Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 02h23
 

Teny zato, kabary arivo

Kely sy bitika

jeudi 13 septembre 2007 |  184 visites  | Naivo kely

Tsy miady ny baolina, satria kely sy lehibe. Io no hitan’ny maro amin’ny fampielezan-kevitra eto amintsika. Ny be fahefana dia manampatra ny herin’ny vola, ary ny tsy mana-katoraka kosa hilaozan’ny vahoaka. Io no hita raha mandinika ny fampielezan-kevitra misy eto. Tsy ny hevitra no tsy misy fa ilay hatoraka hanangonana ny vahoaka. Ekena fa tsy vidiam-bola ny safidin’ny tsirairay, saingy mbola mandaitra ve izany ankehitriny ? Koa aoka tsy ho gaga isika raha ny efa hita omaly ihany no mameno ny haino aman-jery, sy hita mitety faritra, satria ny omby mahia tsy lelafin’ny namany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS