Dernière situation de la Covid-19 du 01 juin 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 53
Décès : 05
Décès : 05
- Analamanga : 04
- Vakinankaratra : 01
Nouveaux cas confirmés : 53 cas trouvés sur 453 testés
- Analamanga : 37
- Matsiatra Ambony : 04
- Atsinanana : 02
- Diana : 01
- Alaotra Mangoro : 02
- Menabe : 02
- Anosy : 02
- Betsiboka : 02
- Androy : 01
Formes graves : 137
Cumul du 23 mars 2020 au 01 juin 2021
- Contaminés : 41 419
- Guéris : 40 613
- Décès : 846
- Tests : 204 110
Vos commentaires
Ny omaly tsy miova.
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto toa ny mahazatra ireo ny lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
sy izay toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Avy amin’ny namana "poiuyt (#584)"
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Tohizako amin’ny hoe :
Fampidirana am-ponja tsy misy fitsarana
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Ny omaly tsy miova :
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Fampatsiahivana (notsongaina tamin’ny soratr’i Vohitra (#7654) ny 2 jona lasa teo)
Ny manapahaizana, dia ireo nanovo fahalalana ara-pianarana ary sokajiana sy heverina ho tokony manana fahafahana hanova rafitra sy hamaha olana misy…
...
Fanontaniana :
Mba misy amin’ireo ve toetra iray ananan’i D(idy) J(adona) Tena Gaigy Vendrana ANR mensongère ?