Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 11h40
 

Politique

Election présidentielle

La HCC déboute le « rassemblement des 21 candidats »

samedi 20 octobre 2018 | Arena R.

Le « Rassemblement des 21 candidats » à l’élection présidentielle est débouté par la Haute cour constitutionnelle (HCC). La requête qu’ils ont déposée le 12 octobre dernier relative à la réouverture de la liste électorale a été rejetée. Dans son arrêt rendu vendredi, Jean-Eric Rakotoarisoa et sa bande ont jugé « irrecevable en la forme » cette requête.

Selon les explications de la Cour d’Ambohidahy, « les conditions de forme requises par les dispositions de articles 66 de la loi organique n° 2018-009 du 11 mai 2018 et par les prescriptions législatives substantielles prévues par les articles 203 et 204 de la loi organique n° 2018-008 du 11 mai 2018 n’ont pas été respectées par les demandeurs », d’où cette irrecevabilité.

Fanirisoa Ernaivo, ancienne présidente du Syndicat des magistrats de Madagascar et candidate à l’élection qui faisait partie des candidats ayant déposé cette requête n’a pas manqué de manifester son étonnement par rapport à ce rejet. Elle s’est même demandé quelle disposition de ces articles n’a réellement pas respectées ?

Dans cette requête, le Rassemblement des 21 candidats a demandé à la HCC d’« ordonner à la Commission électorale nationale indépendante de réexaminer la liste électorale, afin d’y inscrire tous les électeurs omis ainsi que le toilettage de cette liste aux fins d’enlever toutes les irrégularités, et ce, en application de la Constitution ; d’ordonner la publication des bureaux de vote réels dans chaque localité de Fokontany ; d’ordonner la transformation de la Charte de bonne conduite en instrument légal assortie de sanctions astreignantes et d’’ordonner la prise de sanctions à l’encontre des candidats ayant commis des violations des dispositions ainsi légiférées ».

15 commentaires

Vos commentaires

  • 20 octobre 2018 à 09:15 | Nalisoa (#10185)

    On n’est pas d’accord avec le report de l’élection présidentielle, s’ils ne veulent pas participer qu’ils se taisent

    • 20 octobre 2018 à 16:06 | jayo (#10317) répond à Nalisoa

      marina mihitsy izany, efa tean mifantoka loatra any ny sain’ny malagasy rehetra ary efa tsy fotoana fanovanan hevitra intsony izao, tokony manao izay ho afany ny mpikarakara ny fifidianana mba tsy hanaiky ireo sasany mitady hanondrana

    • 20 octobre 2018 à 16:23 | tojo (#10300) répond à Nalisoa

      Marina mihitsy izany, fanatsarana no ilaina fa tsy fanemorana. Misy ireo tokony ho arahina akaiky nohon’ny teti-dratsy sy fikasana ratsy ataony tahaka an’i Rajoelina, ary tokony ho ampiarina mihitsy ary ny lalana rehefa ratsy filalao

  • 20 octobre 2018 à 09:55 | benantsa (#10178)

    Quelqu’un peut-il donner le nom de ces 21 candidats ?

  • 20 octobre 2018 à 09:58 | arsonist (#10169)

    Miarahaba !

    Isan’ny toe-javatra mahatonga antsika Gasy tsy ahomby amin’ny fahitàna izay lalana tokony hombàna, ka hitondra ity tany ity sy ny Gasy any amin’ny fampandrosoana, dia ny fanaovana « toton’omby bory » amin’ny fampiasàna fomba fitondram-panjakana izay efa hita sy azo tsapain-tanana be izao ny voka-dratsiny, satria izao efa iainan’ny Gasy izao efa ho taona ampolony maro dia maro izay izao.

    Tsy mahomby mihitsy ity fahefana fitondram-panjakana miavosa eto Antananarivo sady eo antanan’olon-tokana ity, ka tsy mitsinjara any amin’ny faritra izay lazain’ny razanay Merina hoe « tany lavitr’andriana ».
    Ka ny vahoaka tompon-tany any amin’ireny faritra lavitra ireny dia mizaka ny mangidy sy ny mafaitra marina tokoa.
    Ny vahoaka eto Antananarivo aza moa ity efa mizaka izay fahoriam-be tsy hita nonoa ka maika moa fa ny vahoaka any amin’ireny tany lavi-toerana ireny.

    Tadidy tsara ny kabary kinga sady tsara lahatra nataon’i Didier Ratsiraka momba ny « fitondram-panjakana itsinjaram-pahefana » tamin’ny fotoana andro naha filoham-pirenena azy.
    Saingy kabary dia kabary fotsiny ilay izy, fa tsy nisy fampiharana azy teo amin’ny tany sy ny fanjakana mihitsy akory avy eo.
    Ka dia mbola nitohy ho ilay rafitra fitondram-panjakana mivangongo eto Antananarivo sy eo antanan’olon-tokana foana ihany no tompon’ny laka hatramin’izay ka hatramin’izao.
    Rafitra nalain-tahaka anjambany tamin’ny an’i Frantsa ilay izy.

    Hain’ny Frantsay marina tokoa ny nampiasa azy io teto amintsika tamin’ny andron’ny fanjanahan-tany, ka nampandroso tokoa tamin’ny lafiny maro (fa tsy rehetra akory) ny vahoaka nozanahin-dry zareo.
    Ka rafitra mifanojo tanteraka amin’ny kolo sy fomban-dry zareo tsinona io fomba fitondram-panjakana io, ka izay no nahatonga azy io ho nahitam-bokatra teto amintsika tamin’ny andron’ny fanjanahana.

    Saingy taty aoriana kosa, nanomboka tamin’ny faha-14 oktaobra 1958, rehefa ny Gasy amin’izay no niseho ho mpitondra fanjakana, ka nampihatra ity fomba nalain-tahaka anjambany tamin’ny any Frantsay ity, dia nikoroso miandalana tsy hay notohaina ny firenena gasy.
    Dia izao hitantsika sady iainan’ny vahoaka gasy izao no voka-dratsiny.
    Laharana faha-4 amin’ireo firenena faran’izay mahantra indrindra eto antany.

    Ny hevitro ahy manokana dia tokony tsy mahazo mitondra fanjakana mihitsy izay Gasy, mandritra ny taona maromaro (hatrany amin’ny taranaka fara mandimby faha-4), satria sady loa toe-tsaina izay rehetra Gasy mpanao politika no tsy mahazaka fitondram-panjakana ihany koa.

    Raha zohiana ny Tantara, dia nisy firenena izay vondron’olona notendren’ny fikambanam-be iraisam-pirenena no nitondra fanjakana tao antoerana nandrin’ny fotoana nilaina andrasana mba ahamasakin’ny toe-tsain’ny tera-tany.
    Mazava anefa fa tsy hanaiky io hevitra io mihitsy akory ianao mpamaky io, satria voadona noho io hevitra io ny ambom-po kelinao.

    Hafa indray ary, satria tsy hanao toton’omby bory tahak’ireo Gasy nitondra sy mitondra ary te hitondra ity tany sy fanjakana ity akory no hatao vain-dohan-draharaha, ka hizirizy hampihatra fomba fitondram-panjakana izay efa hita sy iainana izao ny lozabe nafitsony.

    Hajoro ho Firaisam-panjakana isan-tokony ity Nosy ity.
    Io no antsoin’ny Vahiny hoe federation, fa tsy secession arakin’ny iantsoin’ny mpanaratsy azy akory.

    Ny razanay Ambaniandro dia nahalala tsara sady nankasitraka azy io satria izy io no fomba nitondran’Andrianampoinimerina an’Imerina Enin-Toko.
    Ireto ireo toko enina ireo : Avaradrano, Marovatana, Ambodirano (tsy Atsimondrano izany akory), Vakinisisaony, Vonizongo ary Vakianankaratra.
    Olona roa isan’isany no niara-nitondra ny toko iray, ka Andriana sy Hova izy roaroa ireo.
    Ny fiandrianan’ny fahefana foibe kosa dia teto Voromahery : ny Rovan’Antananarivo sy ny manodidina azy akaiky.
    Mbola tsy niamboho akory anefa Nampoina no efa nialoalo ho isan’Imerina Enin-Toko koa ny « faritra » telo hafa , dia Valalafotsy, Mamolakazo ary Mandrindrano.

    Koa izay Gasy sahy milaza fa loza mitatao amin’ny firaisam-pirenena ny federalism dia Gasy manadino na mody manadino ny Tantara izay.

    Ary tsy ny fampigadràna an’i Pety sy Rainidina akory no hamafa ny Tantara na hanadiso izay raiketiny.

  • 20 octobre 2018 à 14:11 | Tsix (#10296)

    Tsy ny rehetra no afaka mibaiko amin’ny fanokafana ny lisitra fa mbola mandalo ambaratonga maro. Raha toa ka miroso amin’izany isika dia tsy maintsy ihany koa izany miroso amin’ny fanemorana ny fifidianana. Mbola sarotra anefa izany. Raha toa ka olona tokony no mitarika ny korontana dia tokony homena ny sazy sahaza azy na esorina tsy ho isan’ny kandida.

  • 20 octobre 2018 à 14:46 | komi (#10299)

    Ireto kandidat ireto izany dia mihevitra ny tenany fa afaka manao izay tiany atao eto fa mihevitra ny tany ho tsisy lalàna arahina sy tokony atao mihintsy. Tsy mba mitsinjo izay mahasoa ny firenea fa miaro tombotsoa no be dia be aminareo. Rehefa tsy vonona fotsiny hianareo dia tokony tsy mirotsaka fa mbola tsy tara.

    • 20 octobre 2018 à 16:04 | jayo (#10317) répond à komi

      inoako fa ahalala ny tokony hataony izy ka, ary efa hita na iza manana toe-tsaina ratsy eo dia efa mahatoky ny hcc hanao izao handaminana sy amahana ny olana rehetra misy satria efa mifantoka loatra @fifidianana ny sain’ny malagasy rehetra

  • 20 octobre 2018 à 15:07 | Toutoun (#10298)

    Tsy ny fanaovana tery vay manta @ fanakorontanana tsy misy fandrosoana akory no hanerena ny HCC hamaly ny fangatahany ! oloa mahay lalàna noho ireo kandidà ny HCC ary mahafantatra tsara ny tokony ataony, na dia lazainareo ho manompo fitondrana aza ! tsy vao izao akory no nisy ny fanaratsiana tahak’izany !!!

  • 20 octobre 2018 à 15:33 | Christianna (#10313)

    Mety mahatsara ny fizotry ny fifidianana ny fanavaozana ity lisim-pifidianana ity nefa kosa tsy hatao sakana hirosoana amin’ny fifidianana nefa izany, fa na izany ary tokony natao am-panajana izany hoe manaraka ireo vepetra voalaza ao amin’ny lalàna organika ihany ilay fangatahana na izany aza !

  • 20 octobre 2018 à 16:00 | jayo (#10317)

    quoi qu’il en soit, on a toujours fait confiance au HCC et CENI car ce sont eux les responsables de l’ensemble de déroulement de cet élection , et ils seront capable de régler et de faire le mieux pour bien achever ses taches

  • 20 octobre 2018 à 16:15 | sasa (#10303)

    HIta hoe manao hevitra ataingaina fotsiny ireo kandida sasany ireto,tsy mandinika vao manao zavatra,raha izao ve havaozina ny lisitry ny mpifidy tsy ho lany eo am-panaovana izany indray ny fotoana efa voatondra hanaovana ny fifidianana,hita tsy vonona hiroso amin’ny fifidianana izy ireo.

  • 20 octobre 2018 à 19:09 | RAMBO (#7290)

    SOCIAL PUR !
    Dans le domaine de la Santé Publique Gasy, Hery Rajaonarimampianina a apporté des progrès considérables et méritent d’être poursuivis et améliorés. Les 30 Blocs Opératoires dans les districts sont désormais opérationnels et ce sont les femmes qui sont les premières à constater leur bien-être en matière d’accouchement et de soins infantiles . La réorganisation et la réhabilitation des Services des Urgences dans les Hôpitaux publiques. L’installation de matériels comme les Scanners derniers cris dans les services neurologie des hôpitaux publiques La mise en place de château d’eau dans les villes moyennes et des fontaines d’eau potable dans les milieux ruraux ont fait reculer considérablement les maladies provoquées par l’insalubrité des eaux. Au mois de Juin dernier, le candidat n° 12 a lancé la mise en place de la CSS ou la Caisse de Solidarité Santé ( Kitapom-pahasalamana) qui permet à la population de faible revenu d’accéder aux soins moyennant de modeste cotisation de Ar 9000 annuel. C’est l’Etat qui renfloue les complémentaires santés et ce système s’installe petit à petit dans notre pays...on prévoit 60 % de la population qui bénéficieront de ce système d’ici 2 ans… 70 % d’ici 4 ans. L’utilisation à grande échelle des médicaments génériques a aussi contribué à faire reculé le taux de manque de soin. Un organisme nommé « Vonjy » a été créé pour porter secours aux femmes et enfants victimes de violences conjugales…

    L’ancien Président admet par contre que la lutte contre le Paludisme est encore un défi pour notre pays. Le retour de la peste est aussi à déplorer mais les aides internationales affluent pour endiguer totalement cette épidémie. La Poliomyélite qui est une maladie très handicapante et qui sévissait dans notre pays pendant des siècles est officiellement radiée durant le premier quinquennat de Hery 12. Et partout où Hery passe à travers toute l’île en ce moment, on entend toujours le même refrain !« RAHA MARO NO VITANAO TETO AMINAY M. LE PRESIDENT ! »

    DIFFERENCE DE STYLE.

    Rajoelina 13 : « Ataovy Filoha aho dia ho hitanareo eo ny hanaovako azy ! » ou bien « Faîtes de moi Président et vous verrez comment je ferrai ! »
    RAJAONARIMAMPIANINA 12 : « Andao isika hifandray tanana ary hiaraka hanoy ny fanarenana ity firenentsika ity » ou bien « Donnons- nous les mains et nous allons continuer à redresser ensemble notre pays »

  • 21 octobre 2018 à 09:20 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    Assalaamo alaikoum
    Ce n’est plus un secret pour personne que lorsque la politique rentre dans la tête d’un juriste, la justice sort. C’est pourquoi les juristes doivent se mettre au- dessus de la politique.

    • 22 octobre 2018 à 11:51 | dahalo (#8794) répond à plus qu'hier et moins que demain

      Oui tu as raison c’est pour cette raison que christine a condamné à perpétuité ra8

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS