Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Répondre à un commentaire

11 avril 2018 à 16:51 | RAMBO (#7290)

Mahagaga fa rehefa aty Andafy aho dia te hiteny Gasy foana...rehefa any Antanana dia miteny vazaha. Azoko tsara ny probleman’i Zana aty lavitra be aty amin’ilay hoe Ravitoto sy Henakisoa na voanjo bory. Kanefa gaga aho fa kay ny Sinoa mivarotra mangahazo sy ravitoto koa aty ? Màzana ireto Sinoa ireto ka...miaiky azy ireo aho.
Tena mba mamiratra aloha ny aty ê.
« Henoy tsara ity hira ity ry Gasy namako fa atolotra ho anareo » hoy ny... Hira namelan-kafatra fahiny !
https://www.youtube.com/watch?v=wJQwLXFIdxg

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS