Dernière situation de la Covid-19 du 12 juin 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 39
Décès : 05
Décès : 05
- Analamanga : 02
- Atsimo Atsinanana : 01
- Vakinankaratra : 01
- Matsiatra ambony : 01
Nouveaux cas confirmés : 39 cas trouvés sur 481 testés
- Analamanga : 17
- Melaky : 02
- Androy : 06
- Ihorombe : 01
- Anosy : 01
- Vatovavy Fitovinany : 01
- Matsiatra ambony : 02
- Vakinankaratra : 09
Formes graves : 97
Cumul du 23 mars 2020 au 12 juin 2021
- Contaminés : 41 933
- Guéris : 41 318
- Décès : 887
- Tests : 209 052
Vos commentaires
Ny omaly tsy miova :
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Ny omaly tsy miova.
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto toa ny mahazatra ireo ny lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
sy izay toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Avy amin’ny namana "poiuyt (#584)"
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Tohizako amin’ny hoe :
Fampidirana am-ponja tsy misy fitsarana
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Andeha mba hianatra hanisa main’ny tarehimarika naroso…
Andro vitsy lasa izao, dia nolazaina tamin’ny tarehimarika naseho teto amin’ny MT fa nisy olona iray (01) lavo tamin’ny Covid-19 tany amin’ny Faritra Androy, dia tamin’izay dia telo (03) no tranga vaovao amin’ny fiparitahan’ny valanaretina…
Io indray dia misy tranga vaovao enina (06) any Androy…izany hoe mitombo ny isan’ny tratran’ity valanaretina ity any Androy ankehitriny…koa mba firy amin’io fitiliana 481 natao io no natao tao amin’ny Faritra Androy ? fa nahoana no tsy lazaina mihintsy ny isan’ny fitiliana atao isamparitra nanomboka tamin’ny volana marsa 2020 ka hatramin’ny androany ? Ahoana ny fitiliana ireo « cas contacts » any Androy ? Iza ary tamin’ny fomba ahoana no nahatongavan’ity aretina ity tany Androy izay efa ianjadian’ny mosary sy hanoanana nefa izao mbola misosoka indray koa ny valanaretina ?
Ary mba efa misy atao vakisiny ve any amin’ny Faritra Androy ? Firy no efa nisitraka an’izany amin’ireo mponina any Androy ?
Fa nahoana no tsy mba aseho sy lazaina ny tarehimarika maneho ny isan’ny efa nahazo vakisiny isamparitra ?
Iray no volaza fa maty ny aretina tao Matsiatra Ambony . Nefa rehefa naka ny razany havanay teny Andrainjato izahay , dia efa maro no nindaosany fahafatesana . Mba mahalalà menatra , fa sao dia manody anareo izao fandaingàna lava izao ." Ny toky fitaka , fa ny atao ro hita ".