Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 15h37
 

Malagasy

Otrikafo" tsy tia vahiny

Halanay ny mpangeja, hoy Rajaonah

mardi 4 novembre 2008

« Tsy ny »Otrikafo" no tsy tia vahiny, fa ny fomba fangejany eto no tsy ekenay Otrikafo. Io no nambaran’ingahy Ranjaonah Mpitarika ity fikambanana ity.
Maro ny tetika politika ampetraky ny vahiny eto. Tsy azo ekena ireny raha hambotry ny harentsika eto. Toherinay hatramin’ny farany io. Ho avy ny vahiny maro manomboka ny taona ho avy iny. Hitondra inona ho antsika izany. Amin’ny Otrikafo, dia tsy fotoana handraisantsika ny fivorian’ny vondrona Afrikana sy ny Frankaofonia izao. Efa zato taona amhery no niarahana tamin’ity frankaofaonia ity, nefa inona no so azeo tamin’izany. Manambara ny Otrikafo, fa misy ny mpitondra fanjakana izay maika amin’ny fandraisana ity fivoriana ity no ahita tombony betsaka amin’izany.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS