Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 16h01
 

Répondre à un commentaire

11 janvier 2018 à 00:22 | mandinika (#4014)

Ho an’ireo gasy adala tsy mahalala maka ohatra tamin’ny zava-nitranga teo aloha.
tsy ny fanaovan hetsi-bahoaka hanonganana na tsia fanjakana no hampivoatra ny malagasy, fa ny fahaizana maka lesona ny tsy mety natao teo aloha. Ny malagasy tsirairay no afaka hampivoatra ny firenena fa tsy ny mpitondra velively, ka ilaozy miady hevitra amin’ny tsy misy dikany eto daholo.
ny asa vitan’ny tsirairay no andrasana hampivoatra ny firenena fa raha ny bla bla anareo rehetra sy ny mpanao politika dia tsy hampiova n’inon’inona.
Ataovy ny kajikajy fa raha ny fotoana laninareo nanoratana teto no natambatra sy nentina nanampiana ny firenena dia angamba efa lasa lavitra sy nana-karena ny gasy.
Indrisy mantsy fa toe-tsina lo morina no betsaka eto Madagasikara

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS