IZA IREO MERCENAIRES RESAHINA IREO, TSOTRA FOTSINY NY VALINY RY ZAREO TGVDAPCAPSAT IHANY IREO.ZAY ANGE NO LAZAIKO WE : TSY HITANY RY ZAREO INTSONY IZAY ATAO DIA LAZAINY FA NY LEGALISTE FOANA NO DISO.EFA MANOMBOKA TRATRY NY ARETINA ATAO WE : MANIE DE PERSECUTION RY ZAREO DIA ZAO LASA MIREDIREDY IZAO.IZA TAMINY RY ZAREO TAO AMINY HAT, ZANY WE IREO MINISTRA FOPLA IREO NO NANAO VISITE DE COURTOISIE TANY IVELANY, TSY MISY, SATRIA NAHOANA, SATRIA TSY EKENY IZAO TONTOLO IZAO FA MANAO FOMBANA JIOLAHAMBOTO.

  • 22 avril 2009 à 07:50 | meloky (#637)

    FAce à des soi-disant légalistes qui se montrent activement des actions de banditismes et d’initier les guerres civiles. On voit comme des cristals que ce eux qui sont contre democratiques. Et maintenat le SADC sait et est convaincu que l’intention du TIMFM et de créer certain genocide et massacre.
    Que la HAT et tous les MAlagsy soient bien avisés et prennent dés maintenant un sèvere dispositif pour éviter tels escalades.

    • 22 avril 2009 à 08:26 | ton ami (#480) répond à meloky

      Mieux vaut être avec les forces internationales pour stabiliser le pays qu’avec les armés rebelles qui ne font que terroriser les légalistes.

      Souvenez vous ce qui c’est passé à Antanimena ? Vous aurez dans les plus brefs délai l’enregistrement vidéo.

  • 22 avril 2009 à 08:45 | lanto (#2047)

    Izaho indray aloha de tsy mba hino izay lazain’ny ao @ fat ao e !

    Efa hatrany am-piandohana ireo no nandainga ka mandraka androany mbola tsy miova foana. Lazaina fa menaka sy vary nafarana ireo amidy mora eto @ tanàna kanefa tsy lazaina mihitsy hatramin’izao le mpandraharaha nanafatra an’ireo entana amidy mora ireo, nefa hoe fitantanana mangarahara no atao.
    Lazaina fa misy mercenaire eto na t@ i ra8 teo @ fitondrana na izao izy efa tsy eo izao, nefa hatr@ izao mbola tsy nahatratra na manana renseignement MARI-POTOTRA akory hanamarinana ny tena fisian’ireo.

    Momba ity ambaran’i Hasina indray de izao : maninona tsy ry zareo avy @ sadc tonga eto ireo no milaza izany fa tsy izy ?

    Raha vao ny hat no miteny dia efa lainga entina hampandrina adrisa fotsiny izay, fanasoketana, fanaratsina, sns ... Ka asakasak’izay te hino azy ireo aloha e !

    • 22 avril 2009 à 09:26 | Rasoa (#1122) répond à lanto

      Hataovy am-pahatsorana ny resaka ry gasy261 sy ny tariny,

      Ny marina aloa dia mandray an’Atoa Ravalomanana ho Président de la République de Madagascar izao tontolo izao ary ao anatiny ny SADC.

      I Hasina sy Julien Razafinmanjato dia efa voaôgany tany Frantsa noho izay antony izay ka inona no mbola himenomenomany ?

      Marina ny voalazan’ny mpanoratra eto ? Matahotra dia mampionon-tena amin’ny lainga mahazatra ny HAT ! Sa hoe kiviana ny pro-Ra8 ? Nofy anie izay ho kivy !!! Sanatria dia sanatria !!

      Mbola hamafisin’i Monja indray fa misy "mercenaires" ao Ambohijatovo ao !! Koa marina ihany koa ny voalazan’ny lahatsoratra. Asa raha azon’i gasy261 tsara (satria toa tsy dia mahay frantsay loatra izy), mampametra-panontaniana hoe : Ka inona no tsy hisamborany ireo "mercenaires" ireo e ? Eo am-pelatànany ange ny herim-pamoretana e !

      Sa mi-fantasmer fotsiny i Monja, pour faire l’"interessant" ou pour donner l’impression que "tout va chez eux" !!

      Ataoko ity hainy tsara ny mandefa "tank" fitsenàna ny toy izany ! Tahaka ny nataony teny Iavoloha sy vao tamin’ny sabotsy satria hoe ho avy Ra8 sy ny garde de corps (mercenaires) ?

      Ka izay etsy Ambohijatovo ve ! Tsy raofim-potsiny ?

      Aza mampiomehy ho aho !! Fa mahamenatra

    • 22 avril 2009 à 09:26 | ton ami (#480) répond à lanto

      Lanto a !

      Mofo tapany oa no asiana vodiny de oe 1000fmg hono ny mofo sady izay pokaty.

      Aleo hihomehy alo aoha fa tss !!!!!!!!!

    • 22 avril 2009 à 10:12 | gasy261 (#1480) répond à Rasoa

      merci rasoa la fantasmeuse en plus rasoa la francaise, il faut arreter de rever rasoa, c’est l’hiver mais quand même !

    • 22 avril 2009 à 10:47 | Rasoa (#1122) répond à gasy261

      Rasoa dia malagasy ray ary malagasy reny. Porofoiko amin’ny fahaizako ny tenin-dreniko izany ary voafehiko koa ny teny frantsay.

      Hita taratra ihany hy fahatezeranao amiko satria "La vérité blesse".

      Tsy nofy ririnina sanatria satria ampy tsara ny bodofotsy sy drap ao anaty "armoire-ko" fa fanantenana entin’ny masoandro vao maraina.

  • 22 avril 2009 à 09:21 | Fanoro (#1962)

    Depuis le début de la crise (janvier), Rajoelina nous ramène toujours cette histoire de présence de mercenaires pour faire peur à la population et jouer sur la corde sensible, sans pour autant en apporter les preuves. Et c’est peut-être, lui qui va faire venir ces mercenaires pour semer encore plus le trouble. Quand à Ny Hasina Andriamanjato, faut aussi qu’il arrête la démagogie. Si les troupes de la SADC ou de l’ONU ou autre, viennent à Madagascar, ce n’est pas pour "envahir" le pays mais pour aider à retrouver la paix et protéger la population (puisque nos forces de l’ordre sont incapable de le faire contre les milices de Rajoelina). Lui qui a fait un peu d’études, contrairement à certains de ses collègues, il devrait savoir à quoi sert une armée internationale et leur mission sur le terrain.

    • 22 avril 2009 à 09:41 | Andry (#2028) répond à Fanoro

      Mercenaries ! Ny CAPSAT izany e !

      Raha Ny Hasina indray, aza adino fa izy anie zanakin’ny Repoblika faharoa e ! Zanakin’ny famafazan-dainga. Fombany io mavezivezy sy mandrereka ny marina io. Tony fotsiny ny fo ary ampiasao tsara ny saina.

    • 22 avril 2009 à 09:42 | dxdiag (#919) répond à Fanoro

      atramin’izao alo dia tsy mbola itako mihintsy ny fanantenan’ireto TIM ireto fa toa manarakefa fotsiny. Ny vahaolana apetrako amin’i TGV izao dia ny fanomezana asa ho an’ireo olona ao Ambohijatovo ireo satria raha misy miasa izireo tsy handany andro any mihintsy.Ny tanana izao tena mila fanadiovana ka tsara raha mampiditra mpiasa vaovao avy ao Ambohijatovo ny Commune Urbaine !hihihihi, mino aho fa tsy misy tavela ao intsony ireo ravao homena asa e ! dia hiaka eo amin’izay ireo malahelon’kanina ireo, toandr’i Manadafy sy ry satrobory e !sns e !hihhihihihi, de ho itany avany any ko I Dada.

    • 22 avril 2009 à 10:20 | métisse1000 (#1973) répond à Fanoro

      Certes Fanoro, peut-être que Ny Hasina a fait des études, mais allez enquêter un peu auprès de ses camarades d’université pour savoir que ce n’était pas une lumière...La preuve, la HAT n’est composée en grande majorité que d’une bande de nullards qui se distinguent plutôt dans l’art de semer la m.... et la terreur plutôt qu’autre chose !!!

    • 22 avril 2009 à 14:20 | nyaina (#950) répond à dxdiag

      Mahandrasa kely Dxdiag an !

      mahandrasa sy misononoka kely fotsiny sisa ianare fa hisy vaovao mahafinatritra anay atsy ho atsy

  • 22 avril 2009 à 09:31 | vola10 (#1299)

    De toutes façon, on continuera notre lutte jusqu’à ce que la HAT croulera !!!Ce sont des menteurs, des bons à rien, des nuls, des terroristes qui ne font que détruire notre pays !!On espère qu’un jour, ils seront jugés comme ils les méritent. "Raha mbola misy koa ny farany dia tsy foana ny fanantenana"

    Honte à vous Ny hasina , vraiment pour un fils de pasteurs, quel exemple.

    • 22 avril 2009 à 11:20 | Rasoa (#1122) répond à vola10

      Tena tranon-dainga ireo ry vola10. Ary tsy mahalala menatra. Hoy ny fahendrena malagasy hoe :

      ALEO MIFANENA AMIN’NY MPAMOSAVY TOY IZAY MIFANENA AMIN’NY MPANDAINGA.

      Satria mihevitra ny malagasy ho "kentrina" foana indrindra ireto pasitera mianaka ireto.

      Indro ny vaovao farany(22/04/09) momba ny Président de la République de Madagascar :

      8:00 - Le Président Ravalomanana a rencontré hier le Président sud africain Kgalema Motlanthe (actuellement à la tête de la SADC) à Pretoria, Afrique du Sud. Le Directeur général des Affaires Etrangères, Ayanda Ntsaluba, qualifie la rencontre de « haute importance »

      Asa raha azon’i gasy261 indray ny dikan’ny hoe : "Rencontre de haute importance" na tsia.

    • 22 avril 2009 à 11:21 | lalaina (#2165) répond à vola10

      Bonjour !Aza miteniteny fona ry VOLA,nareo mpanohana an dRAV8 reo dia tena jamba avokoa no tsy miasa firy ntsony ny neuronne nareo.Lazainao fa ce sont des menteurs des bons a riens des nuls,des terroristes qui font que detruire notre pays ny HAT, ary RAV8 tohananareo hatramin izao io,manao aona kay izy io.Sady nareo vendrana manohana olona tsy miraharaha nareo akory ra tena tia anareo RAV8 dia miara mitolona aminareo.Nareo no manakorontana firenena MALAGASY amin izao.Maninona kay ra avelanareo hiasa mandritra ny 2 taona ny HAT dia hitanareo eo ny vokany ary eo nareo vao mitsara ny nataony E !Zavatra logique zany ra mba mapiasainareo kely ny sainanareo fa tsy ny fankahalana no entinareo sy heverinareo fa hampandroso ny firenentsika zay tena lasa nirozaroza amin ny tany amin izao fotoana zao.Tsy mba tinareo ve ny miaina amin ny fiainana milamina e !Sady efa mahantra ny gasy no mbola korontaninareo ,RAV8 ange efa nanolotra ny fahefana amin ny miaramila ary ry zareo avy eo manolotra izany amin zay tiany hanolorana azy.Zavatra fantatrareo tsara zany !Any amin i RAV8 nareo no tokony manontany fa maninona izy no nitsoaka nanareo toy izao fa avelao ny HAT hanao ny asany ara dalana re tompoko !!!!!!!!!!

    • 22 avril 2009 à 12:11 | Rasoa (#1122) répond à lalaina

      Sao dia i Lalaina no miteniteny foana fa tsy i vola ?

      Indro omeko vaovao ianao dia anjaranao no mieritreritra hoe "mpandainga" sa tsia i Hasina sy ny HAT

      .... 8:00 - Le Président Ravalomanana a rencontré hier le Président sud africain Kgalema Motlanthe (actuellement à la tête de la SADC) à Pretoria, Afrique du Sud. Le Directeur général des Affaires Etrangères, Ayanda Ntsaluba, qualifie la rencontre de « haute importance »

      9:00 - Suite à l’altercation au foyer Arago à Paris, le GTT a déposé une plainte contre Julien Razafimanazato, ministre de la HAT, pour « intrusion, menaces et tentative d’appropriation de bien d’autrui ». Selon le collectif, les forces de l’ordre ont dit « assurer la protection du foyer » contre la HAT très prochainement. Le ministre devrait « rendre des comptes à la justice française » si le juge donne suite à la plainte, précise le GTT ....

      o 12:50 - « Ce mercredi, une mission diplomatique de haut niveau quitte le Swaziland pour Madagascar » a affirmé le ministre swazi Lutfo Dlamini. « Nous impliquons toutes les parties concernées (dans les discussions) et il serait faux de dire que la SADC utilisera l’armée pour chasser Rajoelina, mais nous voulons qu’il restitue le pouvoir au président légitime ». Le Swaziland préside actuellement la « troïka », organe de sécurité de la SADC

      12:15 - Le nouveau gouvernement de Manandafy sera connu d’ici le 2 mai avec l’ouverture de la session parlementaire

      12:15 - Manandafy Rakotonirina a reçu en audience avant-hier le chargé d’affaires britannique en résidence à Maurice. La rencontre s’est faite dans la plus grande discrétion

      Mino aho fa azonareo tsara ny dikan’ireo na teny frantsay aza.

    • 22 avril 2009 à 12:32 | RANGALITIKA (#2214) répond à lalaina

      Lalaina ! Tena mitoky ve ianao fa marina ary mifanaraka @ ny sainao fa hisy ny fahafahana raha mitohy ny fitondran’ireo olona @izao fotoana ? Ianao ihany no afaka ny mamaly ny ao an-tsainao ao ! Raha toa ka mino ianao dia tohizo atraminy farany, ary raha sendra manitikitika anao dia jereo ihany ny hiafarany. Izaho mametraka fanontaniana dia aty ampita ary mandinika atrany ny fandrosoan’ny resaka sy maniry ny hitoeran’ny rariny.Malagasy ianao ary olona misaina omeo ahy tsy misy aloka ny tena ao anatinao aho, ahafahako mandinika sy mandajalanja ary hametraka ny mozana tsy mitongilana ao an’taiko ao !

    • 22 avril 2009 à 13:40 | lalaina (#2165) répond à RANGALITIKA

      Mamaly ny resakao aho RANGALITA.Amiko dia kely saina ianao sady tsisy savoir vivre pour quelqun soi disant habite a l etranger,je crois si vraiment vous habite a l etranger vous ne devez pas etre fier de vous parce que ca ne reflette pas l image des mentalites des gens intelligents votre mentalite,meme le gasy tsy nahita fianarana manana savoir vrivre.Secondo aona moa no hitsaranareo ny fitondrana amin izao fotoana izao ra tsy havelanareo hiasa izy,matoa nareo manohana an drav8 dia satria hitanareo fa tsara ny asa nataony .

    • 22 avril 2009 à 13:57 | lalaina (#2165) répond à Rasoa

      Oui !Azoko tsara reo article reo na dia amin ny teny frantsay AZA RASOA !Ne vous inquietez pas !Fa ianao angamba no tsy mahazo resaka tsara fa RAV8 ange tompoko efa tsy PRESIDENT MADAGASCAR ntsony ,olona efa nametra pialana izy.Maintenant ,tout ca c est du bla,bla !Ra mahafinaritra sy mahasambatra anareo reo vola vahoaka gasy nampidrin i RAV8 any ampaosiny sy reo gasy tsy manantsiny notifiriny tamin ny 7 fevr 2009 dia mahasoava anareo.Fa zay pro TGV dia mila fihovana ary avelao zay hiasa hanam porofoana izany

    • 23 avril 2009 à 02:21 | Basile RAMAHEFARISOA (#417) répond à Rasoa

      Pour RASOA:A propos du foyer universitaire d’Arago Paris,Basile RAMAHEFARISOA a déjà mis sur le tapis son statut.Récemment,je suis allé à l’Ambassade de Madagascar pour poser la question sur le Directeur de ce foyer."ON" m’a répondu officieusement que ce foyer ne dépend plus de l’AMBASSADE.Affaire à suivre.Ne vous inquiétez pour toutes les plaintes déposées en FRANCE Basile RAMAHEFARISOA(2)22ramahefarisoa
      Personnellement,j’ai déclaré à la police française(commissariat de ma résidence)que je roule pour la Haute Autorité de la Transition sans demander sa bénédiction.Je suivrai personnellement toutes ces plaintes déposées aux parquets de FRANCE.

  • 22 avril 2009 à 12:32 | meloky (#637)

    Na manonofy na ahoana aloha hatreto dia mbola tsy nisy izany olona nanongan-tena izany hanana nofinofy hahazo fitondrana indray ; Ny Tsy voafidy angamba mety ho voafidy indray. F’angaha ity Gasy mety atao kilalao ka izao olona tsy mahavoa rehetra izao dia ho ekenay Gasy : Angaha kilalao ny fitokisanay Gasy no holalaovin’olona sady tsy mahajoro eo imason’ny olana (mitsoaka rehfa mafy ny ady) fa be vava sahala ny lela tapaka na gisa mangala-ketsa rehefa tsy itokisana intsony.
    Ary ngaha misy firenena mpomba ve ireny tsy maty manota rehefa vokin’ny fanampiana tokony ho an’ny gasy manontolo. Ny tsara ho an’i Ra8 sy izay mankasitraka ny tia-tena sy mpamboly korontana. Efa hita-poko sy hitam-pirenena fa be mokony fotsiny !!!

  • 22 avril 2009 à 12:59 | paoly (#2053)

    Aza mihinana amam-bolony rey olona
    fa mahaiza manavaka ny lainga
    marivo-tototra sy ny vaovao
    mari-pototra.
    Mba jereo ihany itony ka anjaranao
    ny mitsara hoe iza no mandainga.

    MBABANE - Une mission de la Communauté de développement d’Afrique australe (SADC) devait se rendre mercredi à Madagascar pour tenter de convaincre les autorités de transition de "restituer le pouvoir" à Marc Ravalomanana, le président qu’elles ont évincé mi-mars, a annoncé le Swaziland.

    "Ce mercredi, une mission diplomatique de haut niveau quitte le Swaziland pour Madagascar", a déclaré à la radio publique de son pays le ministre swazi des Affaires étrangères Lutfo Dlamini. "Elle sera suivie par une délégation de la troïka ministérielle menée par moi-même".

    Mbabane préside actuellement la "troïka", organe de sécurité de la SADC.
    Lâché par l’armée et confronté à une grave crise politique, Marc Ravalomanana a remis le 17 mars ses pouvoirs à un directoire militaire qui les a immédiatement transférés à Andry Rajoelina, alors chef de l’opposition, et désormais à la tête d’une Haute Autorité de transition (HAT).

    "Nous impliquons toutes les parties concernées (dans les discussions) et il serait faux de dire que la SADC utilisera l’armée pour chasser Rajoelina, mais nous voulons qu’il restitue le pouvoir au président légitime", a affirmé le ministre swazi.
    La SADC a suspendu Madagascar de ses instances et Marc Ravalomanana, qui a quitté son pays depuis son éviction du pouvoir, a rencontré ces derniers jours les présidents d’Afrique du Sud Kgalema Motlanthe et du Botswana Ian Khama.

    "Pour prouver son attachement à la démocratie, le président Ravalomanana a assuré à la SADC et à la troïka qu’il organiserait de nouvelles élections avant la fin de l’année pour légitimer sa présidence", a fait valoir Lutfo Dlamini.

    Lors de ses entretiens avec les dirigeants d’Afrique australe, Marc Ravalomanana a dit vouloir rentrer dès que possible sur la Grande Ile de l’océan Indien, où ses partisans manifestent quotidiennement en faveur de son retour.

    Lors de la répression lundi d’une de ces manifestations par les forces de l’ordre, deux personnes ont été tuées et 20 autres blessées.
    Une fois rentré à Madagascar, le président évincé propose de former un gouvernement d’union nationale. "Former un gouvernement ouvert à tous qui respecte la Constitution est un pas extrêmement important et urgent pour rétablir l’ordre constitutionnel à Madagascar", a-t-il dit lundi à la presse à Johannesburg.

    Cité par le journal gouvernemental du Botswana The Daily News, Marc Ravalomanana a assuré avoir déjà rencontré le président de la Commission de l’Union africaine (UA), Jean Ping, ainsi que le dirigeant libyen Mouammar Kadhafi, actuellement à la tête de l’organisation continentale.
    (©AFP / 22 avril 2009 10h56)

    • 22 avril 2009 à 13:09 | dxdiag (#919) répond à paoly

      Rasoa a ! Mba handefaso vaovao s gazety rampitso aho fa taraiky tato ampiasana aho androany e ! mino aho fa efa any amin’ao ny fampitso totolo, satria ianao biby mahita ny volana.MISAOTRA RASOA !

    • 22 avril 2009 à 14:41 | pelanoro (#1576) répond à dxdiag

      satria ve ianareo manana asa sy toerana tsara, dia sahy manitsaka sy manaratsy ireo tsy manana, ireo tsy mety manohana ny tsy ara-dalana ?
      Ny orin’asanay izao nikatona, dia miezaka mitady iany no hatao aloha satria sarotra ny fahitana asa @ izao crise izao.
      Fa aza dia mandatsa anay satria manohana ny aradalàna izay. Mafy ny tsy manana hoanina isan’andro. Ka nefa aleho mihafy toy izaho, mihinana ny tahiry kely, toy izao handodom-baravarana any @ mpamono olona sy mpandainga. Satria ny marina tsy maintsy mandresy. Na dia mila vola toy inona aza, izaho tsy hanaiky hokaramaina hamono olona.
      Sarobidy ny filaminan’ny saina sy ny fo.

      Tsy hilaina akory ny miady hevitra @ olona voavidy, voatapi-maso, ary ireo izay fohy ny fisainany.
      Samy hahita eo e !!!!

  • 22 avril 2009 à 13:29 | vola10 (#1299)

    Tony "lalaina, sy ry dixdag, sns"tony no tena anisan’ny fanetriben’ny firenena, tsy mba mandinika aloha vao mipetsopentsona ny vava, tsy mba mitsinjo an’ireo malagasy madinika, ty horohoro tsisy farany sy fanampenam-bava, tsy vitan’izany ny tsy fahaizana n’inon’inona fa te hiedinedina ho filoha fotsiny, nga izy ity kilalao ka mizitizity hoe za no filoha, za no filoha kanefa tsisy zavatra hay na kely aza.

    • 22 avril 2009 à 18:07 | lalaina (#2165) répond à vola10

      Fa nareo ve jamba ry VOLA !Efa ho firy volana zay ty korontan dava eto madagasikara ity.Ny eto antananarivo no tena tsy manaiky ary tsy manaja ny safidin ANDRIAMATOA RAV8 zay nametra pialana sy ny vahoaka MALAGASY.Ny any amin ny province milamina.Nareo mitaky ny democratie ,zavatra tsara izany ka maninona kay ra mba hajainareo io e ?!Ny bla,bla tsisy farany tsy havitana inona ary tsy mampandroso firenena.Asa na iza no tsy mitsinjo ny vahoaka MALAGASY zay ataonareo salan ny otage amin izao fotoana izao satria tsisy zavatra milamina pour l instant amin ity greve lavanareo ty. Ataoko angamba fa fantan ny TGV sy ny gouvernement ny fa tsy kilalao ny firenena sy ny vahoaka MALAGASY.

  • 22 avril 2009 à 14:32 | rabenaivo (#1816)

    Asaivo mankaty frantsa indray aloha ilay hasina miteniteny foana io ho fahaizaina kely indray, tsy ampy azy angaha hono ny nahazo azy taty ?

    • 22 avril 2009 à 16:11 | ton ami (#480) répond à rabenaivo

      Mila vaovao demain ve dxiang ?

      Vaovao efa omaly ange reny nomena sy vao teo ange no nomena anareo teo e ! fan ngah tsy oe TGV ndray rekany e ! fa manin no taraiky ? zany rehefa biby mitorina

      Mba mahalala ny connecte rehefa tsy maharaka e !

  • 22 avril 2009 à 21:24 | Rafahafahana (#890)

    Tena hita aloha fa samy tia tanindrazana daholo isika rehetra fa ny lalana fotsiny no tsy mitovy e.

    Maninona moa raha samy miaramitondra ny fanjakana daholo ry zalahy ireo e fa tsy tia tena.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS