Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 12h49
 

Filazana manjo

Josiane Sahondra RABARY- NJAKA

« Tany alavitra any no nisehoan’i Jehovah tamiko ka nanao hoe : Fitiavana Mandrakizay no nitiavako anao, Koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao ».
(Jeremia 31 : 3)

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

Josiane Sahondra
RABARY- NJAKA

Professeur de Français - Breck School - Minneapolis (Minnesota)
Ancienne du Colloge Saint Antoine et de l’Ecole Saint Joseph de Cluny


dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 31 Jolay 2008, rehefa nivahiny 54 taona teo an-tany. Araka ny hafatra izay napetrany, dia efa nody ho vovoka ny 1 Aogositra ny vatany ary ny Fisaorana sy ny Fiderana an’Andriamanitra dia notontosaina ny Sabotsy 2 Aogositra 2008 tao amin’ny Chapelle Breck School Minneapolis.

-  Hoy ireo mpiray tampo aminy :
Brigitte sy Gérard RAMBELOSON, ny zanany ary ny zafikeliny
Dorothée sy Roger Arthur RAKOTOMALALA sy ny zanany
Vady navelan’i Itpkly ANDRIANTSIFERANA Alain Dasiré, ny zanany sy ny zafikeliny
Geneth sy Roland Elysée RATSIMBARSON sy ny zanany
Yvonne sy Simon RAJERISON, ny zanany sy ny zafikeliny
Dominique sy Henry RABARY-NJAKA sy ny zanany
Fabienne sy Mana MBARY-NJAKA sy ny zanany
Sylvia sy Stéphane POULALION sy ny zanany
Henintsoa sy Manuel BERNARDI,

-  Nv fianakaviana :
Avy ao FIERENANA FANDRIANA
Avy ao MIARINAVARATRA FANDRIANA
Ny fianakaviana RABARY-NJAKA, Vady navelan’i Itkpl Henri RABARY-NJAKA,

-  Ny zanaky ny rahavaviny :
Frederika Njaka RAKOTONIAINA-RAJOELINA sy ny vadiny
Ny terak’i RABARY sy RAVAOMANARIVO, Anosiravo,
Ny terak’i RAMANITRIMANJAKA sy RATAVY Alasora,

Ny mpiara-miasa aminy rehetra ao amin’ny Breck School, 123 Ottawa Av N, à Minneapolis,

Ny namany any Minneapolis, any France ary eto Madagasikara.

Ny Fokontany Soarano Ambondrona

« Nous savons parfois les choses avant qu’elles ne se produisent, même si nous ne savons pas que nous savons »
(Paul Auster- La nuit de l’Oracle- ed actes sud 2004)

« Mivavaha ho azy ».

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS