Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 27 octobre 2021
Antananarivo | 02h27
 

Filazana manjo

Clémentine Marie SAGOT

Sitrak’Andriamanitra no niantso ny Mpanompony :

Clémentine Marie SAGOT
(Vady navelan’i Tompokolahy Jean Marcel SAGOT)

Tany Mananjary ny talata 17 septambra 2008 rehefa nivahiny 91 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny zanany :
Maître Louis Sagot et Janine vadiny ary ny zanaka aman-jafiny
Maître Anne Marie Sagot
Docteur Marie France Sagot
Madame Yolande Sagot
Monsieur Henri Koller et Sylvie vadiny ary ny zanaka aman-jafiny

-  Ny zafiny :
Monsieur Frédéric Saucourt et Ghislaine vadiny Catherine Sagot

-  Ny zafiafiny :
Charline Saucourt

-  Ny Iray Tampo aminy :
Ny fianakaviana Clément (ORSENNES France)
Ny terak’i Tompokovavy Marianne Fatoma

-  Ny Fianakaviana manontolo any Fénérive Est

-  Ny Iray Tampo amin’ny vadiny :
Madame veuve Eline Gouloumès sy ny terak’i Tompokolahy Marc Rosier.
Madame Veuve Raharison Jean Aimée sy ny zanaka aman-jafiny
Monsieur Ratsimbason Rabemanoro, sy ny zanaka aman-jafiny
Ny terak’i Tompokovavy Louise Razafimilandana
L’Ampanjaka du Tranobe Ramelaza Andonaka Ankadirano Mananjary : Mety Clovis
Ary ny tranobe iray manontolo

-  Ny Fianakaviana rehetra sy ny tapaka sy Namana tsy mahafoy

Ny fokontany Masindrano Mananjary
Ny fokontany Andohan’i Mandroseza Antananarivo

Ny katedraly Md Augustin Mananjary
Ny EKAR Md Jean Baptiste Faravohitra Antananarivo
Ny EKAR Maria Mpanjakan’larivo Ankadivato Antananarivo

Ny nofony dia hiala ao amin’ny Villa Dack-Addis -Masindrano Mananjary ny sabotsy 20 septambra amin’ny 2 ora tolankandro ary entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny katedraly Md Augustin Mananjary. Ny fandevenana dia hatao ao amin’ny fasam-pianakaviana (cimetière Mananjary)

« Misaora an’laveh ry Fanahiko,
Ary aza manadino ny soa betsaka avy aminy ! »
(Salamo 103-2)

7, Route de Mandroseza Antananarivo 101
Villa Dack-Addis - Masindrano Mananjary

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS