Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 16h24
 

Filazana manjo

ANDRIAMANANTENA Georges - Rado

« Tsy ho takatry ny saiko
Izay rehetra lahatrao
Ny angatahako ry Raiko
Aoka aho hatoky Anao ».

Amin’ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fiantsoan’Andriamanitra ny mpanompony :

ANDRIAMANANTENA Georges
(Rado)
Grand Croix de deuxième classe de l’Ordre National Malagasy
Mpikambana Mahefa ao amin’ny Akademia Malagasy

ny 16 Septambra 2008 rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany.

Hoy,

-  Ny Vadiny :
Andriamanantena Ravololona Edwige

-  Ny Zanany :
Razafindrafara Ony sy Rakotomalala Victor Tony
Andriamanantena Haingo sy Randriambololona Jacquis Simon
Andriamanantena Andry sy Voahangy Ramiejamanana
Andriamanantena Rija sy Volahanta Ravonjiarivelo

-  Ny Zafiny :
Rasamimanantsoa Hasinjaka sy Minomalala
Rasamimanantsoa Riana Toavina
Bnuno de Foucault sy Maminiaina Ony
Naturel Henri Patrick sy Miary
Rakotoarivony Tiana sy Lova Harivola
Ralaimahenina Lala Tiana sy Andotiana
Ranjevarivony Herizo sy Miora Rary
Randriambololona Toky
Randriambololona Mino Sandratra
Rakotozandriny Riana sy Oly
Andriamanantena Maradona Vahitsitohaina
Andriamanantena Angola Haba
Andriamanantena Anoka Tenompitia
Andriamanantena To Sitraka

-  Ny Zana-jafiny :
Mijoro, Mirana, Mathieu, Thibaut, Audrey, Coraline, Antsa, Rohy, Kalina, Kiady, lloniaina

-  Ny Iray tampo aminy :
Andriamanantena Flore sy ny zanaka aman-jafiny
Rakoto Randriamifidimanana mianadahy avy sy ny zanaka aman-jafiny

-  Ny Iray tampo amin’ny vadiny :
Ny Taranak’ltompokolahy Rakotovazaha sy Itompokovavy Razafindrabodo
Ny Taranak’ltompokolahy Randrianasolo Désiré sy Itompokovavy RaveloarisojaJeanne
Ramatoa Ravalison Eléonore sy ny zanaka aman-jafiny
Andriamatoa Raminosoa Jean René sy ny zanaka aman-jafiny
Ramatoa Rasoamanandray Aimée sy zanaka aman-jafiny
Ramatoa Ravalison Aline sy ny zanaka aman-jafiny
Ny Taranak’ltompokovavy Ralantoarisoa Beby
Andriamatoa Randrianasolo Thomas mivady sy zanaka aman-jafiny
Ramatoa Razafindrazaka Bakoly sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Terak’Amboanana sy ny Terak’l Betsizaraina, Ny fianakaviana manontolo,

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Tranovato Faravohitra, Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana Amboanana, Ny Fokontany : Ambatomainty, Mandrosoa-lvato.

Ny nofony dia hoentina miala ao amin’ny « Tanàna Tolotra » , Mandrosoa-lvato ny Alakamisy 18 septambre 2008, amin’ny
2 ora
ary hoentina eny amin’ny Gymnase Ankorondrano, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny fiangonana Tranovato Faravohitra ny zoma 19 Septambra 2008 amin’ny 2 ora folakandro, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana « MAKPELA » ao Anjanahary.

Raha matoky Anao, ny soa manjary fatratra
Ny tsara koa vao mainka tena tonga lafatra
Raha matoky Anao, ny ratra mety sitrana
Ny ali-maizim-pito manjary feno kintana

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS