Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 17h10
 

Articles dans la rubrique « Fahatsiarovana »

  • RAZAFIMANJATO Basile Naina

    dimanche 27 décembre 2020 |  389 visites
    TSIARO - FINOANA 27 décembre 2000 - 27 décembre 2020 « Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » (Sal 23.1) RAZAFIMANJATO Basile Naina Dada, 20 taona sahady no nandaozanao anay, Nefa toy ny vao omaly rehefa sendra ny tsiahy, Namela mamy ianao ka tsy hohadinoinay, Nanoro sy nananatra ary nitaiza ny fanahy, Ny anatranatrao taminay zanaka taloha : Dia ny « ahay mankasitraka ny andro omen’Ny Tsitoha » ! « Mampianara anay hanisa ny andronay, Hahazoanay fo hendry. » (Sal 90.12) (...)
  • Lucie Blandine RAZAFIMANJATO

    dimanche 28 juin 2020 |  662 visites
    TSIARO - FINOANA 25 juin 2019 - 25 juin 2020 « Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » (Sal 23.1) Lucie Blandine RAZAFIMANJATO (teraka RAZANAMALALA) Herintaona lasa izay No nody eo an-tratran’Ny Ray ‘Lay Reny Malala tsy foinay Tsy ho adino mandrakizay Hafatra Mamy izay navelany Dia ny Soratra Masina napetrany « Ampy ho anao ny fahasoavako » (II Kor 12.9) Ny zanany : Patrick sy Ilda, Eugène sy Hanitra, Steph sy Holi, Lalah sy Malala Ny zafiny : Angella, (...)
  • BENJA ANDRIANTSIZEHEN Eduardo Albertini

    samedi 27 septembre 2008 |  1266 visites
    27 septembre 2006 – 27 septembre 2008 BENJA ANDRIANTSIZEHENA Eduardo Albertini Papa, maman, ny iray tampo ary ny fianakaviana manontolo Roa taona sahady izay No nandaozanao anay Tsy ho voakosoka ato anaty Ary ho tadidy mandramaty Dô, mandria am-piadanana ! Fa asandratray ho rehareha mandrakizay ianao (Isaia 60 – 15)
  • RAVELOSON Albert Désiré

    mercredi 30 juillet 2008 |  1622 visites
    Dada RAVELOSON Albert Désiré (30 Juillet 2002 - 30 Juillet 20085) 6 Taona sahady no nandaozanao anay ry Dada malalanay ; tsy maty ao am-ponay ianao. Hoy ny vadinao : RAVELOSON Rajaonah Aimé sy ny zanaka aman-jafinao
  • RAZAFIARINOSY Alice M. S.

    mercredi 23 juillet 2008 |  1174 visites
    RAZAFIARINOSY Alice M. S. 23 Jolay 2003 - 23 Jolay 2008 Mahatsiaro anao am-bavaka mandrakariva izahay ary tsy ho adinonay mihitsy ianao. Ny vadinao : RAZAFIARINOSY Arsène Ny zanaka aman-jafinao Ny fianakaviana manontolo
  • RAZANAKOTO Robine

    lundi 30 juin 2008 |  1780 visites
    Ho an’i Mama RAZANAKOTO Robine 30/06/2005 - 30/06/2008 ANY IANAO Njao mitamberina ato an-tsaiko 'Reo teny mamy napetrakao Mamelombelona ny aiko Mbola eto foana «ianao» Sarotra kosa ange ry Neny Ny tsy maintsy hanekena lanao any, kanefa izahay aty Dia tsy maintsy izany foana ve akia ? Ra-tojo olana mianjady «zava-misy foana» io hoy ianao Tsy maintsy vonona hiady Fantatro fa miahy ahy ianao Tsy hanadino anao ny foko Na dia lavitra aza ianao Loharanom-pifaliako Sy fahasambarako hatramin’izao (...)
  • RAJANELSON Jacob

    mardi 24 juin 2008 |  1218 visites
    RAJANELSON Jacob 24 Juin 2002 - 24 Juin 2008 Enintaona lasa izay no nandaozany anay Ekena satria sitraky ny Ray Mandria am-piadanana Papa Ny vadiny, ny zanany ary ny zafiny rehetra.
  • Eric Lalaina RAMIHONE

    lundi 16 juin 2008 |  1892 visites
    16 juin 2004 - 16 juin 2008 Eric Lalaina RAMIHONE Mivavaha ho an’ny ray amandreninao, ny mpiray tampo aminao ary ny fianakaviana rehetra.
  • RABETSAROANA RABEFANONTA Irenée

    samedi 7 juin 2008 |  1694 visites
    RABETSAROANA RABEFANONTA Irenée (Papa) 08 jona 2000 - 08 jona 2008 « Mifalia amin’ny fanantenana, mandefera amin’ny fahoriana, mahareta amin’ny fivavahana ». Hoy ny Vadiny, ny Zanaka Aman-jafiny ary Ny Fianakaviana manontolo Hisy Fotoam-pivavahana ho Fahatsiarovana Azy manomboka ny Alahady 08 jona ka hatramin’ny 28 jona 2008 isa-maraina amin’ny 6 ora ao amin’ny EKAR Md Josefa Mahamasina. « Mitadiava fihavanana amin’ny olona rehetra, ary mikatsaha fahamasinana ». Andriamanitry ny fiadanana (...)
  • RALAISOA Jean Luc

    samedi 10 mai 2008 |  1945 visites
    RALAISOA JEAN-LUC Ingénieur géotechnicien LNTPB 11 Mai 2007 - 11Mai 2008 « Fa izaho, dia ny eo akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy. » (Salamo 7328a) Fa toy ny vao omaly, ilay andro nahaory, Nandaozanao anay tsy hifampijery intsony Tsy haiko nosainina ny tsy hahitanao Na maty aza ianao ry Jean-Luc Ny hany fiononanay dia ny miankina amin-dRay Hany tokana mandahatra ka hofikiranay ho (...)
  • RAHAINGOARIVONY George-Herbert

    jeudi 27 mars 2008 |  1984 visites
    PROFESORA RAHAINGOARIVONY George-Herbert 2003 - 21 Mars 2008 Dimy taona lasa izay no nandaozanao anay. Tsy ho maty mandrakizay ao am-ponay ny fahatsiarovana anao. Mandria am-piadanana Hoy : Ny vadinao : Rahaingoarivony Bodo Emilienne Ny zanakao : Nancy sy Francis Schuwey Voahangy sy Simon Klimaszewski Nirina sy Cyrille Christen Ny zafinao : Nelly, Maeva ary ny fianakaviana rehetra aty Madagasikara, any Suisse, sy France. « Handry amin’ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka (...)
  • PROFESORA RAHAINGOARIVONY George-Herbert

    vendredi 21 mars 2008 |  2271 visites
    PROFESORA RAHAINGOARIVONY George-Herbert 2003 - 21 Mars 2008 Dimy taona lasa izay no nandaozanao anay. Tsy ho maty mandrakizay ao am-ponay ny fahatsiarovana anao. Mandria am-piadanana Hoy : Ny vadinao : Rahaingoarivony Bodo Emilienne Ny zanakao : Nancy sy Francis Schuwey Voahangy sy Simon Klimaszewski Nirina sy Cyrille Christen Ny zafinao : Nelly, Maeva ary ny fianakaviana rehetra aty Madagasikara, any Suisse, sy France. « Handry amin’ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka (...)
  • RAKOTONDRAINIBE Joseph sy RAZANAJAONA Henriette

    vendredi 29 février 2008 |  2242 visites
    RAKOTONDRAINIBE Joseph 29/02/04 - 29/02/08 (Mpiasan’ny CNAPS) RAZANAJAONA Henriette 13/02/04- 13/02/08 (Mpiasan’ny CNAPS) Efa-taona izay no nandaozanareo anay. Miantso izay mahafantatra azy ireo mba hahatsiaro am-bavaka ho fialan-tsasatry ny fanahin’izy ireo. Hoy ny zanany, ny zafiny, ny fianakaviana manontolo.
  • RAZAIARIVELO Emilie

    jeudi 31 janvier 2008 |  1677 visites
    RAZAIARIVELO Emilie (Nenitoa Ly) 31.01.2003 - 31.01.2008 Dimy taona androany No nandaozanao ny tany Ka tsaroana ombieny ombieny Ireo soa izay vitanao ry neny Tsy voakosoky ny andro Na atelin’ny fotoana Fa ianao tsaroana hatrany Indrindra moa fa ny andro androany Tsy adino ry mama ireny hafatrao Indrindra ny fifankatiavan’ny ankohonanao. Hoy ny zanakao, ny zafikelinao ary ny fianakaviana manontolo. Aoka hahatsiaro ambavaka izay rehetra nahafantatra (...)
  • RAKOTONDRAZAKA Andriantsifa

    samedi 19 janvier 2008 |  1834 visites
    RAKOTONDRAZAKA ANDRIANTSIFA 12 JANVIER 2005 - 12 JANVIER 2008 Tsy maty ao am-ponay ny fahatsiarovanao. Mandria am-piadanana. Sissi vadinao, Nathalie sy Serge zanakao. « Ary raha ny Fanahin’Izay nanangana an’i Jesosy tamin’ ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an’ i Kristy Jesosy tamin’ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin’ ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo » (ROMANA 8, (...)
  • RANARIJESY RAJASMINA Annie

    mercredi 16 janvier 2008 |  1685 visites
    « Iaveh ô, na aiza na aiza no alehako, Ny tendrinao no nanondro ny hiainako Ny sitrakao no namaritra ny androko Tsy maizina ho Anao na aizina aza Hazavana mamiratra ny alina ». Tsarovy amim-bavaka izy. RANARIJESY RAJASMINA Annie 16 janvier 2005 - 16 janvier 2008 Eny tokoa indray miserana ihany ny iainantsika tsirairay Izay ilaozana, mipitrapitra F’ilay fandalovanao tety, tsaroana foana ho anay Isan’andro, isa-minitra Fa dia fotoana fohy dia fohy No nampindramana anay, fo tena be fitiavana (...)
  • RAVELOARISON Solofo Herilanto

    mercredi 26 décembre 2007 |  1807 visites
    RAVELOARISON Solofo Herilanto 25 Desambra 2002 - 25 Desambra 2007 « Handry amin’ny fiadanana aho, ka hatory miaraka amin’izay, satria Hianao, Jehovah ô, no mampitoetra ahy mitokana irery tsy manana ahiahy ». (Sal. 4 : 8)
  • RAJERISON Hanitry Ny Avo Nirinasoa

    vendredi 30 novembre 2007 |  2064 visites
    « Ho voninahitr’Andriamanitra » 30 Novambra 2006 - 30 Novambra 2007 RAJERISON HANITRY NY AVO NIRINASOA Zazavavy olon’ ny finoana, nafàna fo tamin’ ny fanompoana ny Tompo sy ny fampianarana ny tenin’ Andriamanitra tamin’ ny ankizy. Nanao ho zava-dehibe ny fitiavana ny ankizy. Herintaona izay no nandaozanao anay ho any amin’ ny Ray. Nefa tsy ho hadinonay fa velona ao am-po mandrakizay. DADA sy NENY HASINIAVO - MIRANTO - MIANTSA DADATOA EUGENE sy NENITOA VERO Ny Sekoly Alahady sy ny (...)
  • Doré ANDRIANOELINA

    mardi 27 novembre 2007 |  1787 visites
    27 Novambra 2006 - 27 Novambra 2007 Mahatsiaro ny 27 Novambra 2006 nifandaozana tamin’ i Doré ANDRIANOELINA ary misaotra an’Andriamanitra Avo indrindra, ilay tompon’ny Teny farany sady Tompon’ny tena fampiononana. Ny Fanahy Masina tokoa no nampahery ny vady navelany RABARISON Maminirina sy ireo zanany : Dina ANDRIANOELIMANANA Barson Felana ANDRIANOELINA Barson Rivo ANDRIANOELIMANANA Barson, ny reniny : RAZAFINDRAKOTO Marcelline sy ny fianakaviana (...)
  • RANDRIAMANANJARA André Claude

    samedi 24 novembre 2007 |  1859 visites
    RANDRIAMANANJARA André Claude (Steffy Hotel ) 20 Novambra 1999 - 20 Novambra 2007 Fahatsiarovana tsy maty : Misalovana ato anaty, Mibosesika tsy tanty, Te-hiseho, te-hiranty! Tsy voafafako ato an-tsaina, Alina mandra-maraina, Nefa aho tsy hitaraina Fa hanohy ‘zay nokasaina. Fonao no ato am-poko, Mifangihy am-bokovoko Tandindonao tsy miova loko. Mitsidika ahy an-tsokosoko ! Matokia ry Mala!a : « Ny hafatrao tsy an-jorom-bala, N’iza n’iza hankahala, Voiziko tsy an-kisala ». Nonoh (...)

0 | 20

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS