Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 16 novembre 2018
Antananarivo | 06h13
 

Politique

Rajoelina Andry Nirina

Brève biographie

lundi 23 mars 2009

Andry Nirina Rajoelina est le fils d’un officier supérieur de l’armée malgache. De confession catholique, il est marié et père de famille. Andry Nirina Rajoelina, plus connu sous le nom de Andry TGV, a été élu maire au mois de décembre 2007, à 33 ans. Il vient ce samedi 21 mars 2009, de prêter serment devant la Haute Cour constitutionnelle en tant que président de Transition, et ce pour 24 mois au maximum.

Champion de karaté dans la catégorie cadet en 1987, il a suivi des formations en communication et en marketing et est entré très tôt dans la vie active. A 19 ans, il était déjà réputé dans le monde des organisateurs d’événements. Il crée en 1998, l’entreprise INJET, spécialisée en marketing et publicité. INJET a été la première entreprise à promouvoir l’impression numérique dans le pays. La même année, il a été sacré lauréat du concours des entrepreneurs de la Océan indien organisé par ECHO AUSTRAL. En 2001, il a obtenu le 1er prix du jeune entrepreneur de Madagascar organisé par la banque BNI Crédit Lyonnais.

En 2006, INJET acquiert la chaîne radio-télévision Ravinala appartenant à Ratsirahonana Norbert Lala, devenue par la suite la chaîne VIVA.

Il devient maire d’Antananarivo en décembre 2007.

Recueilli par Valis

13 commentaires

Vos commentaires

  • 23 mars 2009 à 11:24 | Ny Ando (#1465)

    Merci à l’auteur de ce rappel informatif pour les termes neutres qu’il a utilisés. En effet, les appellations d’

  • 23 mars 2009 à 13:10 | zana47200 (#227)

    INJET n’a pas été crée par Andry. L’entreprise appartenait à sa belle famille, qui après son mariage avec la fille Razakandisa, lui a légué la direction.

    • 23 mars 2009 à 17:42 | fandresena (#299) répond à zana47200

      Hay va re ! afa-baraka Razakandisa mana an’ity vinanto jiolahy ! tena afa-baraka ! fa mba olona notsongoin’olom-bolo ihany !

  • 23 mars 2009 à 13:36 | chacha (#524)

    n’empêche qu’andry rajoelina est très brillant ; je l’ai vu s’exprimer il y a plusieurs années de ça à la télé malgache, à cette époque il n’était pas encore maire ; j’avoue même que j’ai été très impressionnée à la fois par son intelligence, sa prestance et sa jeunesse ; on aurait dit un enfant qui tenait un langage d’adulte ; disons qu’il est précoce ; c’est tout ; ce n’est qu’à présent que ça me revient ; je le répète encore, la valeur n’attend pas le nombre des années

    • 23 mars 2009 à 14:01 | za mpijery (#1491) répond à chacha

      brillant dites-vous ? mais lojn d’être intello le gars ! à revoir tous les interview faits sur les chaines TV étrangère depuis le début de la crise ! Jamais de réponses cohérentes et qui tiennentla route ! Précoce oui , mais en tant que Dj et fahdalàna !

  • 23 mars 2009 à 14:01 | Rasamy (#1319)

    Raha ny biographie aloha raha amiko manokana dia tsy ampy be dia bé mihitsy satria hita mihitsy fa tsy manana étoffe miitondra olona.Raha ny étoffe ratsy no be dia bé hananany toy ny : chef de bande,jiolaham-boto, mandoro fananan’olona, mangaron-dapa, mpiatsaravelatsihy, mpandainga, mi-geste, matikambo, tratry ny folie de grandeurs, marary saina toy ny manie de persécution.Raha tena mahery i leiry dia hasaivo forcena hanome vola anazy koa ireo bailleurs de fonds toy ny bé kintana, araka ny ré dia mihabetsaka ireo firenena avY any ively manameloka ny zavatra nataony.Raha izaho no haotrany i leiry dia aleoko miverina manao DJ, satria mantsy tsy spécialité an’ileiry mihitsy io zavatra nalaina taminy herisetra ireo.Ny ahy dia izao ihany, sa dia hanenenana ny zavatra natao ka zay vao we:Hiantso vonjy aminy Ravalomanana.OEIL POUR OEIL DENT POUR DENT

    • 23 mars 2009 à 17:48 | fandresena (#299) répond à Rasamy

      tsy olana ny biographie e ! na mpamafa lalana az ka efficace inona moa ny olana ?
      Fa ny tena olana dia tens olona tsy fototr’olona mihintsy hoy ny Malagasy !
      Itony ilay ataon’ny Malagasy hoe tsy faka taranaka fa tena miala tsiny aho !
      zanaka militaire tam andrn-dRAtsiraka !
      Lahilahy velona am volam-badiny sy volan-drafozany !
      lehilahy malama vava sady be solantsolana sns...
      Toa misy milaza hono hoe « zafikelin’ny Ngovitra ». tena teneniko hoe toa satria resaka miampita koa no henoko saingy olona ambonimbony ao am firenena ao sady efa tena olon-dehibe no nivoahan’izany resaka izany ka tsara raha fotorina !
      Fa raha marina izany dia tena tafiditry ny devoly ny tanàna !

    • 24 mars 2009 à 19:11 | Raoul Dear (#1535) répond à Rasamy

      aza mitsara olona fahatany toy izany ianao Rasamy fa mba diniho ihany ny zava-misy a !aza maika ny hanakiana fotsiny aloha rehefa tsy tia fa mba ataovy tsara ny analyse vao miteny !mba mahavita toa azy ary ve ity ianao e ?
      mba jereo aloha izay zavatra atao vao mba miresaka !Raha mahatadidy ianao dia toy izao iany no nahazo an-dRa8 tamin’ny nandraisany ny fitondrana voalohany.Avy eo anefa nirotsaka ny Amerikanina dia avy avokoa ny rehetra.Ianao no kivy voalohany raha mihatsara eo ny situation an’io HAT io.
      Raha toa ka NOTERENA RA8 nanao démission dia marina izany ! fa sitrapony ny azy ! iza no hiantso an’izy iny hiverina raha tsy ireo izay nahita sitraka taminy !Ataovy manakoako eran’ny Nosy aloha io tolona eo Ambohijatovo io dia manaiky aho ! Ataovy 2 na 3 volana ihany koa.
      Moa ve araka ny constitution tokoa ny famindram-pahefana nataon-dra8 tamin’ny miaramila izay mitaky ny hanaovana DIRECTOIRE MILITAIRE ?io no isan’ny source voalohany azo hitarafana ny marina rehetra ! maninona ary ny gradé izay avo indrindra no namindra ny fahefana taminy ?izany koa ve ao anaty constitution ?izany anie no ilazako fa na i ra8 na raV dia samy ratsy avokoa e !
      Io anefa raha izay 2 ans tsy dia tokony hatao hakarary fo satria tsy amapahafirin’ny mbola hisy eto amitsika io.
      Na hankasitraka na tsy hankasitraka ny any ivelany dia aleo ho any aloha, rehefa mande io tsimaitsy misy ny mitsiriritra ny harenan’ny Malagasy ka hisolelaka hanambaka indray.
      Ny tena marina koa dia tsy zakan’ny vahiny ny fitondrana tanora, indrindra fa ireo firenen-dehibe satria mantsy isan’ny tena hatahorany ny fanaovana ny zokiolona anjorom-bala ka ho maro ireo tanora no hanao toy izao eran-tany !
      Mbola tsy nisy mantsy teto amin’ny tantaran’izao tontolo izao ny tanora hitondra firenena izany ka aleo mba ho jerena aloha.
      Misy lafy tsarany, misy lafy ratsiny saingy aleo mba handeha ilay 2 ans dia hita eo ny manaraka e ! Ingahy ra8 raha mbola sahy avelao hilatsaka dia hita eo !
      Ny fanaovana DIDY JADONA mantsy no tena naharatsy an-dra8 ; Izany kosa angamba dia niarahantsika nahita toy ny FIBODOANA TANIN’OLONA (mba hadihadio ny any Ambatondrazaka ankoatran’ny ao Tanà), eo koa ny fanaovana ny MONOPOLISATION izay tsy ahafahan’ny opérateur hafa hifaninana malalaka (ny fifaninanana anefa dia ilaina raha te hampandroso firenena iray)ary isan’ny tsy zakan’ny maro taminy dia ilay tsy fahaizana MANAJA OLONA na FISEHOANA HO TOMPOM-PAHEFANA BE LOATRA ! tsy ananany mihitsy ilay hoe PRESTIGE PRESIDENTIEL Ireo aloha raha ny @ra8.
      Ingahy raV indray dia tsy madinika loatra fa maika hanome fahalalahana ho an’ireo gadra pôlitika izay hita fa tsy met loatra ! Atao ahoana ny fomba amoahana an-dry Pety(malaza ratsy), ry Coutiti (nahafaty olona maro t@ 2002), ry VONINAHITSY(mpanao chèque sans provision),sns...
      Tsy dia voadinika loatra ireo zavatra ireo fa maika fotsiny hirehareha fa hoe hampihavana.
      Ireo no lafiny ratsy raha ny amin’izy roalahy.
      Sarotra ny homba an’ireo raha ny amiko aloha !
      TSY MISY VE OLON-KAFA NA OLOM-BAOVAO MIHITSY AZO IANKINANA HITONDRA AN’ITY FIRENENA ITY ? LANY OLO-MANGA VE ISIKA ?TSIMAITSY ZANAKA MAHITAHITA VE VAO AFAKA HITONDRA ?
      Anjarantsika no mieritreritra fa ny ALIKA NO MIVERINA AMIN’NY NALOANY !

  • 23 mars 2009 à 17:30 | Ingahy (#753)

    Hita izy fa zanaka deba tamin’ny andron’ny AREMA .Raha ny marim_pahaizana aloha tsy hita hoe lasa lavitra loatra fa fihofanana ihany .Ary tsy mahagaga loatra raha nety nataon’ny Dinosaure marionette izy.Mety efa zatra mahazo raha moramora sady mitovy fihinana ihany, tsy mahay afa-tsy mihinana ny vahoaka sy mandafo olona amin’ny dokam-barotra sy ny lainga.Fa ny olana miandry azy dia fanomezana hanina ho an-dry Dinosaures sy ny CAPSAT , dia voatery hanao lainga tsara lahatra dray @ vahoaka ny fangalaram_bola ho avy eo.
    Laza fotsiny ihany fa mbola miantehitra haren-drafozana koa.
    Handeha @ izay zao ny fanjakan’ny baroha.Tsy manan_kevitra fa saribakolin’ny Dinosaures.
    Ny loha be fa ny tsy matakatra loatra fa kely saina.
    Ho hita eo e ! Antsika no mitsara

  • 23 mars 2009 à 20:50 | miangaly2 (#217)

    Maivana,ny olona rehetra dia afaka milaza fa nanao marketing sy communication,satria raha nandalo iray andro teo ambaravaran’ny oniversité aza dia misora-tena ho nanao izany fianarana izany,fa ny tianay ho fantatra dia asaivo apetrany tsara ny taona sy ny ambaratongan’ny diploma azony tamin’izany mba ahafahanay miaiky fa tena feno fahalalàna tokoa izy fa tsy anao rain’ny ambo,ka ideafan’ireo mpakafy azy sy ho entin’izy ireo anejeana ny filoha teo aloha izay mitovy fahaizana aminy ihany saingy matotra sy olon-dehibe manana traikefa,na dia samy fitatanana entreprise no traikefa.koa inona moa fa tsy ny teo ihany no ho eo,fa ny iray mbola manao izay ahazona toerana sy amenona paosy dia maka ny fon’ny mpitia azy ,dia manatavy fahaizana sy fahalalana,ka amiko fitatanana entreprise izany no mety aminy fa tsy firenena mihitsy,ny toetra moa dia efa hita fa jiolahy bodon-gerona:lohana afera é !!!!« ny vola ihany »,ho hita eo moa fa ho voafitaka avokoa ny rehetra,tsy mahalala an’i Andry zanaka mpanao afera a !efa lova ny azy ka tsy mahagaga,ny reniny tsy miteny raha tsy vola !!!ny rainy moa refa dizina dia mety ny fihainany fa tsy te-ahalala tsy hiteny betska aho....!!!!ka aza matikambo ra tgv fa ny anao vava no amidy,malama ohatran’ny savony ka izany no maha-pifankatia anareo sy ratsirahonana sy ndremanjato !

    • 24 mars 2009 à 01:46 | jonas (#185) répond à miangaly2

      Tsy mamely io ka tsy mila ho fantatro akory ny momba azy. Rahampitso dia miala eo.

  • 24 mars 2009 à 11:32 | labozia (#1524)

    Tsy misy olana amin’izay traikefany.
    Ampio an’ireto :
    Tenda-kanina (ny ambilia tsy lany ny any ambilany takarina).
    Tsy mahalala fomba (tsy manaja ray aman-dreny sy zokiolona).
    Midingin-drambo.

    Ireny dondrona fianarana ireny no sahaza ny madagasikara dia amin’izay mitovy ny tady lokanga.

    Efa nahita amiraly ’major de promo’, mpampianatra, profesora nampidina be ny firenena any amin’ny gindamaimbo.

    Jereo ny baikon’ilery amin’ny vomanga tena mandeha tsara mihintsy. Ny sasany tsy nahavita.

    Ilery izany no nahavita nampilamina ny tanana !

    Tsara ilery fa kosa tsy nety ny fankana an-keriny ny fitondrana.

  • 24 mars 2009 à 12:09 | telo (#1380)

    Gaga fotsiny aho mahita antsika tezitra @ andry.
    Amiko nahavita izy. Nahavita nanongana fanjakana.izay aloha dia ekeko, tsy midika akory zany fa tiko ny ataony, tsy tiako akory ary na mijery azy.
    Ny angatahako antsika dia aza averina ny lasany, aza averina zay nataony taloha, aza resahana izay adalan’ny havany fa vao mainka mampiakatra ny fijerin’ny olona azy. Tsy raha miteny ratsy azy akory enao dia hoe ratsy izy, mety misy olona hafa tsy tezitra mahita ireo nataony.ampahafirin ny general moa I andry, ampahafirin I pety,..... Fa izy irery no nahasahy nifanehatra t@ marc,ary resiny mihitsy aloha hatramizao. raha tsy tia an’I andry isika aleo tsy fomba fiady toa io intsony no ande atao fa andao akarina ambonombony ny ady hevitra.
    Inona no ataontsika ahafahana mitondra ity firenena ity tsy ataon ireo mitovy @ tgv toy izao fona ? mandoro, mampihorohoro,mamono, manao asan jiolahy,manararaotra.ireo ange no nahatonga isika resy, miverina arivo taona any aorina isika malagasy @ zao toe draharaha izao. Izay be basy sy be vato ary be afo no maharesy. Ka raha izany tsy aleo tsy mianatra intsony fa mora loatra ny maka basy, sy vato ary mamono olona.
    Soso kevitra : ampianaro ny zaza, fa raha tsy mianatra de lasa tgv.omeo taiza mendrika fa raha ratsy taiza lasa tgv.
    Dia aleo andry anao izay tina fa tsika anohitra azy fona.« I’ll est facile de gouverner sans les malgaches mais difficile de gouverner contre les malgaches »

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 131