Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 18h45
 

Répondre à un commentaire

16 avril 2018 à 11:17 | Ibalitakely (#9342)

- Ny tantara tsy fanadino & rehefa ny hafa no mihira dia vorondolo fa rehefa ny tena no mihira dia voromanga : nosakanana tsy hiverina teto an-tanintaranaka i Ra8 ka hatramin’ny vady aman-janany [http://www.madagascar-tribune.com/Lalao-Ravalomanana-refoulee-de,17740.html ] & nesorina ny ankamaroan’ny ben’ny tanàna ka hatramin’ny chefs de région.
- Izany fampatsiahivana izany eo ihany fa rehefa tsapa tokoa fa tandodomin-doza tanteraka indray ny firenena TANITARANAKA dia tsy misy mahadiso velively ny mamono afo mandoro ny tanety manodidina anao miaraka @ mpiray vodirindrina aminao, eny na dia tsy mifankahazo aza ianareo roa tonta. EFA MANOMBOKA MIROSO IHANY KOA NY FAMPIHAVANANA.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS