Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 23 avril 2024
Antananarivo | 13h16
 

Répondre à un commentaire

6 avril 2018 à 10:26 | Marika (#9389)

Nisy resaka nandeha tamin’ny réseaux sociaux nilaza fa misy KARANA nanao ny financement ny corruption nataon’ireo députés ireo . Ny montant voalaza dia mahatratra any @ 30 Miliara Ar.
Tsara ho fantatra koa izany olona izany ary fongorina sy fantarina ny fiavian’ny volabe toy izany.
Avy aiza ny vola ary inona ny asan’io KARANA io,mandoha hetra ara dàlana ve ? Sao dia manitrika vola any @ paradis fiscaux na koa manao trafika isan-karazany... Volamena,vato,biby,PPN...sns.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS