Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 14 août 2020
Antananarivo | 05h39
 

Enseignement

Examen officiel

Bacc 2020 : Fin des inscriptions le 17 juillet

mercredi 15 juillet | Fano Rasolo

La date de clôture des inscriptions à l’examen du baccalauréat pour cette année est prévue pour le vendredi 17 juillet à 18 heures, a fait savoir le ministère de l’Enseignement Supérieur et de la recherche scientifique, hier.

Le baccalauréat de l’enseignement général se tiendra du 5 au 9 octobre. La première série du baccalauréat technologique, technique et professionnel, aura lieu du 5 au 9 octobre, la deuxième série le 12, 13, 15, 16 octobre. Elle sera ainsi interrompu par la célébration de la fête la proclamation de la 1ère république du 14 octobre.

La rentrée universitaire est prévue pour mars 2021. Les étudiants des filières qui n’ont pas encore terminé leurs scolarités dans toutes les universités de Madagascar pourront terminer l’année universitaire 2019-2020 entre le 19 octobre et le 20 décembre 2020, annonce le Ministère.

1 commentaire

Vos commentaires

  • 15 juillet à 10:58 | Vohitra (#7654)

    Miarahaba Tompoko,

    Vanimpotoana amehana, ny fepetra noraisina iombonana dia fihobohana, fa ny mahazendana dia ny fanapahankevitra raisina koa dia lasa toa mandeha any amin’ny amehana, mizotra amin’ny tampoka sy kisendrasendra, toa miantehatra any amin’ny fahefana mavesatra zakaina…

    Ny alahady lasa teo, faha 12 jolay 2020, no nambara ireo daty hanaovana ny fanadinam-panjakana, ary nambara mazava fa ny olona iray mandeha miantsena ihany no afaka mivoaka ny trano fonenana alohan’ny mitatao vovonana, ary indro izao faha 15 jolay izao no fantatra fa mifarana amin’ny faha 17 jolay ny fisoratana anarana mikasika ny fanadinana bakalaorea 2020…

    Moa handeha hivoaka indray izany ny mpianatra sy ny raiamandreny hikarakara izany ve ? moa mandeha mizotra miova ho azy eny ampandehanana araky ny andro ve ny fahamatorana amin’ny fepetra noraisina sa ahoana ? Fihobohana gasigasy sadasada tokoa ve izy ity sa ahoana marina e ?

    Nolazaina fa hihanaka sy hitombo hono ny olona ho tratran’ity valanaretina ity, antsoina hoe « pic » hono ny vanimpotoana amin’izany fihanahana aretina mirongatra izany alohan’ny fihenana miandalana, ka ho tratra izany vanimpotoana izany any amin’ny faran’ny volana aogositra 2020, izany hoe raha ny vinavina dia hanomboka ho voafehy miandalana io valanaretina io manomboka ny volana septambra 2020…izao nefa alohan’izany, efa omena tebiteby ny fiarahamonina amin’ny fikarakarana antontan-taratasy sy ny fanomanana fanadinana nefa ny mpianatra rehetra mbola tsy misy mianatra fa anaty fihobohana, dia izao indray moa atosika hivoaka ny trano tsy satry hikarakara ny fisoratana anarana…

    Tsy tompon’ny tenany intsony moa no fiantso ny olona efa nilaozan’ny fahamatorana sa ahoana ? Sa atao hoe tsy ampy fandinihina fotsiny ? Sa atao hoe nilaozan’ny fahendrena ?

Annonces

Filazana manjo

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS