Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 16 juin 2025
Antananarivo | 10h50
 

Diaporama

Fort Duchesne ce jeudi 20 mai

vendredi 21 mai 2010 | Ra Bens (Photos) |  6358 visites  | 2 commentaires 

Portfolio

2 commentaires

Vos commentaires

  • 21 mai 2010 à 09:45 | xena (#774)

    Dia tsy nahomby indray moa izany iny ny tetika maizina nokotrehan-dRavalo sady nizarany vola tsy toko tsy forohana hanjerana ny fitondrana Rajoelina. Resy sy nilavo lefona ireo FIGN sy ireo pasitera kely very saosy. Adiny iray ihany dia ampy nanamontsamontsanan’ny Tafika malagasy miray hina ireo fahavalom-pirenena. Inona indray ny hevitra manaraka ? Ny vola mbola betsaka hoy Ravalo, ireo nangoniko fony aho président mbola tsy lany sasaka ! ataovin’ialahy isany izay mety !
    Tsy lasa lavitra nefa ny tetika sy izay ho tetika ho avy ! Hita fa mahery i Andry Rajoelina ! Kely fa dada i leiry ! Ho lasa adala i Ravalo !

    • 21 mai 2010 à 23:07 | rasoulou (#4222) répond à xena

      Mipetraka @ seza tsy tokony hipetrahany ny ankamanao, satria fanonganam_panjakana no nahatongavany eo, ny MARINA tsy mba maty, fa tsy maintsy hipoitra foana, ka na inona na inona teneninareo mpomba an’i RAJOELINA , dia TSY MITOMBINA DAHOLO, IZAY MANGALATRA DIA MPANGALATRA (SEZA io) HATRAMIN’NY FARANY.