Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 11h10
 

Diaporama

Fikambanan’ny Tanora Sahy Vonona (F.T.S.V)

Culte œcuménique à Antsahamanitra ce Samedi 13/02/2010

lundi 15 février 2010 | Ra Bens (Photos)

Portfolio

4 commentaires

Vos commentaires

  • 15 février 2010 à 10:22 | ton ami (#480)

    Tsara ny dingana oe mandeha mivavaka saingy aza atao hanaronana ny ratsy natao fotsiny ny fivavahana, tsarovy zakaiosy fony nampiatrano an’i Jeso fa namerina ny nagalariny rehetra izy aloha vao nihaino vavaka azy ny Tompo.

    Koa ianareo za akory tsy mitsara fa mba jereo ihany ny nataonareo , ny niakaranareo teo @ fitondrana :
    - 26 Janvier : orinasa efa ho 40 no norobaina sy nodorana
    - AGOA : olon efa ho 45 000 no tsy an’asa
    - Mitotongana ny to karana.
    - Fampiadina ny samy malagasy , ny miaramila, .........................
    - 07 Février
    - Affaire Épiscopat : Pasteur Rasendrahasina Lala

    Avereno no fanana’olona nodorana, omeo vola ireo very asa, atsajaro ny lainga maro tototra , asehoy ny marina momba ny 7 Fev, mifona @ Pr Rasendrahasina , ........... dia mihainoa ny feon’ny vahoaka tsy nandroba dia fanatrareo ny tokony hataonareo.

  • 15 février 2010 à 11:22 | Mandimbisoa (#2104)

    Ary toa tsy nisy nitraotra teto nony hoe ireo no nitaona hivavaka ???

    Izao dia efa porofo ho an’ny rehetra ,aiza ny vahoaka no mirona !!!

    jereo ny sary tamin’ireo mpivavaka mitaky ny ara-dalàna ,na avy aza ny orana tsy nahasakana ny olona handeha ary jereo ny seza « vide » eto...

    tokony hampieritreritra azy ireo izany fa ny Malagasy tsy « VAHOAKANY »

    • 15 février 2010 à 12:05 | Rasoa (#1122) répond à Mandimbisoa

      Mandimbisoa,

      Tazako ao i Odon Razanakolona ! Ary tsy voataonany hivavaka hiaraka aminy ny catholique raha ny fijeriko ilay toerana banga be tao aoriana sady vitsy dia vitsy ny sary.

      Mahatsiaro hiran’na mpanakanto iray malaza be aho eto :

      Inona no tsy ampy ? Inona no mihoatra ?

      Ny valiny dia tsora :

      Inona no tsy ampy ? valiny : ny mpivavaka miaraka aminy

      Inona no mihoatra ? valiny : Ny seza sy ny toerana be loatra ka tsy fenon-drizareo

      Odon-iééé

  • 15 février 2010 à 17:13 | da fily (#2745)

    Ilay santionany iray @ io vondrona io ve dia ohatran’ilay Andry tgv iny ? Ireny ve no tahaka @ ity FTSV ity ? Foronina daholo izao anarana izao, tsy ny tànana sy ny mponina no karakaraina, fa eo miedona manao « nombrilisme » isaky ny mihetsika eo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS