Articles dans la rubrique « Fahatsiarovana »
-
dimanche 27 décembre 2020
| 355 visites
TSIARO - FINOANA
27 décembre 2000 - 27 décembre 2020
« Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » (Sal 23.1)
RAZAFIMANJATO Basile Naina
Dada, 20 taona sahady no nandaozanao anay, Nefa toy ny vao omaly rehefa sendra ny tsiahy, Namela mamy ianao ka tsy hohadinoinay, Nanoro sy nananatra ary nitaiza ny fanahy, Ny anatranatrao taminay zanaka taloha : Dia ny « ahay mankasitraka ny andro omen’Ny Tsitoha » !
« Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry. » (Sal 90.12) (...)
-
dimanche 28 juin 2020
| 626 visites
TSIARO - FINOANA
25 juin 2019 - 25 juin 2020
« Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » (Sal 23.1)
Lucie Blandine RAZAFIMANJATO (teraka RAZANAMALALA)
Herintaona lasa izay No nody eo an-tratran’Ny Ray ‘Lay Reny Malala tsy foinay Tsy ho adino mandrakizay Hafatra Mamy izay navelany Dia ny Soratra Masina napetrany
« Ampy ho anao ny fahasoavako » (II Kor 12.9) Ny zanany : Patrick sy Ilda, Eugène sy Hanitra, Steph sy Holi, Lalah sy Malala Ny zafiny : Angella, (...)
-
samedi 27 septembre 2008
| 1255 visites
27 septembre 2006 – 27 septembre 2008 BENJA ANDRIANTSIZEHENA Eduardo Albertini
Papa, maman, ny iray tampo ary ny fianakaviana manontolo
Roa taona sahady izay No nandaozanao anay Tsy ho voakosoka ato anaty Ary ho tadidy mandramaty
Dô, mandria am-piadanana !
Fa asandratray ho rehareha mandrakizay ianao (Isaia 60 – 15)
-
mercredi 30 juillet 2008
| 1620 visites
Dada RAVELOSON Albert Désiré (30 Juillet 2002 - 30 Juillet 20085) 6 Taona sahady no nandaozanao anay ry Dada malalanay ; tsy maty ao am-ponay ianao. Hoy ny vadinao : RAVELOSON Rajaonah Aimé sy ny zanaka aman-jafinao
-
mercredi 23 juillet 2008
| 1172 visites
RAZAFIARINOSY Alice M. S. 23 Jolay 2003 - 23 Jolay 2008 Mahatsiaro anao am-bavaka mandrakariva izahay ary tsy ho adinonay mihitsy ianao. Ny vadinao : RAZAFIARINOSY Arsène Ny zanaka aman-jafinao Ny fianakaviana manontolo
-
lundi 30 juin 2008
| 1774 visites
Ho an’i Mama RAZANAKOTO Robine 30/06/2005 - 30/06/2008
ANY IANAO
Njao mitamberina ato an-tsaiko 'Reo teny mamy napetrakao Mamelombelona ny aiko Mbola eto foana «ianao» Sarotra kosa ange ry Neny Ny tsy maintsy hanekena lanao any, kanefa izahay aty Dia tsy maintsy izany foana ve akia ? Ra-tojo olana mianjady «zava-misy foana» io hoy ianao Tsy maintsy vonona hiady Fantatro fa miahy ahy ianao Tsy hanadino anao ny foko Na dia lavitra aza ianao Loharanom-pifaliako Sy fahasambarako hatramin’izao (...)
-
mardi 24 juin 2008
| 1214 visites
RAJANELSON Jacob 24 Juin 2002 - 24 Juin 2008
Enintaona lasa izay no nandaozany anay Ekena satria sitraky ny Ray Mandria am-piadanana Papa Ny vadiny, ny zanany ary ny zafiny rehetra.
-
lundi 16 juin 2008
| 1887 visites
16 juin 2004 - 16 juin 2008 Eric Lalaina RAMIHONE
Mivavaha ho an’ny ray amandreninao, ny mpiray tampo aminao ary ny fianakaviana rehetra.
-
samedi 7 juin 2008
| 1681 visites
RABETSAROANA RABEFANONTA Irenée (Papa) 08 jona 2000 - 08 jona 2008
« Mifalia amin’ny fanantenana, mandefera amin’ny fahoriana, mahareta amin’ny fivavahana ». Hoy ny Vadiny, ny Zanaka Aman-jafiny ary Ny Fianakaviana manontolo
Hisy Fotoam-pivavahana ho Fahatsiarovana Azy manomboka ny Alahady 08 jona ka hatramin’ny 28 jona 2008 isa-maraina amin’ny 6 ora ao amin’ny EKAR Md Josefa Mahamasina.
« Mitadiava fihavanana amin’ny olona rehetra, ary mikatsaha fahamasinana ».
Andriamanitry ny fiadanana (...)
-
samedi 10 mai 2008
| 1934 visites
RALAISOA JEAN-LUC Ingénieur géotechnicien LNTPB 11 Mai 2007 - 11Mai 2008
« Fa izaho, dia ny eo akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy. » (Salamo 7328a)
Fa toy ny vao omaly, ilay andro nahaory, Nandaozanao anay tsy hifampijery intsony Tsy haiko nosainina ny tsy hahitanao Na maty aza ianao ry Jean-Luc Ny hany fiononanay dia ny miankina amin-dRay Hany tokana mandahatra ka hofikiranay ho (...)
-
jeudi 27 mars 2008
| 1974 visites
PROFESORA RAHAINGOARIVONY George-Herbert 2003 - 21 Mars 2008
Dimy taona lasa izay no nandaozanao anay. Tsy ho maty mandrakizay ao am-ponay ny fahatsiarovana anao. Mandria am-piadanana
Hoy : Ny vadinao : Rahaingoarivony Bodo Emilienne Ny zanakao : Nancy sy Francis Schuwey Voahangy sy Simon Klimaszewski Nirina sy Cyrille Christen Ny zafinao : Nelly, Maeva
ary ny fianakaviana rehetra aty Madagasikara, any Suisse, sy France.
« Handry amin’ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka (...)
-
vendredi 21 mars 2008
| 2265 visites
PROFESORA RAHAINGOARIVONY George-Herbert 2003 - 21 Mars 2008
Dimy taona lasa izay no nandaozanao anay. Tsy ho maty mandrakizay ao am-ponay ny fahatsiarovana anao. Mandria am-piadanana
Hoy : Ny vadinao : Rahaingoarivony Bodo Emilienne Ny zanakao : Nancy sy Francis Schuwey Voahangy sy Simon Klimaszewski Nirina sy Cyrille Christen Ny zafinao : Nelly, Maeva
ary ny fianakaviana rehetra aty Madagasikara, any Suisse, sy France.
« Handry amin’ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka (...)
-
vendredi 29 février 2008
| 2240 visites
RAKOTONDRAINIBE Joseph 29/02/04 - 29/02/08 (Mpiasan’ny CNAPS)
RAZANAJAONA Henriette 13/02/04- 13/02/08 (Mpiasan’ny CNAPS)
Efa-taona izay no nandaozanareo anay. Miantso izay mahafantatra azy ireo mba hahatsiaro am-bavaka ho fialan-tsasatry ny fanahin’izy ireo.
Hoy ny zanany, ny zafiny, ny fianakaviana manontolo.
-
jeudi 31 janvier 2008
| 1675 visites
RAZAIARIVELO Emilie (Nenitoa Ly) 31.01.2003 - 31.01.2008
Dimy taona androany No nandaozanao ny tany Ka tsaroana ombieny ombieny Ireo soa izay vitanao ry neny
Tsy voakosoky ny andro Na atelin’ny fotoana Fa ianao tsaroana hatrany Indrindra moa fa ny andro androany
Tsy adino ry mama ireny hafatrao Indrindra ny fifankatiavan’ny ankohonanao.
Hoy ny zanakao, ny zafikelinao ary ny fianakaviana manontolo.
Aoka hahatsiaro ambavaka izay rehetra nahafantatra (...)
-
samedi 19 janvier 2008
| 1825 visites
RAKOTONDRAZAKA ANDRIANTSIFA 12 JANVIER 2005 - 12 JANVIER 2008
Tsy maty ao am-ponay ny fahatsiarovanao. Mandria am-piadanana.
Sissi vadinao, Nathalie sy Serge zanakao.
« Ary raha ny Fanahin’Izay nanangana an’i Jesosy tamin’ ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an’ i Kristy Jesosy tamin’ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin’ ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo » (ROMANA 8, (...)
-
mercredi 16 janvier 2008
| 1679 visites
« Iaveh ô, na aiza na aiza no alehako, Ny tendrinao no nanondro ny hiainako Ny sitrakao no namaritra ny androko Tsy maizina ho Anao na aizina aza Hazavana mamiratra ny alina ».
Tsarovy amim-bavaka izy.
RANARIJESY RAJASMINA Annie 16 janvier 2005 - 16 janvier 2008
Eny tokoa indray miserana ihany ny iainantsika tsirairay Izay ilaozana, mipitrapitra F’ilay fandalovanao tety, tsaroana foana ho anay Isan’andro, isa-minitra Fa dia fotoana fohy dia fohy No nampindramana anay, fo tena be fitiavana (...)
-
mercredi 26 décembre 2007
| 1802 visites
RAVELOARISON Solofo Herilanto 25 Desambra 2002 - 25 Desambra 2007
« Handry amin’ny fiadanana aho, ka hatory miaraka amin’izay, satria Hianao, Jehovah ô, no mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy ». (Sal. 4 : 8)
-
vendredi 30 novembre 2007
| 2063 visites
« Ho voninahitr’Andriamanitra » 30 Novambra 2006 - 30 Novambra 2007 RAJERISON HANITRY NY AVO NIRINASOA
Zazavavy olon’ ny finoana, nafàna fo tamin’ ny fanompoana ny Tompo sy ny fampianarana ny tenin’ Andriamanitra tamin’ ny ankizy. Nanao ho zava-dehibe ny fitiavana ny ankizy.
Herintaona izay no nandaozanao anay ho any amin’ ny Ray. Nefa tsy ho hadinonay fa velona ao am-po mandrakizay. DADA sy NENY HASINIAVO - MIRANTO - MIANTSA DADATOA EUGENE sy NENITOA VERO
Ny Sekoly Alahady sy ny (...)
-
mardi 27 novembre 2007
| 1786 visites
27 Novambra 2006 - 27 Novambra 2007 Mahatsiaro ny 27 Novambra 2006 nifandaozana tamin’ i Doré ANDRIANOELINA
ary misaotra an’Andriamanitra Avo indrindra, ilay tompon’ny Teny farany sady Tompon’ny tena fampiononana. Ny Fanahy Masina tokoa no nampahery ny vady navelany RABARISON Maminirina sy ireo zanany : Dina ANDRIANOELIMANANA Barson Felana ANDRIANOELINA Barson Rivo ANDRIANOELIMANANA Barson, ny reniny : RAZAFINDRAKOTO Marcelline sy ny fianakaviana (...)
-
samedi 24 novembre 2007
| 1854 visites
RANDRIAMANANJARA André Claude (Steffy Hotel ) 20 Novambra 1999 - 20 Novambra 2007
Fahatsiarovana tsy maty : Misalovana ato anaty, Mibosesika tsy tanty, Te-hiseho, te-hiranty! Tsy voafafako ato an-tsaina, Alina mandra-maraina, Nefa aho tsy hitaraina Fa hanohy ‘zay nokasaina. Fonao no ato am-poko, Mifangihy am-bokovoko Tandindonao tsy miova loko. Mitsidika ahy an-tsokosoko ! Matokia ry Mala!a : « Ny hafatrao tsy an-jorom-bala, N’iza n’iza hankahala, Voiziko tsy an-kisala ». Nonoh (...)