Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 15 juin 2025
Antananarivo | 19h39
 

Santé

Santé publique

Covid-19 : Bilan épidémiologique

lundi 14 juin 2021 |  818 visites  | 4 commentaires 

Dernière situation de la Covid-19 du 12 juin 2021

NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.


 Cas confirmés : 39
 Décès : 05


 Décès : 05

  • Analamanga : 02
  • Atsimo Atsinanana : 01
  • Vakinankaratra : 01
  • Matsiatra ambony : 01

 Nouveaux cas confirmés : 39 cas trouvés sur 481 testés

  • Analamanga : 17
  • Melaky : 02
  • Androy : 06
  • Ihorombe : 01
  • Anosy : 01
  • Vatovavy Fitovinany : 01
  • Matsiatra ambony : 02
  • Vakinankaratra : 09

 Formes graves : 97

 Cumul du 23 mars 2020 au 12 juin 2021

  • Contaminés : 41 933
  • Guéris : 41 318
  • Décès : 887
  • Tests : 209 052

4 commentaires

Vos commentaires

  • 14 juin 2021 à 09:20 | Shalom (#2831)

    Ny omaly tsy miova :
    Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
    Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny

     Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
     Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
     Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
     200 000 ar ny karama farany ambany
     Bulding marobe
     50 000 logements
     4x4 afaka mananika tendrombohitra
     Drônes miady amin’ny dahalo
     Miami
     Côte d’Azur
     Parking EPP
     Tanamasoandro
     Piscine olympique
     Puce-n’omby
     Tramway
     Fambolena Coton Tuléar
     Paris (Antsihanaka)
     Fizarana tany 1ha isan’olona
     Angidimby 10
     Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
     Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
     Panneaux solaires anti-delestage
     Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
     Fampianarana maimaim-poana
     Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
     Asa ho an’ny rehetra
     Indostria ho an’i Madagasikara
     Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
     Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
     Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
     Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
     Ny spoaro, rehereham-pirenena
     Ady amin’ny kolokolo
     Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
     Orin’asa isaky ny faritra 22
     Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
     Kit scolaire + feutre (???)
     Comptoir d’Or de la BFM
     Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
     Ho foanana ny sénat
     Oniversite isam-paritra
     Karniem-pokotany misy « CODE BARRE » manara-penitra
     Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
     GasyCar
     Kianja manara-penitra
     Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
     Ozinina momba ny fambolena any Itasy
     Drônes
     RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
     La plus grande cimenterie d’Afrique
     Usine éthanol Ambilobe
     Locomotives FCE avec les Wagons ...
     Flyover Antananarivo andrefana
     Ordinateur par Fokontany
     Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
     Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
     Digitalisation bourses d’études
     Plan Marshall
     Iles Eparses

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 14 juin 2021 à 09:20 | Shalom (#2831)

    Ny omaly tsy miova.
    Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :

    Ireto toa ny mahazatra ireo ny lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
    sy izay toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :

     Fondation AKBARALY
     Antotan’isan’ny covid-19 - vata-paty varotana amoron-dàlana
     Fitaterana marary amin’ny sarety sy bisikileta
     MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
     Ireo mpikaraman’ady « serbes »
     Kianjan’ny Demokrasia
     26 janoary 2009
     07 febroary 2009
     Gadra tany Farafangana
     Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
     Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
     Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
     Miaramila tany Amparafaravola
     Resaka Rolly Maercia
     Volamena tatsy Morisy
     Volamena tatsy Comores
     Satro-boninahitra Ranavalona
     Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
     Ny vidin-tsolika
     Ny delestazy
     Ny rano maloto
     Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
     Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
     Varotra ny Nosy Mitsio
     Fifanekena amin’ny sinoa
     Vy any Soalala
     Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny anjerimanontolo
     Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
     Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy

    Avy amin’ny namana « poiuyt (#584) »

    1- Doublon, vitavita ho’azy
    2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
    3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
    4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
    5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
    6- Ambilansy covid ????????????

    Avy amin’i lé kopé (#10607) :
    Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...

    Tohizako amin’ny hoe :
    Fampidirana am-ponja tsy misy fitsarana

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 14 juin 2021 à 11:35 | Vohitra (#7654)

    Andeha mba hianatra hanisa main’ny tarehimarika naroso…

    Andro vitsy lasa izao, dia nolazaina tamin’ny tarehimarika naseho teto amin’ny MT fa nisy olona iray (01) lavo tamin’ny Covid-19 tany amin’ny Faritra Androy, dia tamin’izay dia telo (03) no tranga vaovao amin’ny fiparitahan’ny valanaretina…

    Io indray dia misy tranga vaovao enina (06) any Androy…izany hoe mitombo ny isan’ny tratran’ity valanaretina ity any Androy ankehitriny…koa mba firy amin’io fitiliana 481 natao io no natao tao amin’ny Faritra Androy ? fa nahoana no tsy lazaina mihintsy ny isan’ny fitiliana atao isamparitra nanomboka tamin’ny volana marsa 2020 ka hatramin’ny androany ? Ahoana ny fitiliana ireo « cas contacts » any Androy ? Iza ary tamin’ny fomba ahoana no nahatongavan’ity aretina ity tany Androy izay efa ianjadian’ny mosary sy hanoanana nefa izao mbola misosoka indray koa ny valanaretina ?

    Ary mba efa misy atao vakisiny ve any amin’ny Faritra Androy ? Firy no efa nisitraka an’izany amin’ireo mponina any Androy ?

    Fa nahoana no tsy mba aseho sy lazaina ny tarehimarika maneho ny isan’ny efa nahazo vakisiny isamparitra ?

    • 14 juin 2021 à 13:00 | lé kopé (#10607) répond à Vohitra

      Iray no volaza fa maty ny aretina tao Matsiatra Ambony . Nefa rehefa naka ny razany havanay teny Andrainjato izahay , dia efa maro no nindaosany fahafatesana . Mba mahalalà menatra , fa sao dia manody anareo izao fandaingàna lava izao .« Ny toky fitaka , fa ny atao ro hita ».

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}