Madagascar-Tribune.com
http://www.madagascar-tribune.com/RABENANDRASANA-Euphraime,5584.html
RABENANDRASANA Euphraime
samedi, 22 mars 2008

Amin’ny finoana sy fanantenana amin’ ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RABENANDRASANA Euphraime
(Dadahova)

Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 20 Mars 2008, rehefa nivahiny 67 taona teto an-tany

Hoy

-  Ny Vadiny :
RAZANABOLOLONA Bakolinirina

-  Ny Zanany :
RANDRIANANDRASANA Manase sy Hary
RANDRIANANDRASANA Euphraime
RAMAHANDRY Yves sy Vololonirina Nambinintsoa Fanantenana
RANDRIANANDRASANA Valery
RANDRIANANDRASANA Tiana Fabien

-  Ny Taizany :
RABAKOARIMISA Liva sy Vola

-  Ny Zafiny :
Toky, Liantsoa, Avotra

-  Ny Rafozany :
RAKOTOFIRINGA Daniel mivady

-  Ny fianakaviana manontolo

Ny Fiangonana sy ny fokontany

Ny nofony dia hiala ao Ambondrona lot II D 30 ny Alatsinainy 24 Mars 2008 amin’ny 12 ora antoandro, ary ho entina anomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy atao veloma farany ao amin’ny FJKM Tranovato SAMBORATO alohan’ny hametrahana ny nofony ao amin’ny fasandrazany Atoby Ambohijanaka.

« Ary ny zanako sy ny asany tanako dia aoka adidiko ihany ».
(Isaia 45 - 11)

« Soa ihany aho nampahoriana mba hianarako ny didinao ».
(Salamo 119 - 71)