Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 16 décembre 2019
Antananarivo | 15h35
 

Politique

Elections municipales

158 candidatures reçues sur l’ensemble du territoire

mercredi 11 septembre | Arena R.

Quarante huit heures avant la clôture du dépôt de candidatures pour les élections communales et municipales, la Commission électorale nationale indépendante (Ceni) a reçu 158 dossiers pour les candidats maires et 52 pour les conseillers muncipaux. Cette statistique rendue publique hier par le vice-président de la Ceni, Hervé Philibert Andriamanantsoa concerne l’ensemble du territoire national qui compte 1 695 communes.

Bien qu’il s’agisse d’une élection de proximité, on constate le désintérêt des citoyens à se présenter à ces communales . Même si des consignes ont été données par le gouvernement aux ministères et autres services concernés afin de faciliter et d’accélérer la délivrance des documents nécessaires pour la constitution des candidatures pour ces prochaines élections, il reste encore de nombreux blocages pour une grande partie des éventuels candidats dont le montant de la caution qui varie entre 700 000 ariary et 10 millions d’ariary.

Lors du point de presse effectué au siège de la CENI à Alarobia hier, Hervé Philibert Andriamanantsoa, a invité les futurs candidats à déposer dès ce mercredi leurs dossiers. Cela permettrait, explique-t-il de vérifier et/ou de compléter les dossiers. Il a rajouté que tous les responsables auprès de la Ceni font tout leur possible pour faciliter la réception des dossiers auprès des Organes de vérification et d’enregistrement des candidatures (OVEC).

13 commentaires

Vos commentaires

  • 11 septembre à 11:19 | I MATORIANDRO (#6033)

    Raha ohatra ka hoe 500 no milatsaka @ kominina 1500 de inona no dikan’izany r’inandra sy ry kelitiko fozaorana ???!!!

    Zany no atao hoe "FAILED STATE" ry lohan’angidina.

    Samia velonaina.

    • 11 septembre à 13:24 | Ibalitakely (#9342) répond à I MATORIANDRO

      Dia aza gagelà hafaka kelikely any raha toa ka lany 101% ny tgv/udrc/invincible armadama/mapar/ird/kôkalana... na 15 sur 1500 ny isan’ny mpilatsaka !! Sady azo raisina no mitombona.

    • 11 septembre à 15:54 | I MATORIANDRO (#6033) répond à I MATORIANDRO

      Efa mihorin-koditra nge ry zareo raha io tranga lazaiko io no misy e !!!

      Avelao ihanjahanja eo e !!!

      Samia velonaina.

    • 11 septembre à 18:55 | Isandra (#7070) répond à I MATORIANDRO

      Mpiosona atandro,

      Ny mpznohitra angamba no tsy mahita atolotra, ny teto Tana moa tsy nisy sahy ankoatran-dRavalo, fa raha ny anay toa feno ny tablao ny fifatenan’azy indray aza no henjana.

  • 11 septembre à 11:44 | rebey (#9809)

    On peut interpréter la situation de différentes manières,
    - ou les éventuels candidats ne croient plus au potentiel-pouvoir de maire
    - ou bien il ne croient pas à l’impartialité de l’Etat et du CENI quant à la transparence de ces élections
    - ou bien le montant du caution

    - Ou tout simplement , C’est l’Etat même qui organise cette désordre, pour pouvoir nommer les maires par décret.

    En tout cas, c’est un désaveu à l’endroit de nos dirigeants

  • 11 septembre à 12:20 | ratiarison (#10248)

    Niatomboka :2009 ka hatramin’izao Septambra 2019 MIREFAREFA ny fiainan’ny MALAGASY****** Miandry ny VELIRANO*******fa EHEHHHHHH *******VELI******TANDROKA no betsaka***inona no mba zava-tsoa nohentin’i Pape François 1er***ZERROOOOOO : à part ny TANY MENA i SOAMANDRAKIZAY dia ho mandrakizay eo ihany ny MALAGASY : ry mihinana ny IRD sy ny mihinana IEM sy ny tanamasoandro : ny ambiny andraso eo i PAOLY........!! fa i RICHARD efa nahazo étoile 3@ny satroka COW BOY stetson LERY @n’ izany no chef de bande izany no vaovao !! samy tsara !

  • 11 septembre à 14:26 | Vohitra (#7654)

    Ny lehiben ny Fokonolona izay akaiky indrindra ny vahoaka tsy mbola fidiana fa io mijanona tendrena io, ka tsy mahagaga raha toa ka tsy misy taitra ny olona.

    Nilaza ianao fa vao voafidy dia atomboka ny asa fanavotana ny Firenena amin ny fanaovana velirano manakoako rentany sy rendanitra. Dia nolazainao fa.efa ao ny vola ary efa vonona

    De aiza izany sivy volana aty afara ?

    Izao indray dia hoe handeha hampanofa tany hahazoambola.

    Fa inona ity e ?

    Fitaka be vava natao angoantenda ?

    Ataovy amin izay sitraponao ao e. Aleo ny olona hitady izay hanavotany ny ainy sisa fa leo ny fahanan-dalitra lava izao. Fidio ao izay mety aminao e

    • 11 septembre à 16:01 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Vohitra

      Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVALOMANANA mandrakariva no ataon’dry mpandravatafaraitsitomponandraikitra refy ny hadalany kanefa ry zareo tsy mahavita ny 1/1000 ny vitany akory afa-tsy ny miala andraikitra.

      Efa mibirioka miaankavia ry zareo fa tsy fantany hoe mandeha any @ fahaverzana ny familiana entiny.

      Manaraka izany de tsy manana olona tena havanana @ andraikitra tsara ankinina aminy izy ireo fa ireo olona mpanaonao t@ andron-dratsiralka sy ny taranany no mba manome tanana azy kanefa d’efa fantatra ny zavatra nataony teto.

      resaka be fotsiny ny hoe fanapariaham-pahefana fa dia ny fangoronana fahefana no tena tiany atao.

      Zay aloha ry namana fa dia :

      Samia velonaina.

    • 11 septembre à 16:49 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Matoriandro,

      Ka na ilay Razokiny Be tantsambo na i Le Bois dia samy mihevitra ny tenany ho Mosesy hitondra ny zanak Israely ho any amin ny tany Kanana, dia izao iaraha-mahita izao ny vokany.

      Ilay voalohany efa kirin antitra sisa, ilay faharoa indray mafy hatoka mziriziry tsy laitra atoro sady tsy mihaino mihintsy.

  • 11 septembre à 15:14 | ratiarison (#10248)

    Io no nambarako matetika eto @ny forum ny M.T. fa LERY tsy misy AKOFOKA ?? marina ny filazany HAFA bac-3 sy ny sisa *** résultat : VOnovorona no BOBOKA....!! AKOBAKA am-bava no VRACS....?? fa ny zava-bita : Andraso eo i PAOLY na koa miandry andra-ZAKA tsy hivalana ???? sa ahoana hoy ny MPANDALO...............!! samy tsara e !

    • 11 septembre à 17:04 | Vohitra (#7654) répond à ratiarison

      Salama Ratiarison,

      Ka ilay olana anie dia izao e : i Lery efa tsy mahay, ny naman i Lery miaraka aminy indray dia mpangalatra sy mpandainga ny ankamaroany. Dia tsy misy afatsy ny fankahalana an i Ravalomanana no mampiray azy ireo ao.

      Efa ohatrany theatre anie sisa izy ity e.

      Tsy tsapan i Lery ve hoe very fitokisana azy tanteraka ny olona e ?

      Nahita angano mihintsy ireo olona nifidy an i Lery e : izao ko ny tany sy harena any amin izy ireo indray no tadiavin i Lery ampanofaina ny vahiny.

      Voafitaka tamin ny fampandihizam-body notobasana velirano ny vahoaka

  • 11 septembre à 16:37 | Jo Brandon (#9919)

    Ka izany koa no efa nambarako ombieny ombieny fa ry zareo anie ka IRD e !
    " Izy Rehetra Dondrona " ( IRD ) no sady mpangalatra ( " Izy Rehetra Dahalo " - IRD ).

    • 11 septembre à 18:51 | Isandra (#7070) répond à Jo Brandon

      Jo-be,

      Aiza no hisy dondrona handresy maranitra izany, fa matoa izy nandresy dia maranitra noho ireo miseho maranitra izany.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS