Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 15 juin 2025
Antananarivo | 19h39
 

Santé

Santé publique

Covid-19 : Bilan épidémiologique

vendredi 28 mai 2021 |  1095 visites  | 14 commentaires 

Dernière situation de la Covid-19 du 26 mai 2021

NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.


 Cas confirmés : 41
 Décès : 05


 Décès : 05

  • Analamanga : 05

 Nouveaux cas confirmés : 41 cas trouvés sur 120 testés

  • Analamanga : 13
  • Betsiboka : 01
  • Ihorombe : 03
  • Menabe : 02
  • Atsimo Andrefana : 01
  • Matsiatra Ambony : 06
  • Alaotra Mangoro : 06
  • Atsinanana : 05
  • Vatovavy Fitovinany : 04

 En traitement : 347
 Formes graves : 196

 Cumul du 23 mars 2020 au 26 mai 2021

  • Contaminés : 41 102
  • Guéris : 39 933
  • Décès : 822
  • Tests : 201 511

14 commentaires

Vos commentaires

  • 28 mai 2021 à 07:37 | Shalom (#2831)

    Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
    Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny

     Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
     Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
     Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
     200 000 ar ny karama farany ambany
     Bulding marobe
     50 000 logements
     4x4 afaka mananika tendrombohitra
     Drônes miady amin’ny dahalo
     Miami
     Côte d’Azur
     Parking EPP
     Tanamasoandro
     Piscine olympique
     Puce-n’omby
     Tramway
     Fambolena Coton Tuléar
     Paris (Antsihanaka)
     Fizarana tany 1ha isan’olona
     Angidimby 10
     Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
     Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
     Panneaux solaires anti-delestage
     Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
     Fampianarana maimaim-poana
     Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
     Asa ho an’ny rehetra
     Indostria ho an’i Madagasikara
     Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
     Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
     Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
     Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
     Ny spoaro, rehereham-pirenena
     Ady amin’ny kolokolo
     Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
     Orin’asa isaky ny faritra 22
     Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
     Kit scolaire + feutre (???)
     Comptoir d’Or de la BFM
     Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
     Ho foanana ny sénat
     Oniversite isam-paritra
     Karniem-pokotany misy « CODE BARRE » manara-penitra
     Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
     GasyCar
     Kianja manara-penitra
     Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
     Ozinina momba ny fambolena any Itasy
     Drônes
     RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
     La plus grande cimenterie d’Afrique
     Usine éthanol Ambilobe
     Locomotives FCE avec les Wagons ...
     Flyover Antananarivo andrefana
     Ordinateur par Fokontany
     Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
     Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
     Digitalisation bourses d’études
     Plan Marshall
     Iles Eparses

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 28 mai 2021 à 07:39 | Shalom (#2831)

    Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :

    Ireto toa ny mahazatra ireo ny lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
    sy izay toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :

     Fondation AKBARALY
     Antotan’isan’ny covid-19 - vata-paty varotana amoron-dàlana
     Fitaterana marary amin’ny sarety sy bisikileta
     MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
     Ireo mpikaraman’ady « serbes »
     Kianjan’ny Demokrasia
     26 janoary 2009
     07 febroary 2009
     Gadra tany Farafangana
     Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
     Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
     Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
     Miaramila tany Amparafaravola
     Resaka Rolly Maercia
     Volamena tatsy Morisy
     Volamena tatsy Comores
     Satro-boninahitra Ranavalona
     Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
     Ny vidin-tsolika
     Ny delestazy
     Ny rano maloto
     Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
     Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
     Varotra ny Nosy Mitsio
     Fifanekena amin’ny sinoa
     Vy any Soalala
     Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny anjerimanontolo
     Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
     Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy

    Avy amin’ny namana « poiuyt (#584) »

    1- Doublon, vitavita ho’azy
    2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
    3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
    4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
    5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
    6- Ambilansy covid ????????????

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

    • 28 mai 2021 à 14:56 | lé kopé (#10607) répond à Shalom

      Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...

  • 28 mai 2021 à 07:51 | Shalom (#2831)

    Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina, tsy sanatria velively anefa ho fanirian-dratsy fa dia gaga foana ny tena : mbola isa amin’ny rantsan’ny tanana iray foana no isan’ny namoy ny ainy.
    Ary ny isan’ny fitiliana dia hoe 120 ... Manerana an’i Madagasikara io.

    O ! Re olona e ! dia tsy mahamenatra ve ny tatitra toa izao ?

    Asa na mba ray aman-dreny toa iza no nitaiza itony olona itony fa tsy mba toa izao ny toe-tsaina notezaina tamin’ny fomba malagasy : aza mijery ny lohasaha mangina, ny heloka ibaboana mody rariny.
    Dia mba olona nahita fianarana ihany ve ilay mpitatitra ? Sa ho tonga fitenenana vaovao hoe : « aleo very tsikalakalan-diplaoma toa izay very tsikalakalam-bola » ?

    Toe-tsaina foza no toa izany, foza satria ireo no mitondra ankehitriny fa tsy milaza mihitsy aho hoe fitondran’ilay gaigy lahy jamba sosialista lasa namonjy AFO BE ka mody nampidirina tetsy amin’ny môzole iny.

    • 28 mai 2021 à 08:24 | Vohitra (#7654) répond à Shalom

      Miarahaba,

      Ahoana indray itony fozavavy lasa mibika manao fanamiana miaramila itony e ?

    • 28 mai 2021 à 08:49 | Shalom (#2831) répond à Shalom

      Aiza indray izany ?

  • 28 mai 2021 à 08:10 | Shalom (#2831)

    27 mai à 23:44 | reglisse (#6117)

    Vous :
    Père Pedro est un des hommes qui fait et a fait le plus, pour aider les populations miséreuses de partout à Madagascar.

    Ma réponse :
    Savez-vous la dimension du mot « partout » ?

    Vous :
    Il a été très récemment reçu par le dirigeant de la France.

    Ma réponse :
    Et alors ? ça ne signifie rien. Le dirigeant de la France, est-ce D.? Non, ce sont les français qui l’ont élu et non les malagasy


    28 mai à 01:00 | arsonist (#10169) répond à reglisse ^

    Mais les autres le font avec efficacité , mais dans la discrétion quand même , contrairement à Pedro qui crie ce qu’il fait sur tous les toits .

    Ma réponse :
    avec efficacité dans la discrétion, voilà un homme de D.


    Pour Reglisse :
    Je vous cite un exemple. Dans le Bongolava, il y a une communauté catholique dirigée par un vieux Père jésuite. Cette communauté existait bien et largement avant l’apparition de ce père pedro à Madagasikara. Cette communauté a formé depuis combien d’artisans et de vrais paysans ?

    Question :
    Pourquoi pedro ne s’entend-il pas avec ce vieux monsieur ?
    Parce que ce vieux monsieur l’a maintes fois critiqué et a osé lui dire en face : « ce que vous faites là n’aidera jamais les malagasy à sortir de la pauvreté ».

  • 28 mai 2021 à 08:53 | Shalom (#2831)

    Vaovao mahagaga :

    Tao amin’ny « L’Express de Madagascar » omaly :

    « Une quarantaine d’enseignants-chercheurs est décédée en cette deuxième vague de l’épidémie à coronavirus, comme le rapporte le président du bureau national du syndicat des enseignants-chercheurs et chercheurs-enseignants de l’enseignement supérieur (SECES), le Dr Faliarivony Randriamialinoro, »

    40 ! Gravy be ny raharaha, taiza no nisy ohatr’izany hatramin’izay nisin’ny Anjerimanontolo malagasy ?
    Tena nataon’i Leiry mihitsy sy marina tokoa ny tsy nataon’ny hafa nandritr’izay 60 taona lasa izay, mazana ilay tsy ampy solaitra fa tanterahany ny teny nolazainy.

    • 28 mai 2021 à 09:13 | citoyendumonde (#4292) répond à Shalom

      Shalom,

      Tena gravy be io mpampianatra mpikaroka maro maty io. Asa iza no hampianatra amin’ireo oniversite vaovao satria ny teo aloha aza efa tsy ampy mpampianatra. Misy mantsy ny mieritreritra fa rehefa mitsangana ny trano hitan’ny vahoaka dia izay no zava-dehibe, ny ao anatiny tsy misy mahita. Eo no ahafantarana ny olona mpitondra nahita fianarana manana fahalalana sy ny tsy ampy fahalalana. Manaonao foana sy miteniteny foana ary seho no betsaka.

    • 28 mai 2021 à 09:23 | arsonist (#10169) répond à Shalom

      Tsy adinoina fa i dedaka poerapiera oeraoera Bokassa gasy anie ka olona tsy nandia fianarana mankaiza e !
      Izay mihitsy no isan’ny antony lehibe nisafidianan’i Sarko an’io DJ ho atosika ho Prezidà gasy .

      Tsy sakaizan’izy io mihitsy akory ny olona manam-pahalalàna sy ny manam-pahaizana !

      Mariho tsara fa ambenti-tenin’ireo foza mpanompo ity Bokassa gasy ity ny fanondroa-molotra ireo manam-pahalalàna sy manam-pahaizana ho mpialona sy mpitsiriritra an’ity Bokassa gasy dedaka poerapoera oeraoera ity !

      Fahavalony tsotra izao no fiheverany ireny olona manam-pahalalàna sy manam-pahaizana ireny !

      Koa ahagaga ary ve raha kendren’ilehiry amin’ny fomba mivatana na ankolaka ny handringanana ireny olona manam-pahalalàna sy manam-pahaizana tondroina ho fahavalony ireny ?

    • 28 mai 2021 à 09:37 | Shalom (#2831) répond à Shalom

      citoyendumonde (#4292) répond à Shalom ^
      ...
      Tena gravy be io mpampianatra mpikaroka maro maty io. Asa iza no hampianatra amin’ireo oniversite vaovao satria ny teo aloha aza efa tsy ampy mpampianatra.


      Izay indrindra no tena olana ary notsindrinao amin’ny tena maharary ilay resaka.
      Marina tsy azo dihifina mihitsy ny voalazanao ka mampiantefa ny saina amin’nireto resaka velirano sy ny atambony ireto : atao izatsy sy eroa fa ahoana ny resaka « entretien », atsangana ny oniversite isak’izay vaza-mototra, ary aiza ny fanofanana ny ho mpampianatra amin’ireny ?
      Sa kosa ho foronon’ny fitondrana ankehitrio ny FRAM ho an’ny oniversite ?
      Iza no mahalala, mahay mamorona raha izay moa ingahy io.

    • 28 mai 2021 à 09:42 | Shalom (#2831) répond à Shalom

      @ citoyendumonde (#4292)

      Fa hono hoy aho : sao kosa ary ka tsy mampaninon’azy ny tsy fisian’ny MPAMPIANATRA MALAGASY ka ho hamafisiny ny fifanarahana Malagasy/Frantsay ka dia ho feno mpampianatra frantsay ny oniversite malagasy.
      Lasa tamin’io ny saiko teo am-panorata teo aloha saingy eto indray dia miverina ny hevitra hoe : fa tsy toa mangatsiatsiaka ve moa ny fifandraisan’ity fitondrana ity sy ny mpitondra frantsay ?

      Andro ririnina tokoa ny fiainana.

  • 28 mai 2021 à 09:02 | Shalom (#2831)

    Un raccourci de ma part (et non MAPAR, quelle c.onnerie ! ) :

    Extrait d’un post de Lysnorine ce matin : « M. Marcel OLIVIER, ce gouverneur ... »
    Lui c’est le « olivier1 » et notre habitué sans vergogne c’est le « olivier2 »,
    Ah ! je comprends tout maintenant.
    Anne Roumanoff disait souvent : « on ne nous dit pas tout ! ».

  • 28 mai 2021 à 13:05 | Vohitra (#7654)

    Mandeha ny feo fa eo amin’ny 8 % (valo isanjato) monja fotsiny amin’ilay vakisiny miisa 250.000 fatra no mbola nampiasaina ankehitriny...

    Ary antsoina hanao vakisiny ny rehetra mihoatra ny 18 taona fa tsy ilay fepetra sy sivana teo ampiandohana tapabolana lasa intsony no arahina, ary tsy mila fisoratana anarana mialoha intsony fa rehefa vonona dia avy dia mankeny amin’ny toerana fanaovana vakisina izay liana sy mazoto hanao izany...

    Midika izany fa mailo sy tsy marisika mihintsy ny hanao ity vakisiny ity ny Malagasy !

    Tahotra ve sa ahiahy mikasika ny karazan’ilay vakisiny tonga no mahatonga izao zavamitranga izao ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}