Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h56
 

Filazana manjo

ANDRIANONIVELO RAZAFIARIVONY Marie

« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy. »
(I Korint. 15/10a)

Isaoranay Andriamanitra nanome anay an’ i :

ANDRIANONIVELO
RAZAFIARIVONY Marie
(Bebe Neny)


nandritra ny 93 taona
Izay niamboho ny Alarobia 3 Septambra 2008.

Hoy,

-  Ny Zanany :
RAHAROLAHY Edelyn sy Bakoly
ANDRIANONIVELO Daniel sy Sahondra (France)
RAZAKASOA Aina Jean sy Aimée
ANDRlANONIVELO Simon sy Arlie (France)
ANDRIANONIVELO Andriamparany sy Liliane

-  Ny Zafiny, ny Zafiafiny

-  Ny Iray Tampo aminy :
Terak’ltpkv RAVAOARIVONY Marthe
Vady aman-janak’ltpkl RAPARISON Samuel
RASOARINJARA Eugénie sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’ltpkl RANDRIANONY sy Itpkv RAVAONORO

-  Ny havany, ny Fianakaviana manontolo

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato

Ny Fikambanan’ny Maintimolaly sy ny sakaizan’ny Sekoly Vinet

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Protestanta Tranovato Ambohimalaza Firaisana

Ny Fokontany Ambohitrakely, Andrainarivo-Ampahibe

Ny nofony dia hiala ao Andrainarivo Ampahibe lot Près II U 57 bis (ambany andrefan’ny Fiangonana FJKM Andrainarivo) ny Alahady 07 septembra 2008 amin’ny 1 ora sy sasany, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato, alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany eny Ambohimalaza.

Tsy misy fiaretan-tory - Tsy misy voninkazo
Ity solon’ny fampandrenesana

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS