Dernière situation de la Covid-19 du 12 mai 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 249
Décès : 07
Décès : 07
- Analamanga : 05
- Vakinankaratra : 01
- Atsimo Andrefana : 01
Nouveaux cas confirmés : 249 cas trouvés sur 803 testés
- Analamanga : 191
- Atsinanana : 03
- Diana : 01
- Sava : 01
- Atsimo Andrefana : 11
- Alaotra Mangoro : 14
- Matsiatra Ambony : 03
- Vakinankaratra : 11
- Vatovavy Fitovinany : 01
- Menabe : 05
- Androy : 02
- Atsimo Atsinanana : 01
En traitement : 1 858
Formes graves : 302
Cumul du 23 mars 2020 au 12 mai 2021
- Contaminés : 39 759
- Guéris : 37 156
- Décès : 745
- Tests : 194 234
Vos commentaires
Isa, roa, telo, efatra, dimy, enina fito ... eo ihany no averimberina.
in-1 mandeha no nisy 11 sy 17 saingy efa lasa adino ireny.
Ary nahoana ny mpivarotra vata-paty no mbola maro sy misy foana ?
Dia ho atao ts’inon-ts’inona tokoa ve ireo namoy ny ainy ka ferana ho toa izao ny filazana ny isany ?
Ny tena loza dia ilay olona "manam-pahaizana" mahazo ny baiko asaina milaza ireny isa ireny.
Ho an’ny manan-janaka : lazao ny zanakareo fa raha hianatra ihany kanefa hanompo tsy ampy solaitra toa izao dia aleo tsy mianatra.
Tsy fahasahina miatrika ny zava-misy ny toetra toa izao.
Tsy mendrika ny hitantana ny firenena sy hiahy ny Ambanilanitra ny sarin-tsarim-pitondra mifori-drambo tsy mahasahy miatrika ny zava-misy.
Ho an’ny Tena Gaigy Vendrana tsy ampy solaitra : rehefa tsy maha-sahy milaza ny marina dia mialà f’aza manala-baraka tena sy manalabaraka ny malagasy toa izao.
Poutre,
Ka io misy ny olona, tsy manaiky ny zavatra raha tsy izay ekeny ny sainy, ny sainy anefa mety feno zavatra ratsy, tahakan’ny fankahalana, sns.
Ao alefa indray ny tsianjery.
Kajy fanaon’ny tsy ampy solaitra.
Tamin’ny alarobia 12 mey dia ny tranga tamin’ny 10 mey no voalaza.
Anio faha 14 mey dia ny niseho tamin’ny 12 mey no ampahafantarina.
Fa nankaiza hono ny andron’ny faha 11 mey 2021 ? Nanjavona tampoka teo !
Izany no kajin’ny Tena Gaigy Vendrana sy tsy ampy solaitra tarihin’i D(idy) J(adona).
PS :
Fa sao dia tena voan’ny covid-19 tokoa araka ny siosion-dresaka heno i dadanaivo fohy tongotra havia jomak’Ambatomanga iny e !
Avoahy foana ireo kitoatoa fanaon’reto tsy valaahara reto NAAMA fa aza miahotr a !!!
Samia velonaina.
Assalaamo alaikoum
Eid-ul-fitr moubarak à tous les musulmans et Bonne fête de l’Ascension aux chrétiens.
On n’en disconvient pas que les 302 formes graves du covid-19 ont besoins d’oxygène au sens propre du terme n’est-ce pas ? Mais d’autres secteurs d’activités de notre économie ont besoin également d’oxygène au sens figuré du terme car ils sont non seulement asphyxiés mais à l’agonie également comme le tourisme, les transports de voyageurs nationaux et régionaux qui constituent une bouffée d’oxygène pour le premier n’est-ce pas ?
Pour eux le régime n’a pas besoin de sortir des devises voire d’importer quoi que ce soit pour leurs venir en aide n’est-ce pas ? C’est juste des organisations autour de leurs reprises de travail accompagnées des mesures sanitaires (geste barrière - test-gel mains-thermomètre -quarantaine éventuel, etc..) n’est-ce pas ?
Ceux qui peuvent faire plus peuvent faire moins n’est-ce pas ? Qui empêche le régime d’aller dans ce sens sauf l’ignorance des deux formes d’Oxygène indispensable à la vie et à l’économie du pays n’est-ce pas ? Sans oublier leurs coûts et leurs poids éventuels sur l’une et sur l’autre n’est-ce pas ?
Tsotra be ny resaka eto…tsy misy manana faniriana akory, sanatriavina, ny hahamaro ny tarehimarika mivoaka mikasika ity fihanahanan’ny valanaretina ity, sanatriavina izany…
Fa ny zavamisy sy tetik’ady mitranga eto dia izao : isika no mitondra sy manapaka eto, ka izay mety amintsika ihany no atao eto, efa azontsika ny fahefana, tsy miala sy tsy mivoaka amintsika intsony io, isika koa manana mpiaro mahatoky sy afaka mamoritra ary mapihorohoro ka tsy misy atahorana io, aleo miziriziry ihany foana…
Fitiliana 803 ve no atao amin’ireo Faritra 12 manerana ny Nosy efa misy ny valanaretina, dia inona moa no tena tarehimarika maritombina mampiseho ny zavamisy marina amin’izany e ? Ary amin’izay, nandritry ny herintaona mahery, tsy naseho natao ho fanta-bahoaka mihintsy ny fitsinjarana ny fitiliana natao isamparitra sy ny toerana nanaovana ny fitiliana, ary ny vondrom-piarahamonina izay tena hitrangan’ny valanaretina…
Manampy trotraka ihany koa ny tsy fahafantarana marina ny karazan’ilay valavaretina (variant) izay tena mandripaka ny vahoaka ankehitriny…
Dia izay no izy : io no lazainay sy avoakanay, ekenao io na tsy ekenao, dia izay no izy, io no omenay…
Izay no vokany rehefa vahoaka manaiky hobadoina sy mitazampotsiny ny kapoka sy fanambaniana atao azy tsy ankiato, izay no vokany rehefa tsy nahay namakafaka sy nandinika ny angoantenda sy fampiesonana faobe, ary ny fividianana ny safidy, izay no vokany rehefa misy manampahaizana sy manampahalalana mbola sondriana sy variana any amin’ny resaka « Foko » sy tsy mikatsaka afatsy izay vola sy voninahitra fa tsy mba manana fijery miompana amin’ny Firenena sy ny Tanindrazana…
Tsy maintsy izao no mitranga rehefa fanina sy badenina ka lasa manandratra tontakely ho mpanjaka, rehefa lasa mitsiriritra ny tsy maty manota mirehereha amin’ny fanahy sodomita, rehefa mihatsaravelatsihy ka tsy menatra miolaka sy manafina ny marina sy ny rariny…
Efa nataony nihinana sy nigoka ny IEM aniny tanteraka mbola miandry sy mivanaka fotsiny eo fa tsy mandray andraikitra !
HS
Dernière nouvelle
REMANIEMENT imminent du gouvernement Ntsay .
Le PM serait partant pour rejoindre le poste d’Ambassadeur à Washington ou à New York où les deux. Ce serait donc le 3e PM affecté comme ambassadeur de Mada après Beriziky et Vital.
Le pays a besoin de ce nouveau souffle au niveau de l’executif, depuis le temps que le prm aurait pu engager ce remaniement.
A priori les 3 généraux des 3 ministères des forces de l’ordre devraient rester en poste. Leurs efforts pour la sécurisation du pays ont l’air de donner des résultats.
Parmi les ministres totalement silencieux et enfouis dans leurs ministères pour se faire oublier et échapper aux critiques, citons les ministres du Travail, de la population, de l’energie, les affaires étrangères, l’enseignement Supérieur, les TP et aménagement du territoire, l’habitat et les villes nouvelles, l’agriculture et la pêche. Doit-on les réveiller ou les remercier ?
Ceux qui sont les cibles des critiques : Mines (chromite), Transports ( vols internationaux, tourisme), Santé ( crédibilité mise en cause). Mais il y a peut être d’autres.
Ceux qui bougent ou forment un rempart autour du prm : Les finances, la culture et la communication, l’eau, l’environnement, l’education, l’interieur, la justice.
Malheureusement, hormis peut-être la ministre de la culture, aucun membre du gouvernement n’a démontré une quelconque ambition pour développer son département et son champ d’intervention. Tous semblent se contenter de la routine. Et pourtant la lutte contre la Covid et toutes ses conséquences mérite de vrais ministres combatifs. De même , on attend depuis longtemps le plan de relance de l’economie et de protection sociale.
La structuration actuelle du gouvernement est-elle encore adaptée à la situation : pandémie, économie, social, préparation des présidentielles ? Faut-il des vicePM ou des ministres d’etat pour mieux seconder le nouveau PM dans certains secteurs et mieux coordonner les actions les plus urgentes et les plus importantes.
Cela permettrait par ailleurs de mieux équilibrer les provenances provinciales des ministres.
La tâche sera rude et non impossible pour le prm pour sortir un vrai gouvernement de combat et de stabilisation politique, avec des membres expérimentés, professionnels, ambitieux, loyaux, patriotes.
Wait and see.
Vous croyez encore au père noël.
citoyendumonde,
si débiter des conneries et mandraitsiraisina à la place du calife est une ambition pour développer son département et son champ d’intervention
Vous êtes ainsi dans les secrets des dieux, Burt ? Vos souhaits allaient donc être exaucés, tant mieux pour vous.
J’ignore où vous créchez, Burt, visiblement pas au bled sinon vous n’auriez pas aspiré à cette retouche de l’équipe gouvernementale. Vous avancez une thèse pratiquée dans les pays normaux motivée par des impératifs d’ordre politique ou technique, voire d’une dimension plus élargie lorsque le gouvernement est critiqué de toutes parts.
À Madagougou refondre un gouvernement ne change pas grand chose, et pour cause : toute l’équipe dirigeante du pays est incompétente, y compris son chef vénéré. Besoin d’un nouveau souffle, dites-vous, quelle crédulité de votre part ! Vous enlevez un gus de cette guignolerie, ça sera du pareil au même. Ces soi-disant ministres ont tous candidaté pour entrer dans ce gouvernement, schéma qu’on ne voit pas dans les pays normaux. Ils y sont non pour l’intérêt du pays mais pour les leurs, pour leurs poches. Être ministre ne s’improvise pas, ces babakoto madagougouesques ne demandaient donc pas mieux que d’être mutiques, d’autant que le chef bokassa gasy ne leur permet pas de sortir de leur apathie forcée.
Remaniement ou pas, Burt, ça ne change rien. Bon sang ne saurait mentir.
Bonjour Jacques,
Burt a omis volontairement de dire que c est une information visible dans la presse ecrite pro-pouvoir du mercredi dernier !
Et lui, il a plonge tete baissee la dedans !
Bonjour Lancaster
Lorsque le PRM accapare tout dans la loi de finance, que peut faire un ministre à part tourner les pouces n’est-ce pas ? La finance est le nerf de la guerre n’est-ce pas ? Donc soyons réaliste, j’ai proposé un gouvernement de cinq doigts ( Ministre d’état ou VPM pour les ministères régaliens évidemment), les chefs de province au rang de ministre et enfin des gouverneurs élus pour les régions afin d’assurer le développement régional dans tous les domaines avec possibilité d’accéder à la candidature à la fonction présidentielle sans restriction mais pas seulement des simples figurants.
Cela nous convient plus avec l’austérité et la bonne gouvernance en sous-bassement n’est-ce pas ?
SOKAFY IO FIHIBOANA MITAFAFOZA IO FA TSY MAMANGO.
MANOHANA AN’ Atoa RAVO aho.
FANJAKANA MPANGALA6BATO= FANJAKANA MPANGALA-BOLA.
fAILED STATE.
mmmmmiiiiiaaaaalllllaaaaaa.
ALEFA RAVO.
MANOHANA AANO ZAHAY.
Azo fafana raha manelingelina ireo MITAFOZAFOZA tafiditra ato aanatin’ny M.T
Araka ny soratra nentiko teto tamin’ny volana marsa 2021 dia tokony tamin’ny faran’ny volana aprily lasa teo no novana ny governemanta iray manontolo, niandry ny fanendrena ilay lehiben’ny HCC.
Kay moa tsy nifanaraka tamin’izany fa mbola miandry nahemotra indray.
Io ilay nosoratako teto hoe : "be ireo hitora-bato ahy ato an-dapa" hoy i D(idy) J(adona) ka izany no tsy nanaovany ilay fanovana.
Manana ny toerany be i Vatomanga ka dia nasehony fa izy dia mitsipaka voalohany ny fanendrena ilay hisolo an’i Ntsay-tsay bômbina : olona tsy mifanaraka amin’ny "politikany". Tadidio ny soratro teto fahiny manao hoe "F’iza no mitondra ity firenena ity" hoy i Vatomanga tamin’i Jeneraly Lemizo izay miasa ao an-dapa ankehitrio raha nilaza ny hiaona amin’i D(idy) J(adona) izy ka nosakanan’i Lemizo satria tsy nisy fandaharam-potoana voasoratra ny amin’izany.
Raha ny re anefa izao dia mitady fifampiraharahana i Vatomanga sy ilay ho PM hanorona ny governemanta vaovao.
Miandry ny alahady ho avy io isika handrenesana ny tohiny.
PS : raha ny resaka mandeha dia olona sivily avokoa no hisahana ny fiarovana (na efa miaramila aza izy fahiny) sy ny ati-tany. Aza mihomehy i Vohitra raha mamaky ireo soratro ireo.
Bonjour,
On verra bien si vos pronostics ou vos informations seront avérés.
Le bicephalisme au grand Palais sera-t-il toujours de mise ?
Ce dribble solitaire du prm dans tous les compartiments du gouvernement ( pandémie, famine dans le sud) alors même que la lutte contre le Covid nécessite un travail d’equipe , n’est pas en tout cas une situation idéale pour un prm qui cherche à préparer son deuxième mandat. Car le moindre échec en quoique ce soit lui sera fatal à commencer par la bataille de la Covid : CVO pas CVO, vaccin pas vaccin, 4x4 Toyota au CCO , lits en bois dans les CTC après les fosses ouvertes des cimetières d’urgence. Après la pénurie d’oxygene, la Jirama petent les concentrateurs d’oxygene avec les coupures intempestives de courant.
Jusqu’a Ce jour, les PTF suivent avec peu d’enthousiasme sa démarche à petits pas, le min fin. fait son petit cinéma avec la moindre signature d’un dollar de financement extérieur, la BCM essaie de pallier au manque d’argent , les impôts et taxes ne rentrent pas et les devises restent à l’étranger.
Le nouveau gouvernement doit être une équipe qui obéit au programme établi en conseil des ministre et valide par le parlement, et non un groupe d’individus qui obéissent à leurs poches ou à des voix « extérieures » au palais, comme celles pouvant venir du Golf du côté d’Andakana Ambohidratrimo par exemple. Mais qu’estce Qu’on en sait ?
Le secrétaire d’etat Charge des français de l’etranger n’etait Pas venu uniquement pour lancer la campagne de vaccination des français de Mada aux Charmilles à Ivandry. Il avait aussi un message à remettre à qui de droit et une voix à entendre en vue du prochain remaniement. Le prochain pm doit être validé par le principal concerné. Il repart avec les noms des titulaires de postes stratégiques, car le 2e mandat du num1 français doit être en bonne harmonie celui du meme locataire de Iavoloha . Le nom de l’actuel prm reste le bon pour le moment, semble-t-il.
Alors, autant lui assurer une bonne deuxième moitié de mandat et un bon 2e mandat.
Des personnalités de très grande expérience et au parcours academico-politique spécifiques pourraient (re)apparaître au grand jour avec des feuilles de routes très claires par exemple aux mines et hydrocarbures, aux transports, aux infrastructures routières, urbaines et rurales, à l’industrie, aux affaires étrangères, aux télécommunications, et bien sûr à la santé là où éventuellement un actuel ambassadeur pourrait y remettre ses pieds.
Wait And see
14 mai à 18:48 | lancaster (#10636) répond à Shalom ^
...
avec des feuilles de routes très claires par exemple aux mines et hydrocarbures, aux transports, aux infrastructures routières, urbaines et rurales, à l’industrie, aux affaires étrangères, aux télécommunications, et bien sûr à la santé ...
Vous avez cité des exemples, doit-on les prendre comme votre base d’analyse ou bien l’omission des priorisations est tolérée ? Même en les prenant comme exemple ...
14 mai à 18:48 | lancaster (#10636) répond à Shalom ^
...
On verra bien si vos pronostics ...
Je ne joue jamais au PMU
Zoma 14 mey 2021 : kajy ataon’ny tsy ampy solaitra ...
Mba kajio anie ireo marik’isa voalaza omaly ireo e, dia ho hitantsika fa 244 fa tsy 249 no totalibeny.
Tsy ny hoe fihenan’ny isa no tiana havoitra eto fa ny hoe : TSY AZO ANTOKA VELIVELY NY ANTONTAN’ISA OMEN’NY CCO.
Nouveaux cas confirmés : 249 cas trouvés sur 803 testés
Analamanga : 191
Atsinanana : 03
Diana : 01
Sava : 01
Atsimo Andrefana : 11
Alaotra Mangoro : 14
Matsiatra Ambony : 03
Vakinankaratra : 11
Vatovavy Fitovinany : 01
Menabe : 05
Androy : 02
Atsimo Atsinanana : 01
Mihevitra ny dondrona kaondrana mpisolelaka mpilelaka latsahan’ny varatra mpiray tsikombakomba mambotry ity tany ity sy ny Ambanilanitra fa kilalao no hanoratana sy hampatsiahivana ireto soratra ireto isan’andro.
Tsy azony an-tsaina fa tsy kilalao ny fiainam-pirenena ary ADIDY ny mampatsiahy ny teny natao - NY ADIDY TSY AN’OLON-DRATSY :
... Sao misy mazoto ny hanoy.