Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 08h07
 

Répondre à un commentaire

12 janvier 2018 à 12:22 | Ibalitakely (#9342)

Ny fitsaram-bahoaka anie dia efa manambara fa betsaka no tsy mahatoky loatra ny fisarana eto amin-tsika e !! Ny mpitandro filaminana izay tonga dia mandripaka olona tsy misy fitsarana fa hoe lazainy fa dahalo na dia tsy nahitana fitaovana mahery vaika aza teo akaiky an’ireo lazainy ka “légitime défense” hono no nataony. Ireny olona nahazo IST na voaheloka mbola lasa EVASAN tany Maorisy ireny dia mangony fotsiny ilazana fa tokony ho avaozina [refonte totale] tanteraka ny fitsarana malagasy. Na ireny t@ 2009 ka izay tian’ny sasany tsaraina [asabotsy mena] dia voatsaratsara fa ny alatsinainy mainty ohatra tsisy resaka fitsarana na kely aza →→→→ dia toa mahalasa eritreritra ihany tokoa. Izaho manokana dia mihevitra fa alohan’ny rehetra na fampihavanana io na fanovana lalam-panorenana io na izay zava-dehibe rehetra tiana atao eto amin’ny firenena dia io fitsarana io, & ny fanaovan-gazety na an-tsoratra na @ haino aman-jery, no amboarina tsara aloha mba ahaleo-tena tsara & feno isan-tsokajy/ambaratonga. Manaraka ho azy ny filaminana rehetra avy eo.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS