Ny Vady,
Ny Zanaka aman-jafin’
ANDRIAMANANTENA Georges
dia « mankasitraka eram-po, eran-tsaina amam-panahy »
ny Filoham-pirenena, Atoa Ravalomanana Marc sy Ramatoa vadiny
ny Governemanta Malagasy tarihin’ny Praiministra Rabemananjara Charles mivady, ary
indrindra ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary ny Kolontsaina tarihin’ny Dr Robinson Jean Louis mivady
ny Antenimieran-doholona
ny Antenimieram-pirenena
ny Faritra Analamanga
ny Commune Urbaine Antananarivo Renivobitra
ireo Communes Rurales Ivato Firaisana sy Ivato Aéroport
ireo Fokontany samihafa
ireo Masoivoho Vahiny sy Iraisam-pirenena
ny Akademia Malagasy
ny Fiangonana rehetra
ny Fikambanana sy Orinasa ary Sekoly samihafa
ireo Antoko Politika samihafa
ny Mpanao Gazety, ny Haino aman-jery, ny Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy, ny Mpanakanto, ny Skoto Malagasy, ny Zandarimariam-pirenena, ny Polisim-pirenena, ny
Hopitaly Soavianandriana,
tonga nampahery sy nidobododo ary nanome tanana azy ireo tamin’ny namoizany an’i
RADO
Andriamanitry ny Fiadanana anie homba anareo amin’ny adidy amana andraikitra iantsorohanareo.