Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 23h28
 

Filazana manjo

Docteur RANDRIANARIVO

Vahiny ary Mpivahiny isika.


Rehefa nahatanteraka ny adidiny tety an-tany dia sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Mpanompony hody any aminy ny 04 Septambra 2008 :

Docteur RANDRIANARIVO
De la Faculté de Médecine de Paris
Professeur émérite à la Faculté de Médecine d’Antananarivo
LOHOLONA
Ex-Directeur du Bureau Municipal d’Hygiène d’Antananarivo (BMH)
Membre Fondateur de l’Académie de Médecine d’Antananarivo
Grand Officier de l’Ordre National Malgache
Commandeur de l’Ordre de Mérite de Madagascar

Hoy,

-  Ny Vadiny :
RANDRIANARIVO Ramaroarisoa Odette

-  Ny Zanany :
RANDRIANARIVO Lanto sy Malanto
Dr RANDRIANARIVO Harinjaka sy Dr Nivo RANANJA
Dr RANDRIANARIVO Marosoa Vaohanitra sy Benja RAVALOMANGA
RANDRIANARIVO Vololona sy Justin (France)
RANDRIANARIVO Zo (France)

-  Ny Zafiny :
Aina Malala, Rova, Tsiaro, Ioty
Kaliana, Mianja, Marina
Dina, Sandy, Andonarivo, Ndriana Lalaina, Océane Faratiana

-  Ny fianakaviana manontolo

Ny Mpiara-miasa rehetra ao amin’ny Faculté de Médecine

Ny Ordre National des Médecins.

Ny Académiciens de Médecine

Ny nofony dia ho enti-miala ao an-tranony « AKANY FIARENANA » Lot BB 206 Beloha Ambohitrimanjaka ny Alahady 07 Septambra 2008 amin’ny 1 ora, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambatolampy Fahazavana Ambohitrimanjaka alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny Fasam-pianakaviana « NY NIAFARANA » ao Beloha Ambohitrimanjaka.

Tsy misy voninkazo - Tsy misy fiaretantory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS