FFKM
Hafatra Pentekosta
mercredi 11 juin 2014
3 commentaires
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Archives
Vos commentaires
A publier l’intégralité.
FAIRE COPIER-COLLER
Merci
Basile RAMAHEFARISOA-1943
b.ramahefarisoa@gmail.com
Tsara ny hafatra saingy tsara raha hatomboka hatrany @ fitondram-piangonana tsirairay izany (charité bien ordonnée commence par soi-même).
Tena mandeha araka ny fitarihan’ny Fanahy Masina ve ireo Fiangonana ireo sa mandeha araka ny nofo (saina, fahalalana, vola,...).
Une Eglise Réformée doit se réformer en permanence. Oviana izao ianareo ER (FJKM, Loterana) ireo no ni-se réformer farany ? Réforme ara-panahy no resahiko fa tsy ara-tsaina (nofo).
Lainga, fanodinkodinana ny marina, fitiavan-karena mihoam-pampana, fikipiana sy fihirimbelona manoloana ny fahantran’ny rahalahy, tsy fanarahana ny sitrapon’Andriamanitra : izany aretina rehetra izany koa dia mahazo ny Fiangonana ankehitriny hatrany @ fitondrana any ambony any ka hatrany @ fitandremana any ! Ny FJKM aloha no fantatro manokana satria FJKM ny tenako.
Miangavy sy mamporisika ny Pasitera Rakotoarivony Hubert mba handray ny andraikiny @ fanitsiana ny diso rehetra ao @ fitondram-piangonana FJKM ao. Mila olona vaovao manana fomba fijery vaovao mba hanao io asa io. Ireo tranainy mantsy, miala tsiny aho, varian’ny manenjika ny hafa sy manandra-tena fotsiny ka tsy manana fanetrentena mba hijery ny tenany aloha.
Mifohaza ianao ry FJKM malala ! Tsy ny lasanao sy ny lazanao taloha akory no hamonjy anao.
Mpitily