Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 14h57
 

Filazana manjo

ANDRIAMADISON Julien

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty noho ny amin’i Jesoa Kristy no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny malalanay :

ANDRIAMADISON Julien
Avocat à la cour
Commandeur de l’Ordre National


ny alahady faha 09 Desambra 2007

Hoy,

-  Ny vadiny :
ANDRIAMADISON RAZAFINDRALAMBO Lalao Honorine

-  Ny zanany :
Vady navelan’Itpkl ANDRIAMADISON Tantely Fanomezana
ANDRIAMADISON Haja Mbolatiana sy Mirana
ANDRIAMADISON Hasina Fanantenana sy Nathalie
ANDRIAMADISON Njaka Tsisetraina sy Carole

-  Ny zafiny :
Tantely Andoniaina, Tsiresy Arotiana, Tahiana Anjara, Mihaja Ifaliana, Ifalitiavina Fitahina Fandresena , Tsiky Fitiavana Nantenaina, Finaritra Anja Tsihoarana ary Mahery Soanomena

-  Ny iray tampo aminy :
RANAIVOSOA Georges mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RANDRIANARISON Stephenson mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RAVAOARIMALALA Justine sy ny zanany
RAMBELOSON Samuel mivady sy ny zanany

-  Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Vady navelan’Itpkl RAKOTONANAHARY sy ny zanaka aman-jafiny
Ny Terak’Itpkl RAZAFINDRALAMBO René
Dr. RAZAFIDRALAMBO Vola Dieudonné mivady sy ny zanaka aman-jafiny
RANAIVO G. RAZAFINDRALAMBO Irène mivady sy ny zanaka aman-jafiny
Dr. RAZAFINDRALAMBO Mamy Fortunat mivady sy ny zanany
Ny Terak’Itpkl RAZAFIDRALAMBO José

-  Ny fianakaviana manontolo

Ny mpiara-miasa aminy
Ny Holafitry ny Mpisolovava
Ny Rotary Club Antananarivo Anosy
Ny Rotary Club Antananarivo Mahamasina
Ny Mpitandrina sy ny FJKM Ambatolampy Fiaferana
Ny Mpitandrina sy ny FJKM Ambatofotsy Avaradrano
Ny Fokontany Antsakaviro Ambodirotra
Ny Fokontany Ambatolampy Fiaferana

Ny nofony dia ho enti-miala ao amin’ny trano fonenany lot II W 21 A Cité Planton, ny Alarobia 12 desambra 2007 amin’ny 12 ora sy sasany antoandro, ary ho entina hatao veloma farany ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambatolampy Fiaferana, alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambatolampy Fiaferana ihany.

« Mangina aho ka tsy miloa-bava ;
fa Hianao no nanao izao ».
(Salamo 39 : 9)

Tsy misy fiarenta-tory
Ity no solon’ny fampandrenesana

andriamadison@moov.mg

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS