Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 07h20
 

Politique

La FJKM ne soutient que Jésus Christ

lundi 30 mars 2009 | Rakotoarilala Ninaivo

Les fidèles de l’église de Jésus Christ à Madagascar (FJKM) ne devraient soutenir que Jésus Christ et lui seul. Tel a été le fond des prêches au stade municipal de Mahamasina ce dimanche 29 mars 2009. Pour illustrer son message, la FJKM a choisi l’histoire de Pierre afin de montrer les difficultés que les chrétiens doivent affronter dans le soutien à Jésus. Par crainte pour sa vie, Pierre a nié Jésus trois fois avant que le coq chante pour la deuxième fois.

Mais même si la FJKM ne devrait soutenir que Jésus Christ, elle devrait aussi être solidaire avec son président, le pasteur Lala Rasendrahasina, et son vice-président Marc Ravalomanana. Ainsi, une petite prière a été consacrée à ces deux personnes, pour leur réconfort et leur rapide rétablissement. En tant que président, le pasteur Lala Rasendrahasina a aussi eu droit de transmettre un message à l’endroit des fidèles de la FJKM.

L’accord entre la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA) et la FJKM a été bien respecté ou presque. La réunion n’a rien de politique, même si des politiciens y ont été présents. Il y avait par exemple le président du Tiako I Madagascar Yvan Randriasandratriniony. Ce dernier n’a fait aucune déclaration face à la presse.

20 commentaires

Vos commentaires

  • 30 mars 2009 à 08:26 | fandresena (#299)

    LES PROTESTANTS SONt SAGES !

    • 30 mars 2009 à 09:23 | ragasy (#416) répond à fandresena

      Contrairement à odon.

      Quelle crédibilité devrait-on encore donner à ce sinistre personnage ?

      Je plains vraiment mes frères catholiques !

  • 30 mars 2009 à 09:48 | xena (#774)

    Samy nangoraka ny nahazo an’Andriamatoa Rasendrahasina ny rehetra, na izany aza dia misy ny zavatra tokony hotsipihana : ity pastora ity dia olon-dRavalomanana ary nanohana azy hatramin’ny farany, zony moa izany amin’ny maha olom-pirenena azy satria izay no demokrasia !Tamin’ireny fihaonana teny Hintsy ireny dia ny FFKM no natao mpanelanelana, kanefa ity pastora ity dia nijoro tamin’ny maha pastora TIM azy ka raha vao miteny i Andry dia manifikifi-doha izy, fa raha vao Ravalo no miteny dia hoy izy hoe « zany tokoa », « zany tokoa ». Izany hoe tsy dia nijoro loatra tamin’ny maha Ray aman-dreny azy ingahy pastora ! Tsy mahagaga moa izany satria ny fionganan-dRavalo dia midika fa very fihinana ny FJKM, satria mbola tadidin’ny maro ireny vola be misesisesy tsy toko tsy forohana nararak’ingahy Ravalo ho an’ny FJKM ireny ! Ary hitan’ny maro koa fa nandritra izay fito taona nampahantra ny malagasy izay dia vita tsara tarehy aok’izany daholo ny fiangonana FJKM manerana ny Nosy. Tsy adinon’ny rehetra koa ny famorian-dRavalo ny pastora rehetra manerana ny Nosy tao Mahamasina ka ny fanjakana no niantoka ny lany rehetra ! Raha tsorina dia tena nifamatotra tamin’ny fitondran-dRavalo tanteraka ity pastora Rasendrahasina ity sy ny FJKM. Tsy mahagaga àry noho izany ny fisamboran’ny miaramila azy tao anatin’ny fotoana fohy, satria olona politika i Rasendrahasina ary natahorana hanembatsembana ny fananganana ny Transition ! Tsy olona neutre izy araka izany ! Marihana fa betsaka ny lainga nolazaina momba izay nanjo azy nandritra ny fisamborana azy ! Izy sy Andriamanitra moa no miresaka amin’iny !
    Nanao culte goavana etsy Mahamasina ary ny FJKM amin’ny alahady, fivavahana fiombonana amin’ny Rasendrahasina. Tsara izany, nefa koa ny maro dia mahalala fa misy loko politika izany culte izany ! Very fihinanana ny FJKM ka malahelo, ka iny nahazo an-dRasendrahasina iny no atao fitaovana hanafenana ny alahelon-kanina !
    Raha tena Fiangonan’i Jesoa Kristy tokoa ny FJKM dia tokony hivavaka ho an’ireo miaramila nisambotra an-dRasendrahasina izy ireo ka hanao toy ny Tompo hoe : « RAY O, AVELAO NY HELONY FA TSY FANTANY IZAY ATAONY ».
    Ny tsapa manko fa toa ny valifaty no mameno ny fon’ireto milaza azy ho kristiana !

    • 30 mars 2009 à 10:11 | Imaitso (#773) répond à xena

      Tout à fait d’accord avec vous M.Xena.
      Anatra ho an’ny Mpitondra fivavahana io.
      Tokony havahan’ny mpitondra fivavahana tsara izay ataony na amin’ny anaran’ny tenany manokana na amin’ny anaran’ny « instance » misy azy. Afaka manao politika izy amin’ny maha-olom-pirenena azy fa averiko indray« tokony avahana tsara ».

    • 30 mars 2009 à 11:39 | ragasy (#416) répond à xena

      « ka raha vao miteny i Andry dia manifikifi-doha izy, fa raha vao Ravalo no miteny dia hoy izy hoe »zany tokoa« , »zany tokoa« . »

      Tao @ WC-n’ny le Hintsy angaha ianao no nahita izany ?

      Ary inona no nataon’i odon razanabiby no tsy mba lazainao ? Sa ila-maso fotsiny ny anao io ka tsy nahita hafatsy ny olona sasany ?

      Aza dia jamban’i tgv fa ataovy ambony ny fisainanan é ! Mirefarefa loatra izy izany ka na izy ary ho lasa kivy aminareo.

    • 30 mars 2009 à 11:50 | xena (#774) répond à ragasy

      Efa manomboka tezitra angaha ry zareo FJKM no efa manomboka manompa ? Tratra amin’ny marina angaha ? Razanakolona dia lazaina fa Razanabiby !
      Tena izay mihitsy anie ilay toetranareo protestanta ireto e ! Milanja baiboly isan’alahady miaraka amin’ny fihirana, mihira mafy, mijadojadona ery rehefa mitory teny, fa ny fiainana tsy mifanaraka amin’izany akory. Vao manomboka miady hevitra, avy dia ny ompa no misesisesy ! Mba fiangonana inona re zany rey olona e !

    • 30 mars 2009 à 12:17 | ragasy (#416) répond à xena

      Aiz ary i Xena teo ray olona ?

      Mbola lasa any @ le Hintsy indray angamba !

    • 30 mars 2009 à 13:57 | fandresena (#299) répond à xena

      Aoka ny zava-misy no jerena e ary tsarao am fo sy siana tsy miangatra fa aza mitongilana . henoy ny fonareo dia hitanareo ny marina ! aza minia mamono eritreritra fa ny BIBY no tshaka izany !

      Lanjao eo anatrehan’ny rariny sy ny marina ary ny hitsiny ny zava-misy.

    • 30 mars 2009 à 17:28 | Ramarolanoana J (#1663) répond à Imaitso

      Anatra ho an’ny mpitondra fivavahana tokoa angamba izoa zava mitranga izao saingy tsy te ho eo @ toeran’ireo miaramila nanao izany zavatra ratsy izany aho.

  • 30 mars 2009 à 10:41 | nyaina (#950)

    Nataoko ihany ny nanoratra hafatra mba te hampahalala bebe koa ny lien eo anivon’ny fjkm, ny birao foibe sy ny vice président anareo izay mpanohitra nefa dia naleoko mandefitra fa toa hitako fa tsy hanova zavatra izany fa hanamafy ny fonareo ! Ny fonareo izay te hiady mandrakariva ! Ny fonareo izay maniratsira ! ny fonareo izay te hamaly faty !

    ny azoko atao dia ny mivavaka lalandava !
    misy zavatra marina sy tena azo raisina ny hafatra nomena omaly dia ny hoe :
    1 - mivavaha ho an’izay manenjika anareo ay misaora azy ireny nohon’ny asa nataony mba hanamafy sy hahatsara fitondratenananareo
    2 - mivavaha ho an’ny fiangonana sy ny tanindrazana.

    ireo no azoko ambara. Mpino kristiana ny tenako ary tena votom-pinoana tokoa . Ny zava-mitranga eto @ firenena dia tsy responsabilité-ny mpitantana irery ihany. fa manana andraikitra avokoa na izaho na ianao. Kapoka ho an’ny malagasy, ho an’ny mpitondra fiangonana, ho an’ny mpitondra fanjakana izao mahazo izao. Kapoka anefa ny tian’Andriamanitra no kapohiny mba hitodika aminy .
    Izay no comportement ananako. Ny tsy fahamendrehana ato amiko dia ifonako mba hamindrany fo ny malagasy rehetra izay tiako satria vadiko, zanako, havako dia malagasy avokoa.

    Tsy miantsy ady ny fiangonana fa mivavaka ho an’ny olona rehetra, na mitovy hevitra na tsia aminy ary koa mivavaka ho an’ny mpitarika izany fiangonana izany.
    Normal izany satria isika rehetra koa dia mivavaka ho an’ny izay olona tiantsika.
    Manolona ny herisetra dia nasehon’ny fiagonana fa ny vavaka no « arme » azo atoka indrindra !

    • 30 mars 2009 à 14:59 | xena (#774) répond à nyaina

      Lazainao fa kapoka avy amin’Andriamanitra ny zava-misy. Izany no tena hevitra diso satria hevitra manambara fa Andriamanitra no tompon’Andraikitra amin’ny fahorian’ny vahoaka ankehiriny. Tsy mitombina izany satria Andriamanitra dia Andriamanitra Fitiavana, ary tsy mikatsaka afa-tsy ny hahasambatra ny olombelona izy !
      Ny fitiavan-tenan’ny olombelona no anton’izao fahoriana izao, ary anisan’ny tompon’andraikitra voalohany amin’izany fitiavan-tena izany ingahy Ravalomanana sy ny pastiora Lala Rasendrahasina ! Andriamanitra manko dia nanome ny olombelona ilay atao hoe libre arbitre ka ahafahan’ny olombelona hisafidy ny ratsy na ny tsara. Ny nampahalahelo dia nisafidy ny fitiavan-tena ingahy Ravalo sy ny pastiora Rasendrahasina, ka dia izao no niafarany !
      Soa fa misy ny olona tsara sitra-po vonona hanarina marina ny firenena, ka anisan’ireny ny Filoha ara-dalàna Andrinirina Rajoelina. Koa amporisihana izy hanohy hatramin’ny farany ny ezaka efa natombony !

  • 30 mars 2009 à 13:59 | Nickson (#1754)

    Adi-hevitra ry Ragasy no atao eto fa tsy fanaratsiratsiana olona. Jereo ange fa tsy misy hevitra arosonao fa na fanompana na fanaratsiana olona.

    • 30 mars 2009 à 15:02 | doda (#1402) répond à Nickson

      Manao fiderana manokana @Andriamatoa Odon Razanakolona aho ary tsy hadino izy izay mijoro @marina hatraminy farany Andriamanitra anie homba anao .Manatanteraka ny fanompoana ny Andriamanitra ianao @fiarovanao ny ondriny,ny mpanenjika tsy maintsy misy Ilay Nahary homba anao ary manao fisaorana be dia be aminao aho tompko.

    • 30 mars 2009 à 16:48 | xena (#774) répond à doda

      Io teninao io tompoko no conclusion tena tsara indrindra amin’ity adi-hevitra ity ka dia isaorana ianao !

    • 30 mars 2009 à 17:25 | Ramarolanoana J (#1663) répond à doda

      Doda,
      TOkony hankasitraka fanonganmpanjakana ve ny Fiangonana sy ny Kristianina ? Raha ny famakiko ny Baiboly dia tsia ny valiny. Tsy an’ny Fiangonana na an’ny kristianina no mitsara ary manome didim-pitsarana (=efa be ny ratsy vitan’i Ra8 ka tokony haongana izy) fa ny mivavaka mba hiovany fo. Rah tsy miova izy dia Andriamanitra no hanala azy eo @ fotoanany (tsy i Davida no nanongana an’i Saoly fa ny Filistinina no namono azy). Izay no manahirana ahy mahita mpiandry mankeny @ 13. Ka eo @ toeran’i Davida sa eo @ toeran’ny Filistinina no tianao sy ny fiangonana Katokika hipetrahana ? Anareo no mamaly

    • 30 mars 2009 à 18:12 | Imaitso (#773) répond à Ramarolanoana J

      Fa iza ry M. Ramarolanonana no nanosotra ho Mpanjaka an’i Davida ? Tsy Andriamanitra ve ?Ary moa ve i Saoly tsy mbola teo amin’ny fitondrana tamin’izay ?
      Midika inona io fanosoran’andriamanitra an’i Davida io araka ny hevitrao ?

    • 30 mars 2009 à 18:14 | xena (#774) répond à Ramarolanoana J

      Aza fondamentaliste toa ny secte moa e !
      Ny tantaran’i Davida sy Goliata dia efa tantara tamin’ny 3000 taona lasa izay ary ny contexte tamin’izany dia contexte hafa mihitsy ka tsisy hifandraisany amin’ny contexte malagasy !
      Ny contexte malagasy dia ny hoe Ravalo, nanao didy jadona, tsy namela ny hafa hiteny, nanao ampihimamba ny toe-karena malagasy, nampifangaro ny harem-pirenena tamin’ny hareny, nampifangaro ny antokom-pinoany tamin’ny fanjakana ka lasa mpiara-misaosy taminy ireo pastiora FJKM, saika hivarotra an’i Gasikara taminireo vahiny sns...
      Izay ny contexte malagasy, fa ny tao amin’ny testamenta taloha dia hafa mihitsy ! Izay no mahavoa anareo protestanta ireo : ampifangaroanareo ny zavatra rehetra ka tsy misy mandeha amin’ny laoniny ! Azo ?

    • 30 mars 2009 à 18:18 | ragasy (#416) répond à xena

      Ary tsy novalianao mihitsy ilay fanontaniako tery aloha ry xena !

      Teny @ le Hintsy tokoa ve ianao ? Ary ahoana hoy i odon r... ?

    • 30 mars 2009 à 20:07 | xena (#774) répond à ragasy

      Fa iza moa ianao no haneritery ahy amin’izay resaka ataoko ! Manambara ny fahamarinana fantatro no ataoko eto fa tsy ny hamaly izay question bête rehetra ataon’ny olona eto ! Mahalala ny zava-nitranga teny Hintsy aho, kanefa tsy ianao velively no handidy ahy hamaly na teny aho na tsy teny satria mba manana ny atao hoe déontologie ny tenanay ! Azo ?

    • 31 mars 2009 à 19:52 | litasefo (#889) répond à xena

      aza atao mahataitra ry Xena ny fomba fijerin’ireo protestanta fjkm ireo an, izay no nahatonga andry zareo niala tam flm.
      raha hendry ny fjkm dia mamorona sy mitondra projet social sy de developpemnt hampandrosoana sy ho fitsinjovana ny madinika sy sahirana. fa tsy faly manenjika ny katôlik fotsiny eo. Ngah refa tsy manaiky be fahatany an’izay tian’ny olona tohananareo i kardinaly dia haratsiana sy hopaina eto. i Razafindratandra leo tam chantage nataondravalo taminy dia niala teo, fa i odon kosa tsy menatra ny handa an’izay hitany sy tsapany fa tsy mety sy tsy rariny.

      izay no mahatonga ny fiangonana protestanta misaratsaraka etsy sy eroa satria individualiste loatra ry zareo ka raha vao tsy mifanara tsaina na mifanipaka ny intéret dia hoe "aleo izahay hisitaka sy hamorona fiangonana vao². (informez vous sur les doctrines protestantiste et catholiciste, comparez les et vous comprendrez)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS