Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Malagasy

Moxe Ramandimbilahitra

Aleo hiasa ny tanora

vendredi 14 décembre 2007 | Naivo kely

Fahavalom-pirenena izay mihevitra fa hanao sakana amin’ny olona vonona hampandroso ny firenena, ary efa nanambara ingahy ben’ny tanàna vaovao fa vonona ny hiara-miasa amin’ny fanjakana ka tsy hita izay hakana fahavalo ny olona toy izany. « Aleo hiasa ny tanora, satria ny filoha Ravalomanana efa nanambara fa ben’ny tanana hanompo vahoaka no ilaina fa tsy ho tompoina ». Io no nambaran’ny mpanolotsaina politikan’nyfiloham-pirenena, Moxe Ramandimbilahitra manoloana ny fahalanian’ny ben’ny tanàna vaovao eto andrenivohitra. Nambaran’ingahy Moxe fa manjaka ny demokrasia eto matoa tsy olon’ny fitondrana no lany amin’ny toerana tahaka ny eto Antananarivo renivohitra, satria malalaka ny safidin’ny tsirairay amin’ izay heverina fa afaka hampandroso ny tanàna.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS