Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Malagasy

FCD

Aparitaka manerana ny faritra

mardi 20 janvier 2009 | Naivo kely

Mihazakazaka ny toe-draharaham-pirenena. Toy izany koa ny fametrahana ny FCD (Force pour le développement de la démocratie) tarihan’ingahy Alain Ramaroson any amin’ny faritra samy hafa eto Madagasikara.

“Mihetsika izahay manao io asa io”, hoy ingahy Jaques Aimé mpikatroka ao amin’ity fikambanana ity.

Ho fanajana sy fitakiana ny hampiharana ny tena demokrasia eto Madagsikara no anton’izany, hoy izy ireo. Làlana iray ahafahana mifampitaiza ny voarakitra ao anatin’ilay sata novolavolain’ireto mpikambana ireto, ary hanentanany ny maro, mba hanao sonia izay voarakitra ao. Ny ambaratongam-pahefana maro samy hafa no nandefasana azy azy io, ary alefa any amin’ireo masoivoho eto amintsika. Alefa any Londres kosa rehefa vita izany rehetra izany, mba ahafantaran’izao tontolo izao ny endrin-java-misy eto Madagasikara.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS