Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 septembre 2025
Antananarivo | 13h21
 

Filazana manjo

Atoa HARIVELOSOLOFONIAINA Rijamalala

mercredi 16 mai 2007 |  312 visites 

MUTUELLE D’ASSURANCE MALAGASY

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesan’ny Orinasa MAMA, fa nodimandry ny Alatsinainy faha-14 mey 2007 teo amin’ny faha-33 taonany :

Atoa HARIVELOSOLOFONIAINA Rijamalala

Chef de Service Statistiques

Ny « Administrateur Provisoire », ny Tale rehetra, ny Mpiara-miasa aminy ato amin’i MAMA dia maneho ny fiaraha-miory amin’ny fianankaviany manontolo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}