Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 4 juillet 2025
Antananarivo | 11h37
 

Filazana manjo

ANDRIANTSEHENO Herilala Josovah

vendredi 1er février 2008 |  1899 visites 

Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

ANDRIANTSEHENO Herilala Josovah
RAMANOHISOA
(POTA)


Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy teo amin’ny faha 38 taonany.

Hoy

  Ny vadiny :
ANDRIANTSEHENO Haingo Rapaoly

  Ny Rainy :
Dr. RAKOTOMALALA Josovah

  Ny Rafozany :
ANDRIANTSEHENO Paul mivady

  Ny Renibeny :
RAMANANDRAIBE

  Ny iray tampo aminy :
YVAN Josvah mianadahy avy sy ny zanany

  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
ANDRIANTSEHENO Niry mianadahy avy sy ny zanany.

  Ny fianakaviana manontolo.

Ny fiangonana La Chapelle militaire Betongolo

Ny fokontany : Ampamantanana Androndra, Ampefiloha, Ambohijina

Ny nofony dia hiala ao Ampamantanana Androndra lot VL 11 E, ny asabotsy 02 febroary 2008 amin’ny 08 ora maraina. Hatao veloma farany ao amin’ny La Chapelle Militaire Betongolo mialoha ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohijina Antambolo (Arivonimamo).

« Ry Tompo ô, eo anatrehanao ny faniriako rehetra. Ary ny fisentoko tsy mba miafina aminao ».
(Salamo 38 : 9)

Tsy misy fiaretan-tory

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}