Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 01h28
 

Malagasy

Fanambarana

lundi 19 janvier 2009

Fanambarana

Manoloana ny zava-misy eto an-drenivohitra ankehitriny, dia nisy ny sahoandresaka sy fanononana, ary ny fampiasana ny anarako tetsy sy teroa.
Noho izany, dia manao izao fanambarana izao aho :

- Izaho dia nanaja tanteraka ny safidim-bahoaka taorian’ny fahareseko tamin’ny fifidianana 12 desambra 2007 farany teo

- Fanabeazana ho amin’ny fampandrosoana no nimasoako hatramin’izay, koa miangavy an’ireo izay mitady hanoso-potaka, ka minia mampiasa ny anarako amin’ny zavatra tsy mari-pototra aho mba hampitsahatra izany.

- Ary amin’ny maha olom-pirenena tsotra ahy, dia mitovy ny tanjona iombonako amin’ny mponin’Antananarivo dia ny hahasoa sy ny hahatsara ny tanàna ary ny mponina ao aminy.

Misaotra tompoko.

Antananarivo faha 13 janoary 2009

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS