Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 2 mai 2024
Antananarivo | 00h14
 

Répondre à un commentaire

6 avril 2018 à 09:08 | I MATORIANDRO (#6033)

Averina ihany fa mahomby foana ry heridegany vy miaina izay tohanann-dry ramboadia tsy vanona sy ny forongony rehefa manao hery vay manta.

de mbola mamerina ihany aho fa raha te hanafoana io fomba tsy vanona ataon-dry zareo io dia tsy maintsy miditra ao anatin’io kilalao maloto faritan-dry zareo io.

Hafatra ho an’Andriamatoa Filoha Hajaina Marc RAVAOLAMAMA dia tiana ny manimpy hevitra fa hadisoana be vava ny mety ho fiarahana @ilay mpampandihy fitombenana ireo.

Tsotra ny hevitra atao de zao : ampiasao ny fahefana rehetra eo am-pelantanan-dRamatoa Neny Lalao RANAVALOMANAMANJAKA fa ny vahoaka efa miandry mpitarika fotsiny.

Samia velonaina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 

Archives

mai 2024 :

Rien pour ce mois

avril 2024 | juin 2024