Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 19h30
 

Filazana manjo

Docteur RAKOTOARIMANANA Denis Roland

Nohon’ny fihavanana dia mampandre anareo izahay ny fodiamandrin’ny malalanay :

Docteur
RAKOTOARIMANANA Denis Roland
Professeur émérite d’Université
Recteur ny Université Antananarivo teo aloha
Doyen ny Faculté de médecine Antananarivo teo aloha
Directeur, Médecin Chef ny hôpital Befelatanana teo aloha
Past Président ny Rotary Club Anosy
Président ny Fikambanana ASDSLoholona
Grand Croix de deuxième classe de l’Ordre National Malagasy
Loholona

tany Paris, ny 24 septambra 2008 rehefa nivahiny 72 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny vadiny :
RAKOTOARIMANANA RAZAFY Rasoarivony Fine

-  Ny zanany :
Marie Hélène Vonisoa sy Marcel STANUSIC,
Andréa Hanitra sy Docteur Andry RANDRIANJOHANY.

-  Ny zafikeliny :
Adrien Hasina sy Alexandrine Faniry STANUSIC,
Antsa Emilie sy Dimby Denis RANDRIANJOHANY.

-  Ny iray tampo aminy :
RAKOTOARIMANANA Laurent mivady sy ny zanaka aman-jafiny,
RAKOTOARIMANANA Florent mivady sy ny zanaka aman-jafiny,
DARTIGUEPEYROU Daniel sy Sahondra sy ny zanaka aman-jafiny,
RAKOTOARIMANANA Farahariniavo sy ny zanaka aman-jafiny,
ANDRIANJAKA Jaonah sy Docteur Voahirana sy ny zanaka aman-jafiny,
RAKOTOARIMANANA Georges Lalao mivady sy ny zanaka aman-jafiny.

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Docteur RAZAFINARIVO mivady sy ny zanaka aman-jafiny,
RAKOTOBE mivady sy ny zanany,
RAKOTORATSIMBA Nary mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAZAFY Soasolo,
Docteur RAZAFIMBAHINY Hervé mivady,
RAZAFIMBAHINY Anna sy ny zanany,

-  Ny fianakaviana mantolo

Ny fahatongavan’ny razana sy ny fandevenana dia ho lazaina manaraka.

« Tsaroanay tokoa izao ny soa be noraisinay ».
(Fih. 20)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS