Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 16h58
 

Filazana manjo

ANDRlAMADISON Tantely Fanomezana

jeudi 6 décembre 2007 |  3043 visites 

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty noho ny amin’ny Jesoa Kristy no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny malalanay :

ANDRlAMADISON
Tantely Fanomezana


ny talata faha 04 Desambra 2007

Hoy,

  Ny zanany :
ANDRIAMADISON Tantely Andoniaina
ANDRIAMADISON Arotiana
ANDRIAMADISON Tahiana Anjara

  Ny ray aman-dreniny :
ANDRIAMADISON Julien sy Lalao

  Ny iray tampo aminy :
ANDRIAMADISON Haja Mbolatiana sy Mirana ary ny zanany
ANDRIAMADISON Hasina Fanantenana sy Nathalie ary ny zanany
ANDRIAMADISON Njaka Tsisetraina sy Carole ary ny zanany

  Ny Renin-janany :
RABARIJAONA Sylvie

  Ny Fianakaviana manontolo

Ny Mpiara miasa aminy rehetra
Ny Promotion KALOS Ambatofotsy
Ny Mpitandrina sy ny FJKM Ambatolampy Fiaferana
Ny Mpitandrina sy ny FJKM Ambatofotsy Avaradrano
Ny Fokontany Antsakaviro Ambodirotra

Ny nofony dia ho enti-miala ao amin’ny trano fonenany Lot II W 21 A Cité Planton, ny Zoma 07 Desambra 2007 amin’ny 12 ora sy sasany tolakandro, ary ho entina atao veloma farany ao amin’ny FJKM Ambatofotsy Avaradrano, alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Arnbatolampy Fiaferana.

« Ary raha mbola nivavaka izy dia niova ny toetry ny tarehiny, ary ny fitafiany tonga fotsy sady nanelatrelatra ».
(Lioka 9 -29)

Tsy misy fiaretan-tory Ity no solon’ny fampandrenesana